Ca m'enerve an'i GTT ve efa hitanareo

1. xxx ( 14/05/2009 15:22)
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/gasy-tia-tanindrazana-ca-menerve-09052009-video_51ebe5568.html

http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/les-jeunes-malgaches-demandent-le-retour-de-ravalomanana-09052009-video_0557a669c.html

misy tsy mety kely ihany le ataondry zalahy satria tena fitenin'ados ve no atao, Ca m'eneeeeeeeeeerve

misy latsaka ny aman
novalian'i xxx ny 14/05/2009 16:04
2. xxx ( 14/05/2009 15:24)
nirina sy dina zany mo mpitarika ao an.
Tandremo sao de manao otran'i razily a
3. xxx ( 14/05/2009 15:27)
mitaky ny fiverenan'ny ra8 ny GTT hatramin'y farany
ity ny hafatr'i Ravalomanana
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/ravalomanana-sadresse-a-la-diaspora-avec-le-gtt-09052009-video_98251e6b8.html

mahatsiaro antsika i dada
4. xxx ( 14/05/2009 15:29)
aza tezitr'enao sao maty fahantany eo eo ,io zao vao naika nanafaingana ny fiverenan'i dada ,ka sao enao tsy afaka ny hifaly eto
5. xxx ( 14/05/2009 15:31)
aza tezitr'enao sao maty fahantany eo eo ,io zao vao naika nanafaingana ny fiverenan'i dada ,ka sao enao tsy afaka ny hifaly eto
6. xxx ( 14/05/2009 15:35)
xxx:ka efa sasa miandry kosa ny zaza fa kamboty ko, sady izay rehetra mihetsika dia voasambotra daholo ka izay no ataoko hoe sao dia voasambotra tahaka andrazily sy Manandafy , tsy hita popoka avy eo
7. benkintana ( 14/05/2009 15:38)
zao manao tsinontsinona ny zon'olombelona dia ho faizinay tanteraka ,
8. bazylou ( 14/05/2009 15:43)
esyyy e ry tim sy gtt reraka e!!
9. xxx ( 14/05/2009 15:48)
endasin'i benkintana eo elah ,aza makany fa raha reraka nareo de manaova hoatran'i Andry mialĂ  de zay
10. xxx ( 14/05/2009 16:04)
dain ko ty reto raha tsy any senegal kohifampinana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.087