Mitady torolalana

1. xxx ( 16/05/2009 19:16)
Bonjour,
Je veux faire venir ma copine malgache en France pour 30 jours au mois d'août. J'ai fait une demande de certificat d'hebergement à ma mairie.
Je voudrais savoir qu'elle sont les documents qu'elle doit fournir à l'embassade de France de Tana pour obtenir ce visa. Y a t il des difficultés pour obtenir un visa touristique ?
Merci pour vos témoignages.
novalian'i vaninna ny 22/05/2009 00:15
2. ni81 ( 16/05/2009 19:45)
Tena sarotsarotra mihitsy raha vao célibataire no mandeha frantsa amin'izao fotoana izao ao @ ambassade e! Indrindra raha vao visa touristique.
3. Ratoa ( 16/05/2009 20:37)
Tadiavo @ internet, google oh. ny "conditions d'entrée touristique en France
4. Mirananirina ( 21/05/2009 10:46)
Ny any aloha tsy haiko (asaivo manontany any izy),fa ny eto no fantatro:
Mila ny n°passeport
ny momba azy rehetra(daty handehanany sns...)
Assurance :na ianao no manao na izy dia tsy ilaina
Ny anao indray ny bulletin de salaire
facture EDF
Impôt
Dia ny contrat d'habitation raha locataire
ny m² ipetrahana koa jerevany raha azo hi-hebergéna olona.(misy visite ataony mihitsy),
Mahazotoa e
5. Herifaliana ( 21/05/2009 13:57)
Il faut la mettre dans ta valise. Au faite J espere que tu ne pourra jamais l emmener en France cretin hahahahahahahaha. Les francais ne te laisseront jamais il vont t empisonner hahaha
6. sohitika2008 ( 21/05/2009 14:19)
Herifaliana:

Il faut la mettre dans ta valise. Au faite J espere que tu ne pourra jamais l emmener en France cretin hahahahahahahaha. Les francais ne te laisseront jamais il vont t empisonner hahaha

Fahambanian-tsaina koa zany! Cretin hahaha!
7. vaninna ( 22/05/2009 00:13)
aza adino ilay jusitificatif ny compte any Mada hoe misy Credit 3000 euros (raha 3 mois ny visa angatahina) ao ; na 30 euros par jour fa tsy mahazo visa mihitsy na complet aza ny docs hafa rehetra
tsy valable intsony ny docs bancaires fa ilay relevé de compte misy ilay credit ny vola miitsy no ilainy consulat
8. vaninna ( 22/05/2009 00:15)
1000 euro zany farafahakeliny ny vola tokony hisy aminy compte bancaire ny compte bancaire ny copine anao raha handeha aty France
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2113