TSY HILATSAKA NY HO FIDIANA AHO SATRIA..............
1. TEGEVE
(
14/05/2009 08:51)
Anaka isany
manambara ampahibemaso etoana ny tenako fa tsy hilatsaka ny hofidina ho filoha,fa tiako ny marihana raha tsy misy milatsaka koa reo filoha teo aloha
-tsy maintsy nataoko ampahibemaso satria manery mafy ry zareo matanjaka,i renimalala sy bekintana( raha mivadika ny raharaha dia any ihany zah no handositra,hé hé hé)
-i Pierrot no tian-dry zalahy ireo apetraka(efa tsy voalohanko ny karaman'ireo ,i mon "amis" Pierrot nahavita nanome vola betsaka kokoa dia lasany ny capsat heriko sy andriko)
-tsy ho lany eo rahateo ny tenako raha hilatsa (sao wain eo)
-satria izao tsy ampy taona araka ny lalam-panorenana(io ihany no lalam-panorenana mihatra zao aloha ny rehetra efa navalona daholo ,comme par hasard :idea: )
Noho izany ry mpanohana ahy dia aza kivy ianareo fa hiverina ho fidina eto ihany ny tenako @ mandat manaraka fa manaova grevy nareo aloha mandra-pahafeno ny taonako
(l) (l)

novalian'i benkintana ny 14/05/2009 14:59
2. benkintana
(
14/05/2009 08:53)
Efa tsara ny ezaka fa feno fihatsaram-belatsihy izy zany ,ary aza miteny afa tsy zay nasaina notenenina ihany,sao mipoaka eo ny tena marina
3. xxx
(
14/05/2009 08:59)
zay vao mihinana nenanany ingahy rainy fa tratran'ny nataony sahady vao iray volana fotsiny aza mba paiso ihany
4. xxx
(
14/05/2009 09:11)
Fa le tetezamita ve tsy fanomanana ny lalam-panorenana vaovao ,koa tsy namboarina dia afaka milatsa ???
Aleo rangah nareo milatsa de ho hita eto ny tena valeurs-nareo é, raha sahy!!:
Aleo rangah nareo milatsa de ho hita eto ny tena valeurs-nareo é, raha sahy!!:
5. tsiafoi1
(
14/05/2009 10:32)
Otran'ilay mikosoka kapila mangirana ihany ry namana a, tonga de kosokosoka sy dilirina tsara dieny izao : "MODY ATAOKO HOE TSY HILATSAKA AHO RAHA TSY MILATSAKA NY FILOHA TEO ALOHA REHETRA..." Midika izany FA HILATSAKA AHO, fa fomba handrebirebeko ny sain'ny vahoaka tsy ahita fa tsy ara-dàlana ny fitondrako sady mpanao coup d'Etat, de miesona daolo ny vavala be mandry fa mitodika any @'ilay "hilatsaka sy tsy hilatsaka ny saina", hadino hatreo ilay mot hoe "coup d'Etat", nefa ange za raha ny tena marina, araka ny lalam-panorenana manan-kery dia TSY MAHAZO MILATSA MIHITSY
"Ireo gasy ireo anga ampy hampiesoninay sy Renimalala"
DE HO HITA EO TOKOA...
6. xxx
(
14/05/2009 10:40)
, fa fomba handrebirebeko ny sain'ny vahoaka tsy ahita fa tsy ara-dàlana ny fitondrako sady mpanao coup d'Etat, de miesona daolo ny vavala be mandry fa mitodika any @'ilay "hilatsaka sy tsy hilatsaka ny saina", hadino hatreo ilay mot hoe "coup d'Etat"
Sao dia ianreo no mandrebireby tena e! mitady problema ho an'ny tenanareo ianareo.
rehefa tsy afaka hilatsaka na tsy hilatsaka izy dia tohizo ny lalanao raha tena mahay ianao fa aza ny tsy filatsahany no hamoronana tantara lava be eo hita hoe tena matahotra azy ianareo izany! :-D :-D :-D
7. tsiafoi1
(
14/05/2009 12:02)
Rehefa misy artiste te halaza izay fa elaela tsy heno no sady tsy malaza, de mody ankalazaina hoe "MATY hony eee! mankery manketsy e..." De lasa miverimberina ao ambavan'ny maro ny anaran'iny avy eo..., de tsy gaga enao raha lasa malaza tampoka iny olona iny avy eo... Ka moa misy hafa amin'izany ve ity film ataon'i boay kely ity?
Tsy azo amidy intsony ny vahoaka fa efa fay diso lalana t@'ny élection maire teo e!!!
Ny hoe matahotra, driiiii izao zao no tena matahotra ka mitady hi-éliminé ny Filoha Ravalomanana @'ny fomba rehetra??? :roll: :D 8O :roll: :lol: De aoka re enao ihany no hamaly azy raxxx a! Ary raha tsy matahotra miseho fa aza miafina ao ambadiky ny xxx e!!!
8. xxx
(
14/05/2009 12:09)
Angamba tsy misy mihevitra ny hi elimine an'i le8 eo fa izy mihintsy no efa peranoia tamin'ny zava-bitany.
Tsy azo amidy intsony ny Malagasy fa efa fay ny election 2006 teo iny e! saika nihevitra ny hanao amperora i ngahy dadanareo raha tsy mailo ny pokona.
Inona no atahoranao ny xxx e? io no ps -ko fa nga misy lalana koa hoe tsy mahazo manao xxx???

9. xxx
(
14/05/2009 12:40)
Ny ahy koa ny tena tsy azoko dia maninona no ny ambassadeur frantsay no milaza azy fa tsy izy tenany e . Mazava izao fa iny ny patron -ny
Mety koa angamba ny tadiaviny hoe mody miteny hoe tsy hilatsaka , dia hitomany daholo ry essera sy andrywui hoe milatsaha re ianao fa ianao no messie nanavotra anay teto. Dia avy eo milatsaka indray : à la demande du PEUPLE ... ha ha ha

10. benkintana
(
14/05/2009 14:59)
tsy mahazo milatsaka io sao ampiriatiko eo!!!!efa misy acolyte zay efa vonona ny hanao toutou ao i Pierrot,fa ny hatahoranay mafy dia ty R8 ty