TSY HISY FITSAHARANY IZY ITY HOY RAMBAO E!
1. xxx
(
13/05/2009 21:50)
Vizana ny mandinika sy miady saina eo i mpitazana ny merina , :twisted: tsy misy fiafarany ireny :idea: :idea: :idea:
Ny tanavo miakatr'i merina no tsy maharaka :-D :-D :-D dokotra be sy henakisoa
foana ny saosy ao DIA MAHAIZA MIAINA i fatsora ra8 diso tetika eo ampijerena ny merina fa tratran'ny sangodimpanina eo :lol: :lol: :lol: :lol:
oe!oe!oe!

novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:59
3. bazylou
(
13/05/2009 22:25)
Ireto ny marina afenina anareo aty Frantsa
Hiresaka amin’ny teny malagasy isika satria ianao Malagasy na dia
monina any ivelany aza …
Mba misy fanontaniana kely tiana apetraka aminao Malagasy izay monina
any ivelany indrindra fa any
Lafrantsa …
1)Tsarovy fa enao dia sady tsy Malagasy loatra intsony nefa tsy vazaha
koa sao diso hevitra
(amin’ny vazaha dia «gasy»foana ianao ….na dia mahay miteny vazaha ïŒtsara aza
2)f’angaha ianao raha monina any Lafrantsa dia voatery ianao lay
mahataka-davitra
Ny Malagasy izay mipetraka any manko dia manana zay eritreritra izay ..
Tsy voatery anefa e ?
Ny fitaovana sy teknolojia no mety lasa lavitra ..Ny vola koa mety tsy
lany laniana fa ankoatr’izay?!!!
Tsy fanambaniana olona sanatria fa fanokafana ny masonao …
Sao manko ianao variana mijery lay sombin-kazo kely eny imason’olona
fa tsy mahita ny andry be ao anatin’io masonao io…
Marina fa malaza ho elites ny Malagasy any an-dafy fa zao kosa anefa
…(vitsy izy ireo !)
Ny ankamaroan’ny malagasy mipetraka any dia ireto avy ny asany matetika:
atao amin’ny teny baiko mahazatra anareo :Femme de ménage, fille
opère,infirmier(ière) ….. genre-genren’izay .
Cas extréme :Misy aza « pasteur » satria tsy nahita zavatra hafa atao
dia an-taratasy fotsiny izy no pasteur fa ny fiainany dia
fianan-devoly feno fankalana ny havany sy ny namany …
Matetika moa dia ny havana no very voalohany rehefa any an-dafy any
satria asa !!! …
izay angamba lay « mentalité »an’olona nahita fandrosoana !!!!!
lay «fihavanana» nijanona aty aminay aty Madagasikara !!!!
ianareo samy nareo any tsy mahay mifankatia akory fa faly hifanenjika
fotsiny ….
Disoy ary aho raha diso fa mino aho fa ny 99% nareo Malagasy monina
any dia izany tokoa !!!!
Ny tiako ahatongavana dia ity, nahoana no toa te hiseho ho tia
tanindrazana tampoka ?
(pourquoi ce soudain patriotisme ? si c’en est vraiment un)
Misy tamberina kely fotsiny ity … Nisy taminareo tamin’ny taona 2007
nanao « manifestation » tany
Lafrantsa satria tsapanareo fa misy zavatra tsy mandeha amin’ny tokony
ho izy eto Madagasikara…
Nahatsapatsapa ratsy ny zava-misy eto Madagasikara ianareo tamin’izany
satria nosoratanareo mivandravandra be hoe
-Non à la Tiko isation de l’économie
-Ravalomanana= Loza ,malheur
Koa satria ve ny Malagasy nifoha tao anaty torimasony ka te hiala
amin’io loza io dia ianareo indray ankehitriny no handeha hilaza fa
tsy rariny ny fangatahan’ny Malagasy …
Mba sokafy koa ny masonaro e !!!!
Tsy nisy coup d’Etat izany teto Madagasikara ….
Ny vahoaka Malagasy monina eto Magadasikara (ny ankamaroany /// tena
peuple fa tsy foule araka ny filazan’ny sasany …. No miteny hoe : Tsy
mila jadona intsony … Tsy mila fanjakan’olon-tokana
mandany ny volan’ny Malagasy … Tsy mila Ra8LAND….
Tsy tsapanareo akory na ny «1 millième» ny fahorian’ny vahoaka
Malagasy fa ianareo ange efa iantohan’ny fanjakana Frantsay e !!!
(Moramora ihany zany amin’ny fanenjehan’ny LaFrantsa satria izy no
miantoka ny fiainareo … Raha sans papiers ianareo no mety tsy mahazo
tombontsoa fa raha ara-dalàna tsara ny taratasinareo dia ny
allocations azonareo fotsiny no efa ohatrinona ?)
Tsy toy izany ny fiainan’ny Malagasy eto Madagasikara fa raha marary
ny zanaky ny Malagasy eto Madagasikara dia raha tsy manam-bola izy dia
ny varavaram-pasana no sokafana satria rehefa tsy misy vola dia tsy
afaka hisy fitsaboana sy fanafody !!! Mazava be zany !!
Marina fa samy manana ny fiainany (ianareo ohatra afaka mi-snobber
mividy akanjo na kiraro-na
100Euros>>> 1000Euros aza ho an’ny sasany … ajanona eo fa misy mbola
afaka mividy ambon’izay…aza raisin’ny sasany ho fialonana indray izany
fa zava-misy zany .
Ny tiana ahatongavana dia ity , tsy azonareo an-tsaina akory hoe
hatraiza ny tsy fitovian’ny fiainantsika …
Mangotika ny kibonao rehefa mahita ankizy kely mihinam-pako nefa ny
an’ny sasany noho ny halatra ,ny fandaniana ny volam-bahoaka mi-style
mividy avion ana 60millions de dollars …
Marina fa multi-milliardaire izy … Raha tena ny volany koa moa no
ampiasaina tsy mampihetsika ny volo-masom-bahoaka fa raha ny volan’ny
vahoaka kosa no ampiasaina dia «rariny»ny vahoaka raha mitraotra ..
Enao no tsemboka izany dia ny sasany no hitavana ?... Ataovy amin’ny
toeranareo !!!..
Ary ahoana ianareo Malagasy any Lafrantsa , izay atao hono hoe
:Nivoatra,nahita fandrosoana , atao hoe «civilisé»hono zany e !Dia
nalainareo baraka lay vehivavy atao hoe Mialy …
… raha ireny no atao hoe olona civilisé dia asa angamba ny tamin’ny
âge de pierres …
Raha ny mentalité zany dia tsy mifankaiza amin’ny aty ianareo e !!!
Version empirée fotsiny ny anareo satria « vous étes cruels !!! »
Marina tokoa lay tenin’izay olona izay hoe « ny Gasy raha ampiseho
fitiavana dia tsy mahay mihitsy Fa raha fankahalana dia mahay tokoa
!!! » sady gratuitement !
«Chassez le naturel, il revient au galop !» iny fihetsika nasehonareo
iny zany dia mbola ahafantarana fa Malagasy tokoa ianareo .
Zao e , ny marina tsy mba maty … Efa fantatrareo ny zavatra nataon’i
Prezida malalanareo iny koa
Zao mba toroy hevitra ny eny Ambohijatovo e :
Asaivo soloiny ny banderoles sy ny pancartes hoe
«avereno ny mpangalatra !!!» ;«avereno ny mpihinana ny volam-bahoaka!!!»
«ampio ny fijaliana fa izay no légal!»; «avereno ny fanampiana ny
fahantrana !!!»
«avereno ny fanaovana ampimamba !!!» »avereno ny jadona !!!»
«avereno ny MAP-mé//MAP-hesona//MAP-pijaly»
«avereno fa ara-dalana izany !!!» Dia ndao daholo hangalatra amin’izay
fa izay no légal e !!!
Izao koa: nahoana no nafindra any Ambohimanga daholo ny razan’ny
mpanjaka tao Manjakamiadana? Nihevitra ny ho mpanjaka angaha Ra8 dia
ho mpanompony avokoa ny Malagasy rehetra satria toa hoe natao
appartement ngezabe ny ao anaty rova ao mba hipetrahan’izy mianakavy
Soa fa lasa iny satria loza no niandry antsika raha nitohy ny fitondrany

4. xxx
(
13/05/2009 22:44)
Vendrana be le gazety copier coller lavabe,tsisy votoatiny
Mlitomany hoe any Madagasikara hoatran'ny tgvendrana retra lisany ,i oay ,i essera ity ndray i bazikou,fopla be , ny soratan'elah eo ampihandohana sia kobo sahady elah fa aty lafrantsa hoy elah hoeIreto ny marina
afenina anareo aty Frantsa
aza mba zefa ihany

5. rakaroka
(
13/05/2009 22:55)
Inn ary ity mihantsy "FAHAVALOKO" hono ianao ? ...
Sao 'zareo nilahatra tatsy Bastille no lazainao?
'za aloha tsy tany e, tsy nanana fotoana nolaniana tany aho ary tsy nanao menage koa!
Ié misy tia tanindrazana mihitsy ny gasy aty an-dafy fa aza sous-estimé-nareo any tanàna . Tsy hoe tsy présent any ny olona aty dia "afokaina sanatria, ary lazaiko anao fa nisy olona avy tany nanehoana ny asa vitan'ny olona avy aty @ ezaka fampandrosoana etsy sy eroa fa rizareo avy any aza niaiky t@ izay fa nahavita "ezaka tsy vitan'ny tany an-toerana raha tsy farimbon'asa" izany no tsy tokony hanosihana voatanana sy safobemantsina ny gasy d'andafy.
Miteny manokana an'i Lafrantsa ianao. koa 'taoko ity efa misy solotena gasy avy eto Frantsa lasa nody nandray andraikitra MIVANTANA am raharaham-pirenena any izao mihitsy, dia inn indray aza :?: :roll: :roll: :roll: lazaina fa mitazam-potsiny 8O 8O 8O