Iza no ananana trosa? Iza no tokony handoa?
21. essera
(
19/05/2009 12:06)
Fa inona aloha ny olana @ lay porofo? Sarotra be ve ny manome an'io?
Tsy misy mpiasan'ny ministera tsika d aleo tompon'andraikitra hametraka tsara an'izay zavatra izay fa ny anjarantsika mifapikopakopa tanana rehefa mande le vazo.
Ny an'i Le8 ihany ange no tonga d misy teny milatsaka ao anatin'ny 24h rehefa tsy reveny ianao. Ahatsiarovako an'i Le Quartz, Trois frères, etc... Hita daholo hoe secteurs hidiran'lery d potehina alou izay adva hita fa mety hanakana ny marchés eto. Maka toky aminareo ihany aho aloha hoe nisy ve izany sa noforonina ? (poinsa b baina a) Ny tanin'oul voatototra raha tsy ilaza afatsy ny etsy am Magro Atsimondrano (noterena tsotra izao ny tena hivarotra). amin'ny vidiny farany ambany. Ny niolankolana moa d tsy vitan'ny vidin'ny farany ambany fa nidiran'angano mihitsy. Niainana izany ry zalah fa tantaraina fotsiny moa izao !!! Fanomezana santionany ihany io ry bozyboleta fa tsy hoe hanitrikitrika toy ny ataon'i ekipan'i le8 ianao d ny NOIR hivadika ho BLANC.
Porofo kely dia kely izay mba voasaringotry ny tanana io ry bozyboleta. Fa mbola misy fanampiny. Mionera be ny AZO. Eo isika izao !!! :-D :-D
22. xxx
(
19/05/2009 12:33)
fa nahoana moa no tsy mety mahazo vola avy @ fmi sy banque mondiale ny rgv e,zay no tena fehiny fa resaka essera sy oay zay toa alahelo lava ,bekonetaka hotran'ny zazakely
23. essera
(
19/05/2009 13:07)
fa nahoana moa no tsy mety mahazo vola avy @ fmi sy banque mondiale ny rgv e
Io fa milaza tsy anontaniana legôna. Angaha tsy mbola teo am fitondrana i Dada tam desambra ry xxx.21 d efa notenenina hoe tsy mazava ny lalan'ilay parotsa fa azavao mazava be fa misy rano sy menaka mifangaro ilay nampiasanareo azy. Ajékaky ô, inona ty ataonao ???? Izahay tonga d niala mits tam reny fanontaniana ireny hoe "tsy namany aho, tsy namany aho..." hi hi hiiiii
24. xxx
(
19/05/2009 13:20)
zao no lazaina fa noana ny vahoaka leity a, ary tena marina ihany le voalazan'i andrywui hoe mbola bado noho izy ty elah essera
25. bozyboleta
(
19/05/2009 14:27)
Mbola tsy tapitra ange ny délai de préscription @ ireo heloka rehetra anenjehana an-dRavalomanana ireo ka torio mihitsy.
Sady efa madio izao ny fitsarana. Ra-chris eo manome toky afaka hanaraka akaiky ny raharaha.
Fa mialoha izany rehetra izany, angony daholo aloha ny porofo fa izany miady tsisy porofo izany sal@ le zaza be tatibolana.
Sady efa madio izao ny fitsarana. Ra-chris eo manome toky afaka hanaraka akaiky ny raharaha.
Fa mialoha izany rehetra izany, angony daholo aloha ny porofo fa izany miady tsisy porofo izany sal@ le zaza be tatibolana.
26. xxx
(
20/05/2009 03:02)
Ka ry essera =oay mitovy samy mamorona lainga tsisy porofo tsy mahagaga
mamo miantso polisy
mamo miantso polisy
