i Lesabotsy
1. xxx
(
14/05/2009 12:43)
Raha manao jeri-todika ao ry reto ny toe-draharaha politika eto an-tanana dia mahavariana ihany.
Mbola tadidinareo ve i lesabotsy izay nanao izay tiany atao. Izay tsy mitovy hevitra amin'ny dia migadra. Efa nilingilingy nividy ropilany mitentina aminà million ange ry reto izy e. :) Dadany tokoa enao aloha e.
Izao indray efa tsy prezida intsony ny tena nefa nilaza fa tsy hanary an-dramalagasy izany tamin'ny fotoandrony dia mimenomeno sy mangataka any amin'ireto dictateur africain hoe hanangana gouvernement de consensus. Enao ary efa ho gadrainy charles raha miverina eo. mmmmhhhh
Raha tena olo-kendry enao dia tsy miafina ao ambadikin'ny hoe voafidim-bahoaka izany ka manaiky ny hadisona natao, dia tsy milatsaka intsony ry lesabotsy. Tsy hoe akory voafidim-bahoaka dia midika hoe manao izay tinao atao ianao.
Ary mba sabotsy hoviana moa ity hahatongavanao e????
:)

novalian'i fijo ny 14/05/2009 21:59
2. ravalotgv
(
14/05/2009 12:47)
ary tena diso zany lery de nasorina tsy prezida
sniff
tcrouff
tandremo ry hat diso eo
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tcrouff
tandremo ry hat diso eo
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. tsiafoi1
(
14/05/2009 12:53)
ravalotgv a, nasorina an-keriny tsy ho prezida i lesabotsy fa mamim-bahoaka hatrany :oops: :oops: :oops:
4. Bazily
(
14/05/2009 13:00)
Io letsy na sakanan'lah tsy hilatsaka aza izy dia TIM foana ny anay ah!!
5. pifa
(
14/05/2009 13:16)
ie, de lelafo ary ny felatongotry ny TIM. Natao tia tena be le constitution hay nafatony 'ndray zao. De hoy "lesabotsy" tam'zany oe: "Mifona aminareo aho sns.".....avy eo "...tsapao aloha ny herinareo vao mitsapa ny ahy..." :) Raha tsy kilalaon'jaza izy ty ko.
Taraiky eo elah ry Baz...
Taraiky eo elah ry Baz...
8. 08051972
(
14/05/2009 14:05)
K'ilesabotsy aza mba nahay nifona fa tsy toy ny mpitondra retra teo aloha mialokalok'aty Frantsa refa nangoronkarena tany @ taniny! K'i lesabotsy anie tia tanindrazana ka tsy mila herisetra toy ny sasany sady na de nvidy rôplan aza izy mbola mitsinjo ny Gasy ka mampanjaka ny democratie fa tsy oe avy any anaty ala ankory! :-D
9. xxx
(
14/05/2009 15:34)
Ka raha tena olom-pirenena tokoa i lesabotsy, moa izy raha teo efa nanaiky ny fahadisoana nataony dia maninona izy raha tsy milatsaka intsony. Satria i TGV koa efa tsy hilatsaka rahateo. Hitako hoe izay no mahava-olana mitranga ankehitriny. Samy faly amin'izay.
Izany akory tsy manakana ny membren'ny TIM na ny membren'ny TGV tsy hilatsaka. Fa i lesabotsy sy i Andry TGV mihitsy no tokony tsy milatsaka.
Izany akory tsy manakana ny membren'ny TIM na ny membren'ny TGV tsy hilatsaka. Fa i lesabotsy sy i Andry TGV mihitsy no tokony tsy milatsaka.
10. xxx
(
14/05/2009 15:37)
zany ny atao hoe fahendrena tsy maika toa boka hanambady hoatran'i lucky lavasanga ,maika ny hanapotika ny Malagasy