Ela nikarohana i rakaroka dia nahita ny tsy fahita
1. manelatra
(
13/05/2009 20:55)
:twisted: Fa inona ihany tokoa no tena karohan'i rakaroka amin'izao raharahampirenena izao ?? hors sujet izy io a !
Nitsapatsapa vodin'akoho tao dia hainareo ny tohiny , lanio amin'ny zavatra mahasoa ny tenanao ny fotoananao re ! ny crise efa maneno be , ny rotaka tsy farany dia ahoana ????????? i ravalo efa lasa tsy hody fa aza karohina intsony :D

novalian'i xxx ny 14/05/2009 08:09
2. xxx
(
13/05/2009 20:59)
aleo izy hikaroka eee tsy hahita eo ihany ve izy ny farany raha tsy misy mpikaroka moa de inona no hiafarany lasa mandeha tongotra mankany amerika
3. xxx
(
13/05/2009 20:59)
mitady mpanampy ny arabo tafiditra ao @ firenena , antsoina i rakaroka sady io mbà mahazo kandra léry dia omena an'i valo ataony argent de poche
4. rakaroka
(
13/05/2009 21:05)
Voalohany :
matoa aloha angamba noforonin'ny mpanao azy itony tranonkala itony dia natao "hi-RAROHANA" ny soa koa! sanatria tsy hifanasana vangy ftsn!
matoa aloha angamba noforonin'ny mpanao azy itony tranonkala itony dia natao "hi-RAROHANA" ny soa koa! sanatria tsy hifanasana vangy ftsn!
5. rakaroka
(
13/05/2009 21:07)
Faharoa
Ary raha hikaroka ihany soa soa raha ny "SOA" ho an'ny firenena no "Katsahina" indrindra , noho ny firenena roboka ao anaty ny "lalina tsy hita noanoa!
Ary raha hikaroka ihany soa soa raha ny "SOA" ho an'ny firenena no "Katsahina" indrindra , noho ny firenena roboka ao anaty ny "lalina tsy hita noanoa!
6. namanabe
(
13/05/2009 21:07)
Diso ianao rakaroka , ianao no tena manasa vangy eto ny hafa hendry be dolidoly
ireo niteny etsy ambony toa mifananihany fotsiny koa tsiky dia ampy e !! :D
ireo niteny etsy ambony toa mifananihany fotsiny koa tsiky dia ampy e !! :D
7. rakaroka
(
13/05/2009 21:09)
Fahatelo,
Vao miha "sarobidy" ny "fikarohana raha toa ka mipaka @ izay tsy "fahita" araka ny lohahevitra eto satria izay ny "invention", fa raha tsy izany dia tsy mitombina ity lohahevitra!
Vao miha "sarobidy" ny "fikarohana raha toa ka mipaka @ izay tsy "fahita" araka ny lohahevitra eto satria izay ny "invention", fa raha tsy izany dia tsy mitombina ity lohahevitra!
8. namanabe
(
13/05/2009 21:10)
Ka raha latsaka lalina tsy hita noanoa moa ny firenena iza no nitondra azy teo ??
sa hoe dia i rakaroka ihany koa
sa hoe dia i rakaroka ihany koa
10. rakaroka
(
13/05/2009 21:11)
namanabe:
Ka raha latsaka lalina tsy hita noanoa moa ny firenena iza no nitondra azy teo ??
sa hoe dia i rakaroka ihany koa
Tsy olon-tokana akory no tokony ho mpiandraikitra ny firenena fa ny mahatsiaro ho olom-pirenena TSY AN-KANAVAKA!
11. namanabe
(
13/05/2009 21:15)
sarobidy > be re ny zavatra tsy fahita e ! mbola aiza izany sur aho fa i rakaroka koa mbà nanao zavatra tsy fahita fa dia tsy nalàza o !
invention
invention
13. rakaroka
(
13/05/2009 21:24)
xxx:
Lasa filozofy indray izany rakaroka ah !!!!!!!!!!!!!!!
Tsia tsy filozofy loatra aho fa réaliste aza raha ny marina satria "raha i Ra-8 no 'ndeha ho indraindraina etsy sy eroa anefa ny "tany maro" (y compris ny tany niaviany aza) betsaka ny miaiky sy nidradradradra ny tsy nety nataony!
Tsy mety amiko lé "hetsika" satria olona efa tsy credible n'aiza n'aiza ve no 'ndeha hotohanana. Ary 'ty aza atao hoe hiverina izy! dia mbo voavinan'ireto mpandrisika ve ny mety ho zava-miseho? Ny securité-ny sns...
Tsy ferana fa mety ho tonga any @ guerre civile koa, dia izay ve no tanjona ?...D'accord mi-prévoir ny tsy fahita aho satria tsy te hanan-dratsy ary tompon'andraikitra @ tsy hisian'ny ady an-trano!
Hafa ny hoe hilahatra hanohitra ny teteza-mita tsy voatery hanohana
an-Ra-8 efa tsy credble 'aiza n'aiza
14. besandry
(
13/05/2009 21:28)
Aza mandoka tena hoe réaliste , réaliste daholo ny olona rehetra fa ny mahasamihafa azy dia ny degréan'ny fieritreretany
Misy ohatra firenena mitsofoka amin'ny tsy tokony hitsofohany dia lany andro fotsiny izy ary marina ny tenin'i namanabe hoe aza mikarokaropoana ry se a !
Misy ohatra firenena mitsofoka amin'ny tsy tokony hitsofohany dia lany andro fotsiny izy ary marina ny tenin'i namanabe hoe aza mikarokaropoana ry se a !
15. rakaroka
(
13/05/2009 21:34)
namanabe:
Ka rehefa izany dia misy andraikitr i rakaroka koa ao izany
Justement izay no itenenana mba hisian'ny "ajustement" . Ny andraikitra tsy voatery isehoana fa iantsoroana araka ny toerana isiana sy ny tandrify.
16. besandry
(
13/05/2009 21:36)
Mandehana kosa aza ampio ireo mpitolona hampandroso ny firenena ireo , fa aza lasankovavany eto .
17. rakaroka
(
13/05/2009 21:45)
[quote=besandry]
Tsy ny rehetra ka8O 8O 8O Izany indrindra no nahatonga ny fiteny hoe ny indray mandry tsy indray mifoha, ny sasany mbola mandrevy!
ohatran-Ra-8 tonga taty Frantsa faramparany teo izay, da reko hoe tsy noraisin'ireo, dia aty aoriana hono tonga ny mpandrisika hoe "mbo hevero izy, anefa izy mbola prezy aza toa nisolantsolana araka ny hevitrao eto, noo izany voalazanao
Driiiiy fa kotinanta aiza kay no iainanareo misy filozofia hoe aza mikaroka izany intsony?:roll: :roll: 8O 8O 8O
Aza mandoka tena hoe réaliste , réaliste daholo ny olona rehetra fa ny mahasamihafa azy dia ny degréan'ny fieritreretany
Tsy ny rehetra ka8O 8O 8O Izany indrindra no nahatonga ny fiteny hoe ny indray mandry tsy indray mifoha, ny sasany mbola mandrevy!
Misy ohatra firenena mitsofoka amin'ny tsy tokony hitsofohany
ohatran-Ra-8 tonga taty Frantsa faramparany teo izay, da reko hoe tsy noraisin'ireo, dia aty aoriana hono tonga ny mpandrisika hoe "mbo hevero izy, anefa izy mbola prezy aza toa nisolantsolana araka ny hevitrao eto, noo izany voalazanao
dia lany andro fotsiny izy
ary marina ny tenin'i namanabe hoe aza mikarokaropoana ry se a !
Driiiiy fa kotinanta aiza kay no iainanareo misy filozofia hoe aza mikaroka izany intsony?:roll: :roll: 8O 8O 8O
18. xxx
(
13/05/2009 21:47)
raha hitady soa ho any firenena nareo rakaroka d aza faly manenjika an-dra8 sy ny ekipany,tsy hitako zay hatahoranareo azy, avelao ny olona no hitsara na mbola mendrika izy na tsia! avelao izy hanaraka ny mpomba azy!
19. rakaroka
(
13/05/2009 21:50)
besandry:
Mandehana kosa aza ampio ireo mpitolona hampandroso ny firenena ireo , fa aza lasankovavany eto .
Ny torohevitra dia efa fanampiana GOAVANA raha toa mba manana "esprit d'écoute" ny olona iray!
Ary diso ianao raha mihevitra fa tsy manana "action' sur le terrain any Dago aho, fa tsy voatery ho arantiranty eto izany !
20. xxx
(
13/05/2009 21:52)
ndana letia matory amin'izay fa izy efa renoka dia élà mikozy irery eo a ! bonne nuit ! rahampitso iny miverina eo dia mitafa indray ianareo mpanao politika ireo