nandeha nitalaho mafy ny anao marina

1. bazylou ( 16/05/2009 08:07)
hoy i orange.mg
"10h00 Alain Andriamiseza, leader légaliste a rencontré hier le SG de la présidence de la HAT à Ambohitsirohitra. - """

efa nitalaho mafy izany fa resy e!! :-D :-D
2. Noue ( 16/05/2009 08:08)
:-D :-D :-D :-D :-D viazaka mahintsiny anie ity bazylou ity ee :-D :-D :-D
3. bazylou ( 16/05/2009 08:16)
Variana mimenomenona ireo very seza rehetra.

Manenjika ka eeeeeee...........
Mivazavaza ka eeeeeeee.......
Manakarama mercenaire fa eeeeeeeeeeeee.........
Karamaina ireo miaramila sandoka ka eeeeeeeeeeee........
Karamaina ny mpilahatra fa eeeeeeeeeeeee............
Alefa ny lainga rehetra fa eeeeeeeeee....................
Tifirina ny mpilahatra fa eeeeeeeeeee....................
Mody alefa mitomany be ny vehivavy fa eeeeeeeee......
Asaina manampina vava ireo andiham-behivavy matavy be fa eeee........
Antsoina ny SADC hanafika fa eeeeeeeeeeee....................
Milaza ny ho avy Ravalomanana fa eeeeeeeeeeeeee.....
Natsangana ny gouvernemanta fa eeeeeeeeeeee......
Nantsoina i constant fa eeeeeeeeeee.......
Nantsoina ny BBC fa ny panda no nipoitra ka eeeeee.....
4. Noue ( 16/05/2009 08:17)
mba fantatry bazylou ve aloha ny dikan'oe SG ????
dia mitandrema ihany @ ity mitatatata ity fa sao dia ho tapaka lalandrà tsifidiny eo eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. bazylou ( 16/05/2009 08:55)
SG, sektretera jeneraly, , fa angaha hifanaraka amin'ny tgv and co indray le tim e!! fa nankaiza le zesta be sy vonovorona teny amin'ny magro sy ambohijatovo ??? nankaiza le Gtt mpizity be tsy aninotsianinona ireny e!!
:-D :-D
6. sadeky ( 16/05/2009 09:14)
efa misioka ry bazilou f'efa tafa ny hat e felicitation aloha e,efa tratra ny tanjona teny @ 13mai dia efa izay e sa ahoana koa
7. bazylou ( 16/05/2009 10:29)
tsy hisy negosy raha tsy tongahono le8!! nefa inonano ataon'i tsimiseza any amin'ny hat ?? , hay moa efa nivadika i lery e!! :-D :-D
8. Mirananirina ( 16/05/2009 11:04)
nandeha nitalao sa NASAINA nitalaho,raha tsy izay voatifitra na voavono.
9. ravalotgv ( 16/05/2009 11:59)
tokony notifirina ze resy

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@
10. benkintana ( 17/05/2009 01:08)
bazily efa mifangaro be ny resany ndàana elah manao vakansy any fa borné be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0536