Mitady TGV ve ianao sa mila voninahitra sy seza ?

1. essera ( 14/05/2009 11:20)
Tsy misy mitsoaka akory izay fa diso hevitra be izay mieritreritra an'izany. Raha mila ny antony mampahalakalana anay moa izany ianareo dia ny resaky ny TIM ato dia efa resaka fanatisme sisa ka na 1 + 3 d mety ho 20 amzareo. Azavainao ela be io fa azony veti2 ihany rehefa avy eo.
Dada koa moa izany efa maniry faka any afrika atsimo ary d mbola manome toky amin'ny tsy ho ela. Ô ry Dada : "Groupe de contact sy sadc wé ?". Mbola ampianao ihany ve ny chômage technique an'ireto zanakao ireto e. Raha mbola nafana ny vy d mety nisy ihany ny possibilité tamin'izany fotoana fa zao efa mamahatra be ny HAT ka tsy sasatra aho mamerimberina ry mpiondana hoe ny fampisehoana manaraka eritreretina fa lany andro eo a.

Ny vaovao tena nahafinaritra koa d nasehon'i Andry ny tsindry izay tsy zakan'ireo very seza sy porofon'ny tsy fireveny resaka seza sy voninahitra :

[center]VAO MISY MILATSAKA NY IRAY AM LISAN REO D ZA NY ADVAH-NY. MAZAVA ???[/center]

Zah d tena miteny mihitsy wé ampinano ndray boay kely ireo dinosaure efa mort ireo rehefa mitady fa tsy mahalala oniny mihitsy. Efa nahazo lisany ltia d mpétra tsara am zay fa mbola tsy fay ny kely nandoa be ihany. Ahhh.

Tonga d atambaro mits les refa mbola miseho be lou.

:-D :-D :-D
novalian'i nancy ny 14/05/2009 16:46
2. tsiafoi1 ( 14/05/2009 11:32)

essera a, vao miainga de traingo le KOPOSOROKA : MODY HOE TSY HILATSAKA AHO, NEFA HILATSAKA... Raha tsy zazakely ny vahoaka koa ho ampiesonina... Bandy tratran'ny folie de grandeur sy be ambition otran'io ve de hanary seza mora foana... :roll: :�) :/

KOPOSOROKA : satria tsy araka ny consitution io raha vao milatsaka eo, mazava ho azy moa fa efa nohitsakitsahiny tanteraka izany t@'ny fanendrena ireo pions isaky ny régions, fokontany, dieny zao lery de efa manao lavage sahady...

Ny vahoaka efa LEO fa mba mandahana mijery sondage e!
3. xxx ( 14/05/2009 11:36)
... Bandy tratran'ny folie de grandeur sy be ambition otran'io ve de hanary seza mora foana.

Ko raha tsy ry le 8 sy ry ratsy iraka izy ity koa hoe je veux etre l'empereur de M/car. Ny toe-tsanareo aza everina fa toetsainay e
4. xxx ( 14/05/2009 11:39)
Taizan-dRatsirahonana e :
- androany ho aho OUI dia rahampitso NON,
- androany mainty dia rahampitso fotsy.
- androany tsy hivarotra tanindrazana dia rahampitso amidy @ olona hafa .
- androany mahazo aministie i Pierrot dia rahampitso aza mody aloha.
- androany i Ny-hasina milaza hoe hanao fifidianana avant fin 2009 dia rahampitso tsy niteny an'izany aho

etc...

Andraso kely fa mbola tsy teniny farany io ... mbola hiova in-jato io fa aza manahy
5. xxx ( 14/05/2009 11:43)
Ka tsy efa mahazatra antsika ve ilay mametraka e???? i zao i le8 nilaza ny hiverina . Mandrak'ity ny androany mbola miletika any Afrika any foana. Ngamba efa namboly voanio any mihintsy
6. tsiafoi1 ( 14/05/2009 11:50)
Raha basy de mampifarirotra ny olona fa raha resaka popularité sy carisme EFA VITA KETSA ozy zalahy zay, na handany andro hanao action sociale etsy sy eroa aza rakalakely isany....

Efa LEO sy TOFOKA TGV ny vahoaka. Jereo kely ny sondage.
7. xxx ( 14/05/2009 11:53)
Ilay sondage olona 1 no miverina in-100 iny ve???? Vita ketsa marina ny eny ankorndrano.
8. halloween ( 14/05/2009 12:00)
vao milatsaka i Ravalo na Ndafy be , na ireo dinozoro goda be reo de miverina indray ny TGV hanitsaka anireo !! ary tonga de petsa de zay mibahabahana eo !!
9. xxx ( 14/05/2009 12:03)
Aleo hanaovan'ny boay kely ny lalana fa ny goaika efa mpanagala-boanjo avokoa.
10. halloween ( 14/05/2009 12:05)
Goaika voky atody !! fay ireo anio !! vao miditra milatsaka eo de vita ny aminy !! tonga ny hitsaka ! ha ha ha ha
11. Mirananirina ( 14/05/2009 12:06)
VAO MISY MILATSAKA NY IRAY AM LISAN REO D ZA NY ADVAH-NY. MAZAVA ???

tsara be zany ,dia ho hita eo izay tianay vahoaka,
12. halloween ( 14/05/2009 12:09)
ary za ve tian'i mirana ??
13. xxx ( 14/05/2009 12:23)
tsy izay tgv no hanao lalana eto dj no hain'iny tsara aminy no tsy milatsaka raha izany ho hafa baraka eo ,eleo ny pros no hifanitsana toan'i ry pierrot sy ra8 izay ihany
14. Mirananirina ( 14/05/2009 12:24)
ary za ve tian'i mirana

izaho be fitiavana be ka,tiako daholo ny Malagasy na lhl na vhv na kely na lehibe na mahantra na manakarena hihihi
15. ravalotgv ( 14/05/2009 12:39)
kay kle de ahoana no hiarahanao matory miaraka amin ny gasy rehetra ry mirana

sniff
tcrouffff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
16. tsiafoi1 ( 14/05/2009 12:48)

HILATSAKA AIZA ry Halloween a? anti-constitutionnel aloa zany resaka izany, raha tsy hoe anga hanao référendum hanova constitution aloa....

EFA FAY HOA NY VAHOAKA, nanenen'Antananarivo tongatra aman-tanana iny élection maire iny fa nampiditra jiolahy mpandroba anaty ny trano. Tsy matin-kanin-kely toy ny amalona ny vahoakan'Antananarivo fa raha izany no nisy voafidy maire teto Rafalimanana. Fomban'ny olona ny mitady ny tsara mandrakariva fa ny lalan-kizo koza tsy azo hodian-tsy hita ka hizorana ihany.

Dia aleo ny urne no hitsara e!
17. Mirananirina ( 14/05/2009 12:59)
kay kle de ahoana no hiarahanao matory miaraka amin ny gasy rehetra ry mirana

hihihi,rehefa tiana ve dia tsy maintsy iarahana matory :( :roll:
18. essera ( 14/05/2009 15:31)
Taratasy misokatra ho an'i Dada,

Dada a, sao vizana be eo ndray enao fa mipetrah tsara. Ny mahay vava tsy maninona fa tohizo ihany e, mba hampahery an'iny Akorondrano rehetra iny. Zareo koa vao maheno ny feonao d toy ny maheno zanahary fa efa kôpy ihany ianao wé mafy totondry b le tgv fa aleo milam mora mba tsy ho afa-baraka.

D mandrapihaona indray fa tsy maninona ianao na hanohy vacances aza aloha fa makà aina tsara e.


:-D :-D :-D
19. xxx ( 14/05/2009 15:46)
mikorontana sahady ny tgvendrana vao naheno ny akony fotsy aiza ary zany é,
koa tsy Andry izy ty koa hitsoaka ,tsy zakan'ny ati-dohany le politika fa neveriny fa mbola dj angamba ,maty aho tgvendrana =)) =)) =)) =))
20. nancy ( 14/05/2009 16:46)
Aza taitra enao ra-xxx fa mbola hiverina izy a. Sady inona moa no hametsovetsoanao azy eo rehefa tsy tianao hiverina akory izy e?
Ny tokony hoeritreretinao dia hoe mety ve izao ataon'i tgv izao? miakatra ve ny fiainako amizao sns. 2 volana izy zay no teo, inona no zavatra mivaingana hitanao? tsy famonoana'olona? tsy didi-jadona? tsy fanakatonana radio? tsy fisamborana? tsy fangalarana? tsy lainga?


xxx:

Ka tsy efa mahazatra antsika ve ilay mametraka e???? i zao i le8 nilaza ny hiverina . Mandrak'ity ny androany mbola miletika any Afrika any foana. Ngamba efa namboly voanio any mihintsy



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481