aleoko tsy hisy e

1. bazylou ( 15/05/2009 22:12)
hoy topmada
"21:30 - Le Président Marc Ravalomanana a déclaré lors d’une intervention téléphonique à Ambohijatovo, qu’il n’y aura plus de négociations jusqu’à son retour""
le tsy misy negosy mihitsy notena tsara e!! eo no mbola mapifilafila eo nefa efa resy!!! ny soavaly be lohalik'i lery aza efa naiditra box forcé!!!
2. xxx ( 15/05/2009 23:34)
resaka bazily natao himézana :-D :-D :-D
3. Noue ( 16/05/2009 05:05)
ka efa tsy mahita lazaina intsony rabazylou ! lany morsa eee :-D :-D :-D :-D :-D
4. benkintana ( 17/05/2009 00:39)
ndàna elah ry bazily
mampiady akoholahy eny Antsofinondry refa lany resaka ,sao fafazako eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478