mba omeo daholo ny competence an'ireo HAT sy gouverement
1. xxx
(
14/05/2009 05:08)
TGV dj
sareraka memebre ny HAT
mamy gotso mpanolo tsaina PM
dadah de fordophin Mpanolo tsaina ny PM
brillant miasa ao primature
i rossy moa dia efa mitomany colonel
gista ministe ny sante ,livreur tany france(mpivarotra saribao tany dago taloha)
ministere ny fampianarana sans papier tany france tany taloha dia lasa president assidu dia io nahazo place ambony io
Raha atao ny fandalinana dia ireny olona tsy tokony ho lany ministre ireny mihitsy en temps norma izany hoe fitondrana ara dalana ireny

novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 07:26
2. xxx
(
14/05/2009 05:18)
Ny compétence-ny HAT tompoko dia maro tsy ho hay tanisana fa ny miverina ato an-tsaiko amin'izao fotoana izao dia:
- ny fanonganana an-dravalo
- ny fanonganana an-dravalo
- NY FANONGANANA AN-DRAVALO Marc
- NY FANONGANANA AN'i MARC e!
:)
- ny fanonganana an-dravalo
- ny fanonganana an-dravalo
- NY FANONGANANA AN-DRAVALO Marc
- NY FANONGANANA AN'i MARC e!
:)
3. xxx
(
14/05/2009 05:37)
koa raha elah io zany ry xxx1 no hendahako aminao ny vady aman-janakao dia compétence ve izany ,manao saina tontakely tsy menatra akory fa mirediredy vao maraina :roll: :roll: :roll:
4. xxx
(
14/05/2009 05:40)
xxx-2:
koa raha elah io zany ry xxx1 no hendahako aminao ny vady aman-janakao dia compétence ve izany ,manao saina tontakely tsy menatra akory fa mirediredy vao maraina
ianao milaza anio, ny zavatra noteneniko dia ny fahaizan-dry zareo nanongana an'i Marc.
:)
5. benkintana
(
14/05/2009 06:19)
Aleo ahongako any daholo reo fa fa efa nanomana ny tianay apetraka eo zahay
renimalala ,bekintana
renimalala ,bekintana
6. xxx
(
14/05/2009 06:38)
olona tsy misy ilaina azy no betsaka ao ,cemgam colonel,ministere defense colonel ,atsy ho atsy raha mitohy izao dia lasa caporal indray no mitondra ny cemgam e ,dia adjudant no ao @ defense ,dia chomeur long duré no president :-D :-D :-D ,
7. xxx
(
14/05/2009 06:45)
xxx-5:
olona tsy misy ilaina azy no betsaka ao ,cemgam colonel,ministere defense colonel ,atsy ho atsy raha mitohy izao dia lasa caporal indray no mitondra ny cemgam e ,dia adjudant no ao @ defense ,dia chomeur long duré no president ,
Mety ho marina na tsia ny zavatra lazainao. Fa kosa, raha hanontany ny compétencen-dry zareo ianao dia ny fanonganana an-dravalomanana teo kosa aloha tsy afaka hotsikeranao e! :D
8. ravalotgv
(
14/05/2009 07:26)
tokony hanomana koa ny namana eto amin ny serasera hanangana ny governemanta rehefa tapitra ny mandat an i tgv
aleo maka tslemm sady mbola lafo zao ny capsat
aleo ny bani no vidiantsika fa any misy mig 21 de rarafana amin iny izay miseho milay
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
aleo maka tslemm sady mbola lafo zao ny capsat
aleo ny bani no vidiantsika fa any misy mig 21 de rarafana amin iny izay miseho milay
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@