Mety tsy hanoahana ny HAT ny CAPSAT? Inona ny hevitrao ?

1. diloo ( 14/05/2009 12:39)
Raha manoahana an'i Pierrot RAJAONARIVELO ny CAPSAT, dia iza no hiaro an'i TGV sy ireo HAT?
Mety possible io ary mety hiova HAE (Haute Autorité des Exilés) ny HAT.
Raha izany no izy dia mety angataka protection hiverina any @'ny masoivon'ny tsotsika izany i lery?
Misokatra indray izany ny dinika ny pro-TGV sy ny pro-Pierrot. Mety tsy ahazo kil ny pro-RA8. Sa ahoana? Dia samy mifandinika eto indray aloha. :wink:
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 00:37
2. ravalotgv ( 14/05/2009 12:44)
tss mividy base hafa indray ee ny enchère anie misy foana ee

ze capsat kely sy sarla kely io ve de hampatahotra an dra8

sniff
tcrouff


:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. tsiafoi1 ( 14/05/2009 12:59)

Tsy hitombina izany fa tsy maintsy manao tamba-be ireo mandaboka ny hazo vaventy... Fa amin'ity indray mitoraka ity de ny any anaty urne no mikoty... Tsy maintsy hisy resaka hala-bato sns any... De 2002 bis indray ny tantara
4. xxx ( 14/05/2009 13:15)
2006 bis hoe!
5. xxx ( 14/05/2009 13:34)
Ny CAPSAT tsy antoko politika tsy akory ka hoe hanohana an'iry na anohana an'iry,

Ny tafika (zandary, polisy, miaramila) dia tsy manohana na iza na iza, natao handray baiko avy @ fitondrana misy izy,
"tsy maintsy tanterahina , ny baiko miaramila" (Mahaleo)
na mifanaraka @ sainy io na tsia fa reefa baiko avy any ambony tsy maintsy tanterahina,
dia nipetraka ny HAT, dia mandray baiko avy any no anjarany, fa tsy afa-manoatra,
olona nanompo an-dra8 ihany anie ireo fa sao de heverinareo tsy nanompo e,
rah zandary na polisy na miaramila ny dadanao de ho takatrao izany,

rah manohana ny HAT i Rakoto Zandary tsy @ maha Zandary azy fa @ maha Rakoto azy,





6. xxx ( 14/05/2009 14:11)
xxx:

Ny CAPSAT tsy antoko politika tsy akory ka hoe hanohana an'iry na anohana an'iry,

Ny tafika (zandary, polisy, miaramila) dia tsy manohana na iza na iza, natao handray baiko avy @ fitondrana misy izy,
"tsy maintsy tanterahina , ny baiko miaramila" (Mahaleo)
na mifanaraka @ sainy io na tsia fa reefa baiko avy any ambony tsy maintsy tanterahina,
dia nipetraka ny HAT, dia mandray baiko avy any no anjarany, fa tsy afa-manoatra,
olona nanompo an-dra8 ihany anie ireo fa sao de heverinareo tsy nanompo e,
rah zandary na polisy na miaramila ny dadanao de ho takatrao izany,

rah manohana ny HAT i Rakoto Zandary tsy @ maha Zandary azy fa @ maha Rakoto azy,



Aleo hifampidera Mahaleo e
"Fanajakana loham-boto, tsy mba ho ela velona"

7. 08051972 ( 14/05/2009 14:13)
Zà tena zanaka miaramila mihintsy ary ny fianakaviako aza mbola misy miaramila sy zandary amperin'asa mihints fa ny mifanohitr'@ io teninao io no nataon'ny CAPSAT fa satria naninon' ary izy no tsy manohana ny ara-dalana ? :roll: :roll: :roll:
8. xxx ( 14/05/2009 14:21)
Mpangalatra mifono lalana ve????
9. xxx ( 14/05/2009 14:28)
Zà tena zanaka miaramila mihintsy ary ny fianakaviako aza mbola misy miaramila sy zandary amperin'asa mihints fa ny mifanohitr'@ io teninao io no nataon'ny CAPSAT fa satria naninon' ary izy no tsy manohana ny ara-dalana ?

ARA-DALANA INONA,??? tsy any ny olana fa reefa io no eo aloha izao dia io mandrapahatongavan'izay ara-dalanao,
reefa tonga ilay lazainao ara-dalana (tsy ravalo no teneiko efa ny olom-boafidy lany @ fifidianana) dia tsy maintsy manaraka ny baikon'izay misy eo ny tafika na tiany na tsy tiany ilay olona eo,
Ny HAT n ofitondrana misy @ zao de io aloha no hekeny, anjaran'ny tribonaly sy ny mpanao politika no mifanolana @ maha-aradalana ny HAT na tsia fa tsy anjaran'ny tafika velively,
Be dia be ange ny lehiben'i gendarme na polisy miova e, fa tsy misy tafika hitanao milahatra eny an-dalambe hoe zahay tsy hanaiky fa ny anay le talou ihany , ilay napetrak'i Ravalo,
fa manaiky izy na tsy mifanaraka @ sainy aza, ary tsy maintsy mandray baiko @ ilay sefony izy na tsy mitovy firihan-kevitra aza ry zareo fa io no hatao hoe sefo koa
10. fijo ( 14/05/2009 21:26)
adaladala re resaka nefa mety hitombona.efa mibaribary izao fa manohana olonany capsat.(raha tsy izany tsy hafaka teo ravalo)ny olana anefa,dia resep taloha ireo ary mbola mamofona arema.ka raha arema no resahina,dia i pierrot no hafaka mijoro.ka mety hisy io fanohanana an'i pierrot io.amin'ny fomba fampitahorana olona any ambanivohitra any.
11. diloo ( 14/05/2009 23:28)
(12-05-2009)
Le secrétaire d’Etat à la sécurité publique du gouvernement de transition, Organes Rakotomihantarizaka voit à nouveau rouge lors du meeting de Pierrot Rajaonarivelo qui a drainé une foule monstre à Toamasina.
Son intervention à la télévision nationale trahit une certaine panique suite au succès du meeting du secrétaire nationale de l’Arema. L’interdiction de toute manifestation politique instaurée par le gouvernement de la transition rencontre de la résistance et un peu partout.
Monja Roindefo, chef du gouvernement de transition, a été désavoué par Pierrot Rajaonarivelo. Pourtant gracié, ce dernier a été sommé de ne pas rentrer au pays avant qu’une loi sur l’amnistie ne soit votée. Monja Roindefo avait alors déclaré que la transition ne veut pas dire déliquescence de l’Etat. Il n’a pas été entendu.
Azo lazaina ihany eto fa sahiran-doha ny HAT. Mety nandefa baiko hisambotra an'i Pierrot ry zareo, fa ireo CAPSAT mety tsy nanaiky.
Sady i Pierrot koa izao manana kolonely vaovao: i kolonely Rossy izay manana tafika vahoaka 200 000. Matanjaka ihany ny HAE.
Koa iza izany no mety hiaro an'i TGV sy ny HAT raha mivadika amin-dreo ny CAPSAT? :!: :wink:
12. pikatti ( 15/05/2009 00:37)
Marina tanteraka io fomba fijerinao io diloo

Raha tsy hatao hainaga ny fifidianana dia ho tonga daholo zao vondrona hitsitokotko etsy sy eroa zao ka dia hiafara @ ady an-trano zao no hiafarany

Hatramin'izao mantsy dia zay manàna miaramila ihay no matanjaka,io no tena maha very hevitra an'irto HAT @ Pierrot

Ny etsy an-daniny ihany koa ny hiverenan'i Ravalomanana izay tohanan'ny onu ua,ue

Hatao haingana ny fifidianana fa ho lasa ady saritaka ity

Ny firenena matanjaka ireo moa dia vonona ara logistika sy ara-bola @ zany retra izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1549