Misy bandy tsy manan-katao mpanisa andro zay any
1. cyril
(
14/05/2009 05:56)
Le bandy zany tsy holaziko ny anarany fa aoka izy hatsapa tena :D
Manisa andro no anton-draharahany fa tsy mety tonga fotoana ,efa nahazo taona zay ihany mantsy le ranamana ka sao efa mananika ny menopozy :-D :-D :-D
Manisa andro no anton-draharahany fa tsy mety tonga fotoana ,efa nahazo taona zay ihany mantsy le ranamana ka sao efa mananika ny menopozy :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 14/05/2009 09:33
2. xxx
(
14/05/2009 05:58)
iza zany cyril mba tianay ho fantatra marina é, tary manisa andro ve , fa angaha ny lehilahy manisa andro zany ????
3. cyril
(
14/05/2009 06:03)
mpatory maraina zay le tary fa mbola ho avy eo , hidradradradra fa tsy mety tonga fotoana :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
14/05/2009 06:17)
Ary sao ary de andrywui zany lazainareo zany klé :?: :?: :?:
efa tonga fotoana ve nedala ,aoka marina é =)) =)) =))
efa tonga fotoana ve nedala ,aoka marina é =)) =)) =))
5. xxx
(
14/05/2009 06:34)
Zà mahafantatra efa tratran'ny andraupose izy fa tsy nisy napoaka tany ho any dia miakatra be , ho hitanareo fa hanompa sy hanambony tena ary hatikambo eto indray nedàla io .
6. xxx
(
14/05/2009 06:42)
i wiwi nijanona niaraka amin'i lé8 any swaziland any .te ho minisitra izy sy tgv tsy nisy nafitsoka dia any no manovokovoka
7. besandry
(
14/05/2009 06:51)
Manisa andro icyril fa tratran'ny andropose , ny anarany dia i cyril ho lazaiko eto , aoka izy hatsapa tena , efa goaik'antitra ranamana , tsy misy maha-menatra izany fa aza midradradradra fa makarenitsofina fa tsy mbola tonga i dokotera
rehefa tsy apoaka tokoa dia mahaiza miaina fa aza misandoka menopozy eto any amin'ny rubrique fahasalamana izany ny eto politika ry lé kely ati-doha ity a!
rehefa tsy apoaka tokoa dia mahaiza miaina fa aza misandoka menopozy eto any amin'ny rubrique fahasalamana izany ny eto politika ry lé kely ati-doha ity a!
9. namanabe
(
14/05/2009 07:00)
Jereo ry kravaty mivilana , ny lokon'ny lobaka tsy assortie am kiravaty , mitsiky vendrana tanavo niakatra'i merina , te hampihorohoro hono , ndàna aloha miofana manao kamikazy ? keli ati doha marina
10. ravalotgv
(
14/05/2009 07:16)
voa ndray ra andrywui ato zany leaza
sniff
tchrouff
mbola tsy dozy tsara lery eee
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tchrouff
mbola tsy dozy tsara lery eee
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. xxx
(
14/05/2009 07:18)
Fa lasa aiza ity cyril mivilana kiravaty teo e ! sa lasa nitsakotsako ny defaiteny any ???????? , ny firenena ra cyril handroso na hanenjika élà na tsia , tsy efa be ve izay enjika natao izay fa toa ny lohan'élà indray no tsy mahazaka dia mivoaka avy ao amin'ny maizina ao indray hanakorontana . ndàna mipitsika any fa mandoto tanàna
12. xxx
(
14/05/2009 07:23)
avelao hiraingiraingy any rehefa mitady handoto ny tanànan'Antananarivo , tary tsy misy atao , ny gasykely hampandroso ny firenena no tanjona ny an'ty cyril ity dia ny hampiady malagasy no masahiny ao andohany , misaina @ andropozy marina lelikalahy io .
Hametraka sujet hafa indray izao izy io hanenjehana sy hanakorontanana fa tapidalankaleha eto
Hametraka sujet hafa indray izao izy io hanenjehana sy hanakorontanana fa tapidalankaleha eto
13. namanabe
(
14/05/2009 07:27)
Aza manao toe-tsaina efa lany andro hanambotry firenena tokoa e !
mahatsiarova tena fa aza mialona rehefa tafavoaka ny firenena hafa :idea:
mahatsiarova tena fa aza mialona rehefa tafavoaka ny firenena hafa :idea:
14. xxx
(
14/05/2009 07:35)
ary i tsy misy organe , lazao indray hoe ny momba azy ?? mbà tianay ho fantatra iza izy izany ??? vazàngit ve ?
15. xxx
(
14/05/2009 08:14)
voa mafy ndray ato wiwi klé ,tonga fofony sahady ,ataon-dry zalahy fanalana fotsiny de avy tokoa de mivoaka daholo zao psny retra zao mba manao tambabe eto hono =)) =)) =))
16. cyril
(
14/05/2009 08:19)
mbola manisa andro foana angaha hono le bandy fa toa tsy sahy miseho le izy fa ny psny hafa ndray no kobo eto,aza dia misendrotra enao ranamana a :-D
18. xxx
(
14/05/2009 08:24)
ary manamaina mintsy ry andrywui zany fa mahita kravaty :roll: :roll:
ajanony refa tsy zaka é
ajanony refa tsy zaka é
19. besandry
(
14/05/2009 08:42)
pauvre lache , mapmé be naninona no novainaina ilay sary nanao kiravaty teo ??? MENATRA BE AN ! izany sisa no halehany rehefa te-hizesta dia atao inona indray io thee short mena be io , mandehana indray ovay fa tsy milay ataon'ny mpokona mendimendy eto fotsiny ty . tsy toa an'io mihintsy ny endrik'i P mongb a! izahay aza fitahana izy bogosy no sady be saosy !!!
20. xxx
(
14/05/2009 08:56)
Ary wain be i andrywui zany tsy sahy mipoitra ve hono izy ao fa namabe ndray ve le ps nedala ha ha ha
