ratsivalaka prezda!!
1. bazylou
(
14/05/2009 14:30)
MME RATSIVALAKA CANDIDAT PRESIDENTIEL
Posté le: Jeu Mai 14, 2009 12:24
--------------------------------------------------------------------------------
MME RATSIVALAKA CANDIDAT PRESIDENTIEL
KOA SATRIA NY MAIRIE ANTANANARIVO DIA TOERANA AFAKA HIOMANANA EO AM FIFIDIANANA DIA TOKONY HILATSAKA CANDIDAT IZANY I
MME RATSIVALAKA
NY FIRENENA KOA MILA FIOVANA MAHERY VAIKA KOA MANINONA MOA RAHA VEHIVAVY INDRAY NA KOA CANDIDAT TANORA NO MILATSKA AMIN NY FIFIDIANANA
IZY RAHATEO KOA TSY MANANA RAHARAHA MIKASIKA AZY EO AMIN NY FITSARANA
NY TENA HADINO KOA MANTSY DIA NY FITSARANA FA NA TE HIROTSAKA AZA I RATSIRAKA SY I PIERROT SY I RAVALOMANANA , DIA TSY AFAKA MILAZA IZY IREO FA MADIO TANTERAKA EO AMIN NY FITSARANA ..
:-D :-D :-P :-P

répondu par pikatti le 15/05/2009 00:25
3. locl
(
14/05/2009 15:11)
F'angaha io akohovavy maneno io madio raha ny fijerinao azy ry "bazylou", sady tsy mamely io fa na dia ny resaka sôsialy tao antananarivo fotsiny aza tsy vitany nefa mba hoe be diplôme hono
5. Belle
(
14/05/2009 20:43)
dia efa miteniteny foana tokoa. mora aminareo tokoa mantsy izany ho prezidà.
voalohany indrindra aloha i bazylou mba milaza ny olona hoe tsy manan-katao fa mikafarafara eto foana fotsiny, nefa ny tenany tsy hitany sy jereny!... raha atao ny "pourcentage" dia i bazylou no mitana ny laharana faharoa amin'ny resaka tsy misy fotony, raha tsy izy no voalohany.
manarak'izay, mba mandehana jereo kely raha tsy fantatrao ny archives ara-bolan'ny projet secaline notanan'io vehivavy resahanao io! dia aza mandainga sy mandà ny zava-nisy avy eo ka raha mahasahy ianao dia miverena indray miantso avo eto milaza ny marina. lazao amin'izay fotoana izay raha tena madio tànana araky ny fanindrahindranao azy tokoa izy io...

6. bazylou
(
14/05/2009 21:08)
ka alefasop indray ry e!! iza no atao prezda ?? iza??
kana voalohany na faharoa ,na farany tsy bleme izAny e!!
KA TSY MAINTSYHOE TSY MISY FOTONYFOANA REHEFA TSY MAHITA AVALY ANIE IANAREO E§§
ny eto anie malalaka e, !!! de aza mimenomenona reheaf tsy misy ambara!! :-D :-D

7. fijo
(
14/05/2009 21:19)
avelao i bazy hiresaka,fa aza tampenambava e,inona ary ity.raha mandreraka ny resany dia aza valiana fa tsy mety rah atampenana ny resany
8. pikatti
(
15/05/2009 00:25)
Io lesy ra fijo tsy mahasakana refa te hiresaka , ny mapandrangitra anie eto tsy azonao ferana é, ny forum dia zany daholo eny ary fa na dia eny @ plateau téléviziona mbola misy loza,ny eto samy tsisy mahatazana ve tsy vao maika hisy mpananaraotra