MITENENA AMPAHIBEMASO IANAO RY ANDRY TGV !!!

1. benkintana ( 14/05/2009 05:47)
Ilazao ny vahoaka Malagasy fa tsy hirotsaka hofidina presidà ianao Andry tgv ,izay efa manana ny tianay apetraka eo , arakao no tianay hambara dieny tsy mbola misafoaka dia mialà teo

renimalala,bekintana
novalian'i xxx ny 14/05/2009 08:31
2. xxx ( 14/05/2009 05:49)
mafy tokoa zany tsy mahazo saosy zany toa tsy maintsy hiforitra ihany ny fandehan-javatra ry zalahy a
3. xxx ( 14/05/2009 06:01)
vao nahazo seza ary izy iny dia maika be ery hoe hantsoy prezidà @ zay zah , zazabodo marina,tsy aleo ve nomen'i dada ronono tao hitombo haingana
4. tsiafoi1 ( 14/05/2009 06:44)

Diniho tsara ilay interview fa misy conditionnel : Tsy hilatsaka i ANDRY raha tsy milatsaka ireo Filoha teo aloha rehetra...

Ny azo andikana izany safeli-teniny izany dia :
- te-hampitovy lenta ny tenany @'ireo Filohan'ny Repoblika izy...
- te-hilaza fa manana zo ny hilatsaka, nefa raha ny Lalam-panorenana @'izao fotoana izao de tsy manana zo velively hilatsaka izy. Fa sady tsy ampy taona no mpanongam-panjakana.
- te-hilaza ihany koa fa tsy meloka t@'ny fanonganam-panjakana.

De aleo antsika vahoaka no hitsara
5. Mandefitra ( 14/05/2009 07:37)
de te hampandresy an i pierrot izy, satria adv potentiel ra8 de sakanana ... tsotra be
6. dalie ( 14/05/2009 07:46)
Amiko kosa tsy mampaninona izy na hilatsaka na tsy hilatsaka fa anjaran'ny vahoaka ny mitsara, ny lalampanorenana anie azo ovana
7. Mandefitra ( 14/05/2009 07:50)
tsisy dikany izy na milatsaka aza, fa avalao koa ra8 hilatsaka de ny vahoaka no mitsara!
8. xxx ( 14/05/2009 08:31)
Dia izao hoe tsy mahazo milatsaka ny teo aloha rehetra ! Inona ity fifidianan'ny saro-tahotra ity e - demokrasia hono e - j'hallucine !!! !!! Fikiro mafy fa efa nareo no eo e, sao votsitra indray ilay seza .. pffffffff du nimporte nawak mihintsy lé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487