Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 14/05/2009 06:33)
tsy hilatsaka Ingahy Andrinirina TGV
dia gaga indray aho omaly raha nahare tamin'ny fanehoan-kevitra nataon'olona iray mpikambana ao amin'ny HAt hoe " raha ny lalampanorenana manankery hozy dia tsy afaka milatsa Ingahy Andrinirina Rajoel... tohiny
naritsimba ( 14/05/2009 06:32)
FIFIDIANANA
Ho an'ny tenako manokana dia izao no mba hevitro nandritra izay fotoana tsy nidirana teto @ resaka politika. 1-Enjehina sy tsaraina daholo izay olona ananana porofo fa nanodinkodina volam-panjakana (... tohiny
penguin ( 14/05/2009 06:14)
Miseho ho milahatra @ VOAFIDIM-BAHOAKA i andry tgvendrana
Olona avy nioko ianao ry andry tgvendrana fa tsy olona lany tamin'ny fifidianana fa aza adino. Tsy ny Malagasy rehetra no nadany an'i Marc Ravalomanana saingy lany tamin'ny fifidianana izy. Ianao kosa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2009 21:51
xxx ( 14/05/2009 06:05)
handalo aty dago,manao ahoana ny fikarakarana paps
hono ho'aho am zao korontana misy am firenentsika zao de manaona ny resaka fikarakarana paps any am fivondronana sy fokontany mbola misy tsolotra sa mande tsara am le fitondrana ankehitriny de iza ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 06:25
cyril ( 14/05/2009 05:56)
Misy bandy tsy manan-katao mpanisa andro zay any
Le bandy zany tsy holaziko ny anarany fa aoka izy hatsapa tena :D Manisa andro no anton-draharahany fa tsy mety tonga fotoana ,efa nahazo taona zay ihany mantsy le ranamana ka sao efa mananika ny me... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 09:33
bozyboleta ( 14/05/2009 05:54)
13 mai 2009: PAO-TSATROKA HO AN’NY FAT
Mendri-piderana ny hetsika nataon’ny fat omaly. Niasa tokoa nandroaka fako i nadine ramadinesy sy ratsy valaka. Tsy nitarai-tana-miepaka fa dia nandray angady sy harona nandroaka ny maloto efa nipar... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:02
benkintana ( 14/05/2009 05:47)
MITENENA AMPAHIBEMASO IANAO RY ANDRY TGV !!!
Ilazao ny vahoaka Malagasy fa tsy hirotsaka hofidina presidà ianao Andry tgv ,izay efa manana ny tianay apetraka eo , arakao no tianay hambara dieny tsy mbola misafoaka dia mialà teo renimalala,... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 08:31
xxx ( 14/05/2009 05:08)
mba omeo daholo ny competence an'ireo HAT sy gouverement
TGV dj sareraka memebre ny HAT mamy gotso mpanolo tsaina PM dadah de fordophin Mpanolo tsaina ny PM brillant miasa ao primature i rossy moa dia efa mitomany colonel gista ministe ny sante ,livre... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 07:26
akoniarivo ( 13/05/2009 23:55)
Thé Spectacle Culturel - 13 Jun à 15 h - Sèvres (près Paris)
THÉ SPECTACLE CULTUREL organisé par Akon'Iarivo - Tongava maro. Akon’Iarivo réunit des personnes ayant vécu dans le bain de la culture Malagasy qui souhaitent la préserver et la faire partager... tohiny
akoniarivo ( 13/05/2009 23:13)
Thé Spectacle Culturel - 13 Jun à 15 h - Sèvres (près Paris)
THÉ SPECTACLE CULTUREL organisé par Akon'Iarivo - Tongava maro. Akon’Iarivo réunit des personnes ayant vécu dans le bain de la culture Malagasy qui souhaitent la préserver et la faire partager... tohiny
diloo ( 13/05/2009 22:40)
les sanctions individuelles à l'encontre de la junte HAT
Tsy dia mahagaga loatra raha mandà ny tsy ho kandida ho filoham-pirenena i andry RAJOELINA. Mazana ihany ireo sanctions internationales mihatra @'ireo tompon'andraikitra ny"Coup d'Etat"ireo. Jereo ... tohiny
novalian'i cyril ny 14/05/2009 08:32
bazylou ( 13/05/2009 22:30)
tratra indray eeee!!
hoy top mada!! ""Le CAPSAT effectue une perquisition au domicile de Vola Dieu Donné 13 mai 2009 Le CAPSAT a effectué cet après-midi une perquisition à Ambatofotsy Avaradrano au domicile de lâ€... tohiny
bazylou ( 13/05/2009 22:19)
marina e
Ireto ny marina afenina anareo aty Frantsa Hiresaka amin’ny teny malagasy isika satria ianao Malagasy na dia monina any ivelany aza … Mba misy fanontaniana kely tiana apetraka aminao Malaga... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 14:40
bazylou ( 13/05/2009 22:12)
marina e
Ireto ny marina afenina anareo aty Frantsa Hiresaka amin’ny teny malagasy isika satria ianao Malagasy na dia monina any ivelany aza … Mba misy fanontaniana kely tiana apetraka aminao Malaga... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2009 10:34
xxx ( 13/05/2009 21:50)
TSY HISY FITSAHARANY IZY ITY HOY RAMBAO E!
Vizana ny mandinika sy miady saina eo i mpitazana ny merina , :twisted: tsy misy fiafarany ireny :idea: :idea: :idea: Ny tanavo miakatr'i merina no tsy maharaka :-D :-D :-D dokotra be sy... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:59
besandry ( 13/05/2009 21:34)
aiza izay merina miady an-trano eo ! tsy ry valovendrana ako
Ndàna ty matory any amin'izay fa manao interpretation diso , merina mifankatia be ireo :* aza manofy e ! tsy fombandrazan'ireo izany Ny hitampoko hitampirenena izao dia ny hoe hafangarondra xxx ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 04:46
xxx ( 13/05/2009 21:24)
Resaka fihaviana sy ara- poko tena fiadiana nahomby !...
Ela ny ela ry zareo ka niady ary nanalabara - tena ny samy mérina ary hitan izao tontolo izao ! Mbola azo porofoina fa mbola tena fiadiana mahombin ireo mpanao politika ny resaka ara-poko sy fihavi... tohiny
xxx ( 13/05/2009 21:19)
BETE=666=ravalotgv
i ravalotgv ihany no niteny an'io dia omena azy ny voninahitra @ 666 fa io no hitany ho vaha-olana amin'izao crise izao... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 07:40
manelatra ( 13/05/2009 20:55)
Ela nikarohana i rakaroka dia nahita ny tsy fahita
:twisted: Fa inona ihany tokoa no tena karohan'i rakaroka amin'izao raharahampirenena izao ?? hors sujet izy io a ! Nitsapatsapa vodin'akoho tao dia hainareo ny tohiny , lanio amin'ny zavatra mah... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 08:09
xxx ( 13/05/2009 20:48)
Fandika
Misy olona narary ary ny dokotera nalehan-dry zareo dia nihevitra fa hemoroida no nanjo ity lehilahy. Somary nanaintaina hono no fisehony ary aveo dia nivonto be anankiroa hafa koa teo ambanin'ny ato... tohiny
novalian'i Wuayatsu ny 03/08/2023 09:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5106