Fampaherezana sa DAKAN-DRAMEVA no azon'i tgvendrana ?

1. penguin ( 19/05/2009 06:08)
Sao mitomany ry tgvendrana isany fa malaza be fa dia manomboka "reconnue" hoy ny filaza ny tetezamita tgvendrana. Dia mandreka ny tgvendrana indray koa ny feon-gazety iray milaza fa VOAN'NY DAKAN-DRAMEVA i andry tgvoa. Koa hafaliana tsy homby tratra tokoa sa fahasairanan-tsaina ny VONINAHITRA AZO tany @'i Khadafi ?
novalian'i penguin ny 20/05/2009 06:04
2. essera ( 19/05/2009 06:15)
Mba tsy nahazo izany vaovao izany koa aho ry penguin. Aiza koa ny misy olona ampirevena alaina sy aterina d iaraha-misakafo d nahazo dakan-drameva zan. Raha izay no zava-misy d tsy nila nankany i Andry fa nanao déclaration fotsiny tam média i Kadafy d ça va fa iza koa no handany vola am zany.

Penguin, tu n'as plus les pieds sur terre. Ny réalité misy izao d hay mitovy ny dikan'ny hoe :
RETOUR IMMINENT = mahareta ianareo fa ho avy aho fa mbola mitady mpanatitra.

Io efa resaka tsy misy manakobana intsony fa na ny kila rehetra any ivelany aza tsy sahy mampakatra ambony latabatra an'izany retour de lé8 zany.
Ny zava-misy izany d mila maka rivotra any am désert de Sahara Dada no ihafarany. Manao méditation any mihitsy tsy misy manakotaba fa izy iny mantsy tétchtéch be sad nerveux kely zay. :-D :-D :-D
3. penguin ( 19/05/2009 06:17)
Tsy mahafantatra ny atao hoe TGV i Khadafi - nareo dia mila ampahafantarina azy fa misy io aty Madagasikara ary mandeha fangaina nohon'ny an'ny hafa sady mahazaka olona tsara. Ny vidin'entana izao hainy tsara ny nampidina azy faingana: ny mofo sady lehibe no mora vidy, ny solika mihena hatrany ny vidiny, ny saram-pitanterana zakan'ny daholobe, ny asa mitombo fatratra, ny mpizaha-tany vahiny marobe atosika fotsiny fa tsy homby ny hotely.
4. Oay ( 19/05/2009 06:23)
penguin:


Tsy mahafantatra ny atao hoe TGV i Khadafi - nareo dia mila ampahafantarina azy fa misy io aty Madagasikara ary mandeha fangaina nohon'ny an'ny hafa sady mahazaka olona tsara. Ny vidin'entana izao hainy tsara ny nampidina azy faingana: ny mofo sady lehibe no mora vidy, ny solika mihena hatrany ny vidiny, ny saram-pitanterana zakan'ny daholobe, ny asa mitombo fatratra, ny mpizaha-tany vahiny marobe atosika fotsiny fa tsy homby ny hotely.



tsindro pengouintra tsy misy otraizany a!
Mba alefaso aty ilay Falcon 7X iny d mba miaraka mikaly d efa ampy izay satria :"Tsy hanikavoky fa VONINAHITRA HIFANOMEZANA é"

Ilay fiantsoana hiaraka mikaly d midika fanomezamboninahitra hoan'ilay vendrana an! hihihi...

5. Mirananirina ( 19/05/2009 09:13)
mahafantatra ny atao hoe TGV i Khadafi - nareo dia mila ampahafantarina azy fa misy io aty Madagasikara ary mandeha fangaina nohon'ny an'ny hafa sady mahazaka olona tsara

Ary tsy nanontany ve ny hafa hoe mandeha firy /km izy io,hihihi
6. lolabe ( 19/05/2009 10:29)
ko naninona ra mba nanao zay nampidinana ny vidin-javatra taminareo mbola teo @ fitondrana? efa nareo daholo no nitazona ny secteur rehetra teto nefa inona no mba vitanareo teo tsy ny nanabe voho ny harenan'ny Dadanareo? fenohina Magro sy Tiko daholo ty firenena rehetra ty, ninoninona vokatry ny tany Libye, ny tetezamita tsy maintsy mande foana, na voadaka vodin-drameva izy na voasafosafo ny lelan-drameva fa an'iala nga zany, ra hendry ialahy isany ataovy zay hiverenan'ny dadan'ialahy isany eto ra masaha!

7. xxx ( 19/05/2009 11:02)
lolabe:

na voadaka vodin-drameva izy na voasafosafo ny lelan-drameva fa an'iala nga zany, ra hendry ialahy isany ataovy zay hiverenan'ny dadan'ialahy isany eto ra masaha!





ady hevitra ny eto an! aza hadino an!
8. penguin ( 20/05/2009 06:04)
Dakan-drameva mampiteniteny foana an ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418