Ela nikarohana i rakaroka dia nahita ny tsy fahita

21. rakaroka ( 13/05/2009 22:06)
xxx:

raha hitady soa ho any firenena nareo rakaroka d aza faly manenjika an-dra8 sy ny ekipany,tsy hitako zay hatahoranareo azy, avelao ny olona no hitsara na mbola mendrika izy na tsia! avelao izy hanaraka ny mpomba azy!


'za anie aza tsy manenjika an-Ra-8 raha heverina e, dumoins je lui laisse tranquille!" fa 'ireo nilanja ny pancarte no tsy mamela azy amin'ny decision noraisiny , ka aiza ihany aza izany?...Maninn mihitsy moa raha zahanareo any am-pandosirany any izy dia ento miverina e, rahateo andrasan'ny ankilany koa ange e, dia izay izany le "effet tadiavina?"
22. xxx ( 13/05/2009 22:10)
eo rlah andrywui de tsy menatra akory manao tambabe @ rakaroka eo mody namanabe iny le efa mpanao xxx napoitran-draHery iny de mody besandry =manelatra ,mialona ndray leity de mody hoe rampitso ndray eto ,inona zao no tsy haritr'elah @ rakaroka sady @ zay resaka tsisy mitombina ,fahazaran'elah mintsy mantsy io miseho manafay io de endasin'olona vao maraina ato elah avy eo vao mitsipatsipaka :twisted: :twisted: :twisted:
23. xxx ( 14/05/2009 07:37)
elà indray ra xxx tsy misy mpanao combien fa ndàna matory sao endasin'i namanabe dia ho lasa friry
24. xxx ( 14/05/2009 08:09)
tratra ndray ry andrywui be ps :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394