Izao no mba tena vaovao mahafaly e!

1. locl ( 14/05/2009 15:09)
Izao no tena mba vaovao mahafaly sy manintona saina fa tsy ny an'irony HAT rediredy ny tsy fahombiazana.

Marc Ravalomanana est intervenu aujourd’hui sur BBC pour lancer un appel à la communauté internationale afin de l’aider à revenir au pays « dès que possible » pour y « restaurer la Démocratie ».
Dans une interview, il a répondu à la journaliste de BBC de Johannesburg en Afrique du Sud. Il a entre autres demandé à la communauté internationale de l’aider à retourner à Madagascar afin d’y organiser au plus vite une élection présidentielle anticipée, ou un référendum avec la création d’un gouvernement inclusif.
S’adressant à la BBC, M.Ravalomanana a déclaré que son retour sur la Grande ÃŽle est au cÅ“ur de la restauration de la démocratie à Madagascar.
Le président devrait également faire une interview exclusive jeudi sur RFI à 7h30, 8h30, 9h30, 15h30, heure de Madagascar.

16:50 - Le Président Ravalomanana et M. Kofi Annan se sont entretenus ce matin au sujet de la crise politique. L’ancien Secrétaire Général des Nations Unies s’est engagé à jouer « un rôle actif afin pour contribuer au retour à l’ordre constitutionnel selon la Constitution de Madagascar », affirme un communiqué. C’est leur deuxième entretien en l’espace de quelques jours.

13:10 - Selon le colonel Jean Bruno Razafindrakoto, aucun gendarme n’a été mandaté pour assurer la garde rapprochée de Pierrot Rajaonarivelo
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 00:10
2. xxx ( 14/05/2009 15:19)
zany ny olona tsy mataho-masomena ,zany no lehilahy tsy mitsaoka adidy
be ndray zao no hitomany ny tgvendrana ny tim miverina ny tgv en panne
3. xxx ( 14/05/2009 15:22)
ny tgv olona matahotra fadiranovana an-dra8 miforitra mihitsy vao hoe hiverina izy!!!
4. xxx ( 14/05/2009 15:40)
be ny hanonofy ratsy ny tgvendrana , maheno an'zany vaovoa tsara zany an =D> =D> =D> =D>
5. bazylou ( 14/05/2009 15:42)
xxx miresaka amin'ny xxx, miteny rery lery... :-D :-D :-D
6. benkintana ( 14/05/2009 15:50)
ampiriatako hatrany an-kaboné koa ve elah ty é
7. fijo ( 14/05/2009 21:17)
fifdianana ihany izay de vita
8. pikatti ( 15/05/2009 00:10)
Aleo atao ara-demokratika dia zay manàna ny progama ny hampandroso an'i Madagasikara dia aleo hirotsaka na R8 io na iAndry (iny izy toa nanapy gan io aloha ) na Roindefo io na Pierrot io na Ratsivalaka io izya fa efa be ny listes efa miely any , ka dia aleo ny vahoaka Malagasy no hifidy ny ho filohany
Ary mila hatao haingana izany fa dans l'impasse tanteraka isika izao
Ny fikarakarana an'io dia efa betsaka ireo firenen-dehibe ,na ny ara-bola na ny logistiques retra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387