Misy bandy tsy manan-katao mpanisa andro zay any

21. xxx ( 14/05/2009 08:57)
lalaovin'olona i lery ato :-D :-D :-D
22. cyril ( 14/05/2009 09:24)
iza zany faninabe ato zany ry zalahy ,vao antoandro de faizinareo sahady ny zanak'olona aza atao an'izany é,ary tsy mahita tsara angamba le ranamana fa mahita olona samihafa foana :lol:
23. xxx ( 14/05/2009 09:33)
ka namamoinareo tato vaoa maraina kosa nedala ,aza manahy fa efa naterin'i pikatti nody any =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8094