Sarina gidro

1. xxx ( 14/05/2009 12:42)
na koa hoe singes ... sages ... tsy haiko intsony e ... ho an'izay mbola tsy nahita ,
http://www.topmada.com/2009/05/polemique-sur-la-composition-du-conseil-des-sages/
répondu par xxx le 14/05/2009 14:09
2. xxx ( 14/05/2009 13:03)
malahelo anga ise fa tsy tafiditra ny dadanareo?????????

hahahhahahhahhahhaha
3. xxx ( 14/05/2009 13:14)
Ka ny dadany letsy voa classer-ho VOALAVO ka malahelo izy a!
4. xxx ( 14/05/2009 13:22)
Zavatra mariana ilay voalazan' ilay olona miasa ao @ RG tao @ blaogy momba ny investigations politiques occidentaux io ,izahay nahita koa fa tsy nisy representant officiel ' ny arabie saoudite izany nanana ireo logo trick machin machin holding ,izany .Ry akaman' i ben laden no mitady hametraka main mise ao madagasikara ireo ,ka dia miteny aho hoe sorohy dieny mbola miantomboka ,fa raha tsy izany dia ho faty miraraka maro no ho hita ao mada ao!! :oops: :oops:
5. xxx ( 14/05/2009 13:27)
i zafy kosa tena ohatran'izy e tena kozy e
6. xxx ( 14/05/2009 14:09)
xxx:

malahelo anga ise fa tsy tafiditra ny dadanareo?????????

hahahhahahhahhahhaha



Dada angaha gidro , sarina gidro no asehoko anareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0327