Ampidiro aloha ny tenimiafina
bonne nuit
1. locl
(
15/05/2009 20:51)
Dia mandana matory daholo amin'izay fa vita ny androany, izay eny Ambohijatovo rahampitso indray eritreretina
2. rakaroka
(
15/05/2009 20:53)
Tafandria mandry e, dia manofisa "TSARA" :lol: :lol: :lol:
3. ravalotgv
(
15/05/2009 21:03)
feno virja eny angamba
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^)
4. xxx
(
15/05/2009 22:32)
ravalotgv :
tena betsaka mbola dôr eny! hihihi
5. Noue
(
16/05/2009 05:03)
sur fa nisy tsy nahita tory indray zao tao :-D :-D :-D :-D :-D
6. ravalotgv
(
16/05/2009 20:50)
nga noue mbola virja
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)