Resaka fihaviana sy ara- poko tena fiadiana nahomby !...

1. xxx ( 13/05/2009 21:24)
Ela ny ela ry zareo ka niady ary nanalabara - tena ny samy mérina ary hitan izao tontolo izao !
Mbola azo porofoina fa mbola tena fiadiana mahombin ireo mpanao politika ny resaka ara-poko sy fihaviana ity eto Madagasikara , ary mampalahelo tokoa .

Rahoviana re hoy Rambao izay vao hitsahatra izy ity ?
2. benkintana ( 13/05/2009 22:53)
tsy ny merina no miady fa ny politika re leity a, elah ve maharaka sa rarafako hatrany an-kaboné eo kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0627