Resaka fihaviana sy ara- poko tena fiadiana nahomby !...
1. xxx (
13/05/2009 21:24)
Ela ny ela ry zareo ka niady ary nanalabara - tena ny samy mérina ary hitan izao tontolo izao !
Mbola azo porofoina fa mbola tena fiadiana mahombin ireo mpanao politika ny resaka ara-poko sy fihaviana ity eto Madagasikara , ary mampalahelo tokoa .
Rahoviana re hoy Rambao izay vao hitsahatra izy ity ?