Iza no ananana trosa? Iza no tokony handoa?
1. bozyboleta
(
19/05/2009 07:24)
Hatr@ izao dia tsy fantatra mazava satria dia niovaova hatrany ny tarehimarika momba ity trosa notatatataina fa ananan’ny fanjakana @ TIKO ity.
Tsy mbola nisy ihany koa ny taratasy mazava naseho ampahibemaso milaza ny tsy fahaloavan’ny TIKO io trosa io fa mbola resaka ampanidinana daholo aloha hatreto.
Ny Ministry ny Vola moa dia naleony nanjaitra ny molony nony farany satria nahatsapa tena ihany fa tsy mahafehy ilay taranja e! Nidona t@ rindrina matetika dia ny talen’ny hetra sy ny fadin-tseranana indray no namporisihina ni-vòvò.
Hatreto aloha, raha ny tombatombana ny vola sy fitaovana efa nalain’ny fat(y) an-keriny tao @ TIKO dia sahal@ fat(y) indray izao no ananana trosa an!
Betsaka ihany izay efa azon’ny fat(y) izay.
Source: Midi-Madagasikara
Usine « Mana ». Des employés réquisitionnés
(19-05-2009) - Depuis un certain temps, l’usine de production de farine de blé « Mana » appartenant au groupe Tiko n’a pas pu fonctionner en raison de l’insécurité des biens et des personnes.
Plus de 2 400 tonnes de stocks de farine y ont été saisies par la HAT sans présentation de documents y afférant. Et maintenant, une cellule opérationnelle a réquisitionné petit à petit les employés de l’usine pour la faire marcher, depuis samedi soir dernier, a-t-on appris de source auprès du groupe Tiko. Certains ont été menacés par des armes et enlevés auprès de leurs familles pour travailler, d’autres n’ont pas le choix de refuser de crainte de perdre leur boulot tout en se demandant qui va payer leurs salaires pour ce mois-ci, a-t-on poursuivi.
Un pur assassinat
En fait, produire de la farine sur place est moins cher que d’en importer. Le prix de ce PPN ne cesse de s’envoler atteignant jusqu’à 2 200 Ar/kg sur les marchés. Dans les grandes surfaces, le kilo de la farine de blé conditionné dans un emballage s’achète entre 5 800Ar à 9 980 Ar. Pourtant, la cellule vend la farine de la société Mana à 1 000 Ar/kg à la sortie d’usine. Cette vente à perte n’est qu’un pur assassinat de l’entreprise pour la faire disparaître à jamais, explique un responsable du groupe. Ce dernier doit encore s’acquitter des frais portuaires du bateau transportant le blé, d’une valeur de plus de 200 000 Euros car celui-ci a été immobilisé pendant plus d’un mois au port de Toamasina, sans compter les coûts de stockage élevés. Les recettes de la vente de la farine ne lui sont méme pas versées. Par ailleurs, la SPAT a menacé de résilier le contrat avec la société Mana en raison du non paiement des redevances d’exploitation durant cette période de crise. Le groupe Tiko de préciser qu’il n’a pas encore été avisé. D’autant plus, il n’a pas du tout l’intention d’arréter ses activités mais l’environnement ne lui permet pas de tout reprendre.
Navalona R.

novalian'i xxx ny 20/05/2009 03:02
2. Noue
(
19/05/2009 07:29)
bozyboleta:betsaka tokoa zay halatra natao'ny FAT(Y) zay ary mino aho fa natao ny totale ny zavatra rehetra nangalarain'ny FAT(Y) dia ry zareo indray zao no tokony hananan(ny TIKO vola ee !
Hatreto aloha, raha ny tombatombana ny vola sy fitaovana efa nalain’ny fat(y) an-keriny tao @ TIKO dia sahal@ fat(y) indray izao no ananana trosa an!
Betsaka ihany izay efa azon’ny fat(y) izay.
3. bozyboleta
(
19/05/2009 07:38)
T@ ireo fiara nalaina tany Manjakandriana izay nolazaina fa an'ny fanjakana, dia nibaribary teo @ taratasim-piantohana hitan'ny mpanao gazety ary niserana t@ fahitalavitra fa an'ny TIKO S.A ireo fiara.
Ny fakana fananan'olona dia "HALATRA" ka asa indray izay mbola lazain'ny fat(y) @ izany.

4. Oay
(
19/05/2009 07:56)
bozyboleta:

Bozy a! Tena mahafinaritra ilay resakao an! TIKO be hmmm...
Fa izao ny olana anie d ilay nataon'ny FMI t@ décembre é!
Nametraka mazava mantsy ny FMI hoe azavao aloha fa otrany maizina be fa mifangaro ilay fitantanana ny volampanjakana sy ny volan'ny TIKO.io ilay resaka 35.000.000$ an!
D mbola nametraka koa ny fianakaviambe iraisampirenena ny @ hoe MPIASAN'i Ravalomanana ve ny Sénteurs sy Député satria maro t@ izy ireny no mpiasan'ny TIKO sa miasa ho an'ny Madagasikara?
Fa izao é! vary mangatsiaka be izany resahantsika izany fa efa hafa be izao ny resaka!
Ny mampiasa ny lohan'ny mpanao politika izao d hoe :IZA NO HANDRESY AN'ILay Efa tonga eto Madagsikara iny fa toa tena sahy ilay ranamana iny?
Bozy a! azafady fa hay moa mahakasika ilay FIHINANAREO ILAY FAHAFATESAN'NY TIKO azafady an! Tohizo ilay dinika fa kay moa hain-debe nareo ilay izy, mialatsiny é!
5. essera
(
19/05/2009 08:09)
Hatr@ izao dia tsy fantatra mazava satria dia niovaova hatrany ny tarehimarika momba ity trosa notatatataina fa ananan’ny fanjakana @ TIKO ity.
Eto kosa alou d diso sahady satria efa nanokanana page iray toy ny publicité tam gazety maromaro nivoaka teto am tanàna io fa ianao mandainga rabozyboleta. Nisy antontan'isa tsara mihitsy. Ela be ilay izy vao azonao raha azavaiko veti2 eto fa mijereva archive
Usine « Mana ».
Vao resaka Mana d efa tsy manara-dalàna satria silo ao anaty port ve rangah ty. Izany koa no atao hoe manara-dalàna izany.
Un pur assassinat
Fomba fanaon'i Ravalo re io fa aza taitra nareo e. Firy no tsy efa nigogogogo nitomany. Ny niditra am-ponja.
au moins alou ny mpanara-dalàna aza dia miventy an'izay matetika intsony fa vilam-bava be ianareo. Teo am fitondrana ianareo natao daholo ny tsy ara-dalàna rehetra iny, miala eo ianareo vao milaza hanara-dalàna.
Trop tard mon ami.
6. bozyboleta
(
19/05/2009 08:10)
Ohohohohoho :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Zany morom-pisainana e! Bozy tsy mpiasan'ny TIKO, tsy very fihinana mihitsy ary na iza na iza nitondra teo sy mbola hitondra eo, i Bozy manan-kohanina foana satria efa zatra nihinana ny hatsembohan'ny tavany sy ny ron-dohany.
Zay mba tena resaka atao ry oay f'aza manao lelon-jaza @ ty FMI sy ny $35,000,000 sns... Ary tsy efa tokony ho azo ve zao io vola io satria hafa ny mpangataka t@ desambra sy @ zao?? :?: :?:
Ny fahafatesana no handresy an'iny. Tsy efa ambavahoana ve iny @ ty chimiothérapie? 8O 8O 8O
Zany morom-pisainana e! Bozy tsy mpiasan'ny TIKO, tsy very fihinana mihitsy ary na iza na iza nitondra teo sy mbola hitondra eo, i Bozy manan-kohanina foana satria efa zatra nihinana ny hatsembohan'ny tavany sy ny ron-dohany.
Zay mba tena resaka atao ry oay f'aza manao lelon-jaza @ ty FMI sy ny $35,000,000 sns... Ary tsy efa tokony ho azo ve zao io vola io satria hafa ny mpangataka t@ desambra sy @ zao?? :?: :?:
Ny mampiasa ny lohan'ny mpanao politika izao d hoe :IZA NO HANDRESY AN'ILay Efa tonga eto Madagsikara iny fa toa tena sahy ilay ranamana iny?
Ny fahafatesana no handresy an'iny. Tsy efa ambavahoana ve iny @ ty chimiothérapie? 8O 8O 8O
7. bozyboleta
(
19/05/2009 08:17)
Eto kosa alou d diso sahady satria efa nanokanana page iray toy ny publicité tam gazety maromaro nivoaka teto am tanàna io fa ianao mandainga rabozyboleta. Nisy antontan'isa tsara mihitsy. Ela be ilay izy vao azonao raha azavaiko veti2 eto fa mijereva archive
Asehoy lay porofo. Io foana no efa nangatahin'ny tompon'ny orinasa hoe aiza ny taratasy fanamarihana misy ny kajy milaza izany ary ny fampahafantarana izany ny tompon-draharaha. Tsy nisy aloha hatreto fa t@ gazety ihany no naseho ty tarehimarika niovaova ty.
F'angaha koa raha miseho gazety dia izay no marina. He zany izy natao toy ny publicité.Fa taiza ary nareo no tsy nahalala izany publicité mensongère izany. Sady havanana @ io lainga io rahateo zareo.
Tena taraiky be nareo izany an.
8. Oay
(
19/05/2009 08:26)
bozyboleta:
Ny fahafatesana no handresy an'iny. Tsy efa ambavahoana ve iny @ ty chimiothérapie? 8O 8O 8O
D mbola manao azatsiny indray ary é!
Momba ilay fitadiava-bola d tsapako tokoa fa manana mihoatra ny tokony ho izy ary i bozy satria ny aorta za lany daty d arianareo fotsiny.
Momba ilay chimiothérapie indray d enao olona nianatra ho mpitsabo ary maharaka vaovao, d mampatsiahy anao fotsiny i Oay hoe 95% ny cancer izao d azo tsaboina tsara ary azo antoka ny fahasitranany.
Ny cancer ny havokavoka no mbola zavatra sarotra ny mitsabo anazy.
Mino aho fa fantatrao ohatra i Lance Armstrong izay tratran'ny cancer du testicule fa sitrana i ranamana
io ihany no ohatra omeko satria io fantatrao tsara.
Noho izany za tsy mahalala ny cancer mahazo an'ilay olona lazainao fa izao é:"AZA MANDIDY ALOHAN'ANDRIAMNITRA" satria ny teny Malagasy d milaza fa tsy fantatra izay hianjera mialoha na ny azo amoron-tevana na ny vatobe mandondona!
9. Mirananirina
(
19/05/2009 09:05)
Nahoana tokoa moa izy no tsy nadoa hetra ,nefa société be mandeha tsara iny ,fa fanosoram-potaka fotsiny ny an'ny sasany
10. bozyboleta
(
19/05/2009 09:11)
Raha olona te-hitondra firenena izany dia olona salama.
Ao anatin'ny lalampanorenana dia anisan'ny azo anaovana "fanakanana"na "empéchement" ny toe-pahasalaman'ny filoham-pirenena.
Hatreto aloha dia mbola ambany dia ambany ny tahan'ny fahasitranan'ny aretina homamiadana eto Madagasikara. Nefa moa ranamana manambola be t@ halatra nataony taloha ka mety hahatakatra fitsaboana any Etazonia. :wink:

11. Oay
(
19/05/2009 09:28)
Tsy tsara ilay a priori ho an'ny olona lalintsaina toa anao ry Bozy noho izany d izao:
_Mbola tsy tonga ny fotoana hiresahana ny toepahasalaman'izay hirotsaka hofidiana fa rehefa tonga izany d azo atao ny mangataka ny bulletin de santé ny candidat ts11 d eo isika mahita azy!
_Faharoa fa angaha d efa matahotra mafy no d efa mihevitra fa d holany ilay olona é!
_Mbola lavitra ny lalana aleha ho an'ny TENA MPANAO POLITIKA é!

12. bozyboleta
(
19/05/2009 10:00)
Faharoa fa angaha d efa matahotra mafy no d efa mihevitra fa d holany ilay olona é!
Matahotra inona???
Ho lany inona???
Olona iza???
:?: :?: :?: :?: :?:
13. essera
(
19/05/2009 10:01)
Mirananirina:
Nahoana tokoa moa izy no tsy nadoa hetra ,nefa société be mandeha tsara iny ,fa fanosoram-potaka fotsiny ny an'ny sasany
Fa iza koa anefa ry Mirananirina no hiteny hoe misy maloto ao anaty kilaoty fohi-tanako. Ra8 ve aminao d hiteny sy hanao fanambarana hoe :
Ry vahoaka malagasy, ampiasaiko alou reto vola ireto fa minoa fotsiny ihany ianareo fa tsy maintsy voaveriko io.
:-D :-D :-D
14. bozyboleta
(
19/05/2009 10:11)
Inona anefa no tsy amoahana ny porofo e!
Na ny tompon'ny orinasa aza ange efa nangataka an'io nefa mbola tsy nahitam-baliny hatrizao.
Misy ny antontan-taratasy mikasika izany na any @ sampan-draharahan'ny hetra na ny ladoany. Matoa nisy ny famoahana tarehimarika na dia niovaova aza izany dia misy izany ny kajy natao.
Mangarahara izao ka tsy hitako izay tsy amoahana an'ireo ho hitam-poko fanta-pirenena.
Sa ve mbola amboarina :wink:

15. Oay
(
19/05/2009 10:49)
Ka efa hoe nanao erreur ny zandrin'i Boudah fa zavatra tsy maika iny nataony iny satria disproportionnées ilay durées nahafahana nanolana sy ny fanaovana famotorana.
Ny tsy ampy amin'ny mpanao politika Malagasy aloha hatreto d ilay MAIKA TSY FAINGANA d manjary manaonao fona!
Aiza ve ka mahita ny sasany fa misy Roi ary ananona ary d iny koa fa te holasa Roi d mijabaka manao ny fomba tsy fanao hihihi...
Za efa niteny fa ny "Akoho no tsy nanidina d satria tsy nahandry ny andro Zoma" fa miandry andro asabotsy an!
Ka io maimaika io ry Bozy no tokony hialan'ny mpanao politika a!

16. essera
(
19/05/2009 11:05)
Na ny tompon'ny orinasa aza ange efa nangataka an'io nefa mbola tsy nahitam-baliny hatrizao.
Lery alou d mahatoky tena be fa io tena toetra tsara io na efa mifoifoy volo aza. Iza eto Mcar no tsy mahafantatra hoe MPANGALATRA, MPANAO KELY TSY MBA MAMINDRO Ra8 (tanin'oul, fiharian-karenan'oul, sns). Ny olona mikipyu sy minia miaro ary nahazo pitika tany sisa bain no miforitra ao a.
17. Mirananirina
(
19/05/2009 11:40)
Fa iza koa anefa ry Mirananirina no hiteny hoe misy maloto ao anaty kilaoty fohi-tanako. Ra8 ve aminao d hiteny sy hanao fanambarana hoe :
Ry vahoaka malagasy, ampiasaiko alou reto vola ireto fa minoa fotsiny ihany ianareo fa tsy maintsy voaveriko io.
essera,ka raha misy maloto ao tsy hiteny ianao ,fa ny eo akaikinao maheno maimbo avy hatrany dia miteny.Raha tsy hoe voahambana basy ngaha na tapenana ny vava
18. essera
(
19/05/2009 11:44)
essera,ka raha misy maloto ao tsy hiteny ianao ,fa ny eo akaikinao maheno maimbo avy hatrany dia miteny.Raha tsy hoe voahambana basy ngaha na tapenana ny vava
Adray, zvtr tsotra kely izany. Tonga d mankany am WC fa aza mitsoaka any ivelany aloha d manendrikendrika oul wé maimbo b ao Mcar nefa enao efa manara-pofona be. :-D :-D :-D
19. essera
(
19/05/2009 11:49)
Inona anefa no tsy amoahana ny porofo e!
Vous pouvez garder le silence. etc etc...
Rehefa tonga eo Ivato.
20. bozyboleta
(
19/05/2009 11:51)
Fotoana fanararaotana mihitsy izao hanaovana fitoriana.
Raha teo aloha mantsy noheverina fa voagejan'ilay mpanao didy jadona daholo ny fitantanan-draharaha ka natahotra hatr@ mpitsara; efa tsy izay intsony izao ny tantana.
Mahagaga anefa fa eny anivon'ny fitsarana dia mbola tsisy io fitoriana io.
Na ny fat(y) aza mbola tsy nametraka izay fitoriana fa bodongerona fotsiny ny nakana ny fananan'ny TIKO S.A hatr@ zay.
Fa inona aloha ny olana @ lay porofo? Sarotra be ve ny manome an'io?