inona no fomba hanazavan'i Ra8 ny ra mandriaka tam 07/02
1. essera
(
19/05/2009 07:13)
Nitabataba b ry zalah i milamm ao ambany ao d miseho tsy mametraka position mihitsy sad tsy tim ts tgv ts arema. Hisy antoko vao2 angamba eto Mcar fa mba apetrako manokana amin'io fanontaniana amin'ny lohateny io :
inona no fomba hanazavan'i Ra8 ny ra mandriaka tao 07/02 ?
Malakilaky ianao milamm fa sady misy sary mihetsika sy tsy mihetsika io a.
inona no fomba hanazavan'i Ra8 ny ra mandriaka tao 07/02 ?
Malakilaky ianao milamm fa sady misy sary mihetsika sy tsy mihetsika io a.
novalian'i endrika01 ny 20/05/2009 12:25
2. Noue
(
19/05/2009 07:22)
toa misy fahadisoana izy zany??? tokony nataon'i essera oe inona no fomba hanazavan'i tgv ny ra mandriaka tam 07/02. Satria raha tsy nanao ny tsy fanao i tgv dia tsy nisy io rà nandriaka io ee ! Izay anie ny mahavoa anarareo ee ! tsy mba ny ifotony no mba dinihana !!! Ohatra fotsiny zao oe raha nisy vazy teo akaikin'i essera dia nikoropaka teo essera dia nianjery ilay vazy dia vaky , raha tsy nikoropaka teo nefa i essera dia tsy hianjery ary tsy ho vaky io vazy io saingy>>>>> dia avy eo essera mametram-panontaniana oe fa naninona no nianjera sy vaky io vazy io ??? :-D :-D :-D :-D :-D
3. bozyboleta
(
19/05/2009 07:31)
Nentinao niampita ranomody ny ombinao.
Efa hitanao fa mahery ny rano nefa dia namporisihinao hiampita ihany ny omby ka natelin'ny rano.
Iza no diso? Ianao sa ny omby sa ny ranomody?
Tsy hoe mampitovy ny olona @ omby :lol: fa ôtran'izay le sary t@ iny 07/02 iny.
Iza no diso?? Io aloha no mila valiana voalohany dia hita ny manaraka.

4. hery
(
19/05/2009 07:52)
Sady efa nanazava i Ravalo ka.
Hoy izy hoe hoentina manoloana ny fitsarana izay tompon'andraikitra tamin'iny fitifirana teo Ambohitsirohitra iny. Izany hoe homena ny fitsarana mahefa ny fanamelohana hoe iza na iza.
Saingy tsy navelanareo hanao ankety akory izy satria raha lasa teo ny ankety mety ianareo no nifoteran'ny rambony teo.

5. essera
(
19/05/2009 07:55)
toa misy fahadisoana izy zany??? tokony nataon'i Noue oe inona no fomba hanazavan'i ara-dalàna ny ra mandriaka tam 17/03.
Sa ahoan ry Noue ?
Satria raha tsy nanao ny tsy fanao i tgv dia tsy nisy io rà nandriaka io ee ! Izay anie ny mahavoa anarareo ee ! tsy mba ny ifotony no mba dinihana !!!
Dia hiverina be any ve isika. Ndao ary : tsy nisy sommation teo Ambohitsorohitra ary niampy tirs croisés, avy eny ambonin'ireo trano manodidina no efa nivonona ry zalah. Ny mpiaro ny lapan'Ambohitsorohitra na ketrina sy dondrona aza d ety anoloana fa tsy manao formation commando hampiditra fahavalo ao anaty vovo. Ny tenanay ry Noue teny niara-nitsoaka teny fa raha ianao aloha fantatro fa tsy teny mihitsy tamin'ireny fotoana ireny fa mbola nieritreritra hoe milamina izahay mbakan'dry dada.
Tsy nisy niantso izany teny tamin'ny fanamafisam-peo hoe : "miala ianareo fa hitifitra izahay". Izany no atao hoe MANARA-DALANA ka atao ahoana e. Mbola talohan'io 17 mars io raha tian'i Noue fantatra d efa niteny aho hoe : Te hampiakatra score ve ny tim hi-justifier-na hoe nisy maty koa ny anay. Raha hendry tsara dia nisintona lesona tsy hisian'ny naratra toy ny tamin'ny 07 février.
Ohatra fotsiny zao oe raha nisy vazy teo akaikin'i essera dia nikoropaka teo essera dia nianjery ilay vazy dia vaky
Efa hitanao fa vaky ny vazy dia ozy ihany ianao manara-dalàna hoe : ndao indray hamaky vazy fa ry essera efa nahavaky vazy firy !!!!! Efa bobaka be ny vazin'lerony vaky.
raha tsy nikoropaka teo nefa i Noue dia tsy hianjery ary tsy ho vaky io vazy io saingy>>>>> dia avy eo Noue mametram-panontaniana oe fa naninona no nianjera sy vaky io vazy io ???
dia hitan'i Noue am zay le lojikan-javatra, velom-panontaniana ianareo sy milamm wé inona no fanazavan n hat. Izay no antony hitenenako eto hoe :
TSARAO DAHOLO RY LERONY DIA HITA EO IZAY KOFONA.
6. hery
(
19/05/2009 08:14)
niampy tirs croisés, avy eny ambonin'ireo trano manodidina no efa nivonona ry zalah.
Tsaho. Ianareo ihany no nandeha nanao fanamarinana niditra tany @ Colbert sns fa tsy nahita na inona na inona. Sa tsy nilazàna ny mpanaraka fa ny lohandohan'ny mpisorona TGV ihany no nahalala an'izany?
Ary ajanony ity resaka hoe nareo tsy tany ity fa na tsy tany aza izahay dia manana olona nanaraka akaiky dia akaiky an'ireny resaka ireny, nifangaro tao anatin'ny TGV sy nifangaro tamin'ny miaramila.
Nisy ny fitifirana, nisy ny diso, anjaran'ny mpanao ankety no mitady ny nanao hadisoana fa tsy atao bambaray. Inona no nataon'ny HAT hanaovana ankety an'ireo nitifitra? Tsy nisy. Rehefa misy mitifitra ka mahavoa sivily ny miaramila US any Bagdad dia atao ny famotorana dia ilay miarmila no miakatra fitsarana fa tsy i Obama.
Toa izany koa ny fitifirana taty aoriana hita amin'ny video @ internet ireny. Nitifitra teny Ambohijatovo, Anosy sns. Tokony samborina ireny miaramila mitifitra vahoaka ireny dia tsaraina koa. Sa i Andry TGV no manome baiko hoe mitifira?
7. essera
(
19/05/2009 08:16)
Salama Rahery a !
Ela izany rangah, ny vao2, ny maresaka. Izay indray ianao vao hita. Eny ary ka dia hoy ianao hoe :
Izy tenany mihitsy no mitondra ny tenany eny amin'ny fitsarana ange Rahery. Izany no atao hoe mitolo-batana. Vao vita iny action iny d nanao an'io fanambarana io izy. Ngah tsy mapmé, mamo miantso polisy.
Dada zan tamin'io fotoana mbola nilamindamina, mbola nihevitra ny tenany foana hoe izaho ihany no mahefa eto am'tanana ka dia henoy ny tohin'ny tantara :
Ny plan A dia izy no mpitsara, tsy maintsy hamoronana olona hotoriana, ary ireo olona victime rehetra mbola niampy kadoa nigadra daholo. Kinanjo tsy izay moa ny lahatra sy ny anjara fa dia vacances no tohiny.
Andriamanitra no mandahatra Rahery a !!!
Ela izany rangah, ny vao2, ny maresaka. Izay indray ianao vao hita. Eny ary ka dia hoy ianao hoe :
Ravalomanana:
Hoy izy hoe hoentina manoloana ny fitsarana izay tompon'andraikitra tamin'iny fitifirana teo Ambohitsirohitra iny.
Izy tenany mihitsy no mitondra ny tenany eny amin'ny fitsarana ange Rahery. Izany no atao hoe mitolo-batana. Vao vita iny action iny d nanao an'io fanambarana io izy. Ngah tsy mapmé, mamo miantso polisy.
Dada zan tamin'io fotoana mbola nilamindamina, mbola nihevitra ny tenany foana hoe izaho ihany no mahefa eto am'tanana ka dia henoy ny tohin'ny tantara :
Ravalomanana:
Homena ny fitsarana mahefa ny fanamelohana hoe iza na iza.
Ny plan A dia izy no mpitsara, tsy maintsy hamoronana olona hotoriana, ary ireo olona victime rehetra mbola niampy kadoa nigadra daholo. Kinanjo tsy izay moa ny lahatra sy ny anjara fa dia vacances no tohiny.
Andriamanitra no mandahatra Rahery a !!!
8. bozyboleta
(
19/05/2009 08:24)
Ity ny fijoroana vavolombelona nataon'olona nanatri-maso t@ iny 07/02 iny.
Lava fa vakio ahitana hoe inona marina ny zava-nitranga t@ iny.
Lava fa vakio ahitana hoe inona marina ny zava-nitranga t@ iny.
Niaina sy nanatrimaso tao amin'ny terassin'ny PGA izahay tamin'iny. Teo ampihinanankanina atoandro izahay no nahare fa ho avy eni ambony eny ny tgv hametraka ny PM ny; Tsy nino izahay hoe ho tody eo rizareo ireo fa mety any amin'ny pergola any dia efa voasakana. Ny barrage mantsy tamin'iny dia efa nisi miaramila maro tamin'ny kamion vao maraina. Afaka kelikely anefa, dia heno tao antrano ny horakoraka avy teo amin'ny shoprite. Niakatra tany amin'ny terasse izahay nijery ka ireo efa eo ireo olona be dia be.
nisy ny negociation izay nataon'i delegasiona ny gle dolin sy ireo GP tery amin'ny coté nord akaikin'ny bank centrale. Rehefa vita izany dia nihataka ny delegasiona, ary reny nilaza hoe hitifitra ry zareo ra mbola mandroso isika; Nnantona ireo vahoaka ireo delegasiona ireo no sady nanao taridositra nihazo ny shoprite taloha. Niaraha naheno ny zava niseho raha nahita ilay video azo teny ambany ianareo, fa i complet gris no isan'ny niinsiste hoe miara miroso fa tsisy miala eo izany; Nirohitra ny vahoaka, nanao sommation tamin'ny tifi-danitra sy ny gaz lacrimogène ny tao ambohitsirohitra teo amin'ny 30 seconde teo, niverindalana sy namonjy nitsaoka ny olona, ny sasany natory tamin'ny tany; Marihina fa ireo emmonat izay nanao barrage tamin'io sommation voalohany io dia mbola nifangaro tamin'ny vahoaka, ka raha vao nipoaka iny ny basy dia nikisaka naka ny coté bank central rizareo ireo, ny emmonat sasany nitsoaka niaraka tamin'ny olona nidina ny totohatra makany amin'ny faritany ka izany no nahatonga azy ireo nisy naratra. Vita iny 30s iny dia nisy fitsaharana ny sommation ka samy niezaka nandady nikisaka ireo olona natory tamin'ny tany; Raha nahita ianareo tamin'ny image tvpls voalohany nisy lay ramatoa natory iny nanana fotoana nitsanganana izy ary mbola nandray ny satrony; Mbola tsisy ny maty teo fa ni naratra kosa dia efa nisy satria ireo olona dia efa nisy tafahoatra ilay Jet d'eau eo ambavahady ambohitsorohitra. Ny olona tery amin'ny devant ny shoprite dia nihantsy, ary mbola namporisika; Teo no nisy feom basy avy tany amin'ny vahoaka, ka nipoaka ihany koa ny avy tao amin'ny GP, naharitra io tamin'ny faharoa io; Izahay voatery nisitrika satria na ny teny amin'ny face ny tresor aza dia nisy bala; tsy ho avy ao ambohitsorohitra no nitifitra izany satria perpendiculaire par rapport ny vision izy ireo. Nifangaro, ny fiantsiana sy ny fandosirana ka naharitra teo ny poabasy sy ny genade lacrymogène; ( entre parenthèse fa iny mpanao gazety maty iny dia isan'ireo nanatry maso akaiky ny negociation entre délegation sy ny GP, izany hoe nahalala tsara ny resaka nifanaovana teo, izy dia lavo tety akaikin'ny tresor fa tsy teny amin'ny devant palais, ary miorirana koa ny tifitra nahazo azy fa tsy mifanitsy...., niaraha nahita fa haingana dia haingana ny fakana ny fitaovana teny aminy raha vantany vao lavo izy).
Nandritra izany dia norobaina ny Gab balade en bateau avec moi teo amin'ny louvre, novakiana ny mur de brique entre vararavan'ny louvre sy ny Gab , de teo no nidirana nakao amin'ny finance; Ilay wolswagen polisy raha efa voavadika tery antaninarenina dia naharina indray ary natosika teo akaikin'ny GAB ary nodorana mba tsy ahitan'ny GP ny mouvement rehetra tao amin'ny finance; Teo amin'ny louvre dia nisy 406 fotsifotsy ana vazaha lahy sy gasyvavy tao amin'ny hotely, izay nodorana ihany koa.
Coté ny tresor nisy anay dia nodorana koa ny 4*4 maintimainty efa sur cale teo amin'ny parking ( an'i PGA io), ary saika norobaina koa ny tresor. Ao moa dia misy polisy permanent ary nidiny cadena avy any anatiny ny, nifanambana basy ireo polisy sy tao antrano sy ireo vahoaka teo ivelany ( Nilaza io polisy io fa nivavaka sady natahotra mafy fa androany vao tena ahafaty olona), Natahotra anefa ireo vahoaka ka tsy sahy niditra tao ka nihataka, ny zava nitranga avy eo dia ny mur de brique ambonin'ny entrée misy ireo polisy no feno diana bala avy any ivelany ( mbola perpendiculaire par rapport ny vision GP koa ireo bala ireo);
Rehefa naharitra ny fifanandinana, ngamba tazan'ny GP ny mouvement ny ordinateur sy moniteur nivoaka teo amin'ilay lavaka nivoaka ny finance, dia nivoaka ny palairs rizareo, ka nanao tifi danitra tonga hatreny amin'ny zaridaina antaninarenina nanaparitaka ny olona;
Fehiny, ny zava nitranga hitako sy reko tamin'iny dia nisy ny tir de sommation tamin'ny voalohany ( 30s) izay nahafahan'ny emmonat niala, raha tsy sommation iny voalohany dia betsaka ny emmonat niara lavo tamin'ny vahoaka teo. Nohon'ny fifamalian'ny poabasy avy tany amin'ny vahoaka no nahatonga ny GP nanohy ny tifitra ka teo dia tsy fantatra intsony hoe ny GP avokoa ve no namono sa nisy hafa, ary nohon'ny fandrobana ny finance sy ny Gab balade en bateau avec moi dia sur fa tsy maintsy nisy ny voatifitra teo.
NB: ilay lavaka natao tamin'ny mur de brique ny finance dia niditra tany amin'ny sous sol misy debaras ny minisitera, raha mpangalatra tsotra dia sahirana ihany vao nahita issue tao fa olona efa mahay tsara ao daholo no nandroba tao, ny birao misy ny directeur no tena lasibatra;Marihina fa ilay mpihira malaza mpanao vazo gasy mpitaritolona 13 Mai iny dia nitana ny marché de nettoyage ny minisiteran'ny finance nandritra ny taona nitondran'ny minisitra davidson, izany hoe ny ekipany dia mahalala ny couloir rehetra ao amin'ny ministera, izy sy ny kaporaly moa samy niaraka tety tamin'iny andro iny.
9. Oay
(
19/05/2009 08:36)
hery:
Rehefa misy mitifitra ka mahavoa sivily ny miaramila US any Bagdad dia atao ny famotorana dia ilay miarmila no miakatra fitsarana fa tsy i Obama.
Toa izany koa ny fitifirana taty aoriana hita amin'ny video @ internet ireny. Nitifitra teny Ambohijatovo, Anosy sns. Tokony samborina ireny miaramila mitifitra vahoaka ireny dia tsaraina koa. Sa i Andry TGV no manome baiko hoe mitifira?
hery a! mba jereo namana ny dikan'ny teny hoe délégation de pouvoir a!
D manaraka an'izay mba fantaro ny procédure arahana rehetra rehefa misy korontana! resaka sécurité intérieure no resahana eto.
Iza no atao hoe prémier magistrat de la ville!
D mba omeo anay daholo ny antanatohatra rehetra sy izay tokony atao rehefa handray fanampahankevitra.
D i Oay tsy anome soupape fa aza miandry valiny avy aty aminy an!
Fantatro ny valiny ireo fa mandreraka ny mahita anareo mimenomenona manome ohatra tsy approprié @ ilay situation!
10. xxx
(
19/05/2009 08:46)
nilaza izy hoe hitifitra, fa tsy midika akory zany we tonde tifiro variraraka,
tsy nisy somation zany e,
ny atao hoe sommation anie na hitifitra aza izy dia tsy bal reelle no hitifirany fa bal blanc / caoutchouc fa tsy reel,
Hitany fa mahery ilay rano, nentiny teny ihany ilay omby,
nisy olona teo nilaza we aza entina mankeo io omby io,sady natosik'ilay olona nampilaza ihany le omby de lasan'ny rano, tsy navelany ho entin'ilay tompon'omby niverina, fa izy no tonga de nanosika ilay omby de lasan'ny rano ilay omby,
ohatran'izay le fandehan'ny tantara, tsy ampy ilay acteur-nao.
tsy nisy somation zany e,
ny atao hoe sommation anie na hitifitra aza izy dia tsy bal reelle no hitifirany fa bal blanc / caoutchouc fa tsy reel,
Nentinao niampita ranomody ny ombinao.
Efa hitanao fa mahery ny rano nefa dia namporisihinao hiampita ihany ny omby ka natelin'ny rano.
Iza no diso? Ianao sa ny omby sa ny ranomody?
Hitany fa mahery ilay rano, nentiny teny ihany ilay omby,
nisy olona teo nilaza we aza entina mankeo io omby io,sady natosik'ilay olona nampilaza ihany le omby de lasan'ny rano, tsy navelany ho entin'ilay tompon'omby niverina, fa izy no tonga de nanosika ilay omby de lasan'ny rano ilay omby,
ohatran'izay le fandehan'ny tantara, tsy ampy ilay acteur-nao.
11. Mirananirina
(
19/05/2009 09:09)
Ary maninona moa raha ny ra mandriaka ISAN'ANDRO no asiana fanazavana e? :(
12. hery
(
19/05/2009 09:55)
Oay> Toa mitady handentika an'i Andry TGV tamin'ny fitifirana teny Ambohijatovo sy Anosy anie ianareo izany e :-)
Ny ahy mba lazaiko hoe tsy misy meloka raha tsy mandalo fitsarana.
Essera> Raha manana ny marina tsy matahotra ny hiditra fitsarana zany ka. Izay anie no tsy azoko e, naninona no tsy navela hotsaraina ary Ravalo dia noporofoina taminy fa mamo miantso polisy izy?
Ary i Andry TGV ve mba manaiky hotsaraina? Efa mba niteny ve izy hoe hotsaraina ireo miaramila nitifitra teny Ambohijatovo sy Andohananalakely sy Anosy? :-)

13. essera
(
19/05/2009 09:57)
nanao sommation tamin\'ny tifi-danitra sy ny gaz lacrimogène ny tao
Blao ngeda be ity. Raha ianao no vavolombelona tena vao miha-nigadra daholo izahay izay niakatra teny.
Marihina fa ireo emmonat izay nanao barrage tamin\'io sommation voalohany io dia mbola nifangaro tamin\'ny vahoaka, ka raha vao nipoaka iny ny basy dia nikisaka naka ny coté bank central rizareo ireo, ny emmonat sasany nitsoaka niaraka tamin\'ny olona nidina ny totohatra makany amin\'ny faritany ka izany no nahatonga azy ireo nisy naratra. Vita iny 30s iny dia nisy fitsaharana ny sommation ka samy niezaka nandady nikisaka ireo olona natory tamin\'ny tany; Raha nahita ianareo tamin\'ny image tvpls voalohany nisy lay ramatoa natory iny nanana fotoana nitsanganana izy ary mbola nandray ny satrony;
Ohatrinona ary ny vola azon\'ity kila ity miteniteny foana ohatra izao. Misy marina ao d misy diso. Samy nilaza nahita isika fa ianao tery ambony (tsy hitako) fa izahay tety ambany teo amin\'ny lohan\'ny laharana. Ny namako nitazona mégaphone niantso hoe \"mipetrah daholo isika\". Tsy ampy 30 secondes akory taorian\'izay. Toy ny avandra ny filatsaky ny tifitra avy any am tsy fata-piaviana. (tamin\'io fotoana io tena tsy hitanao intsony satria efa nikoropaka. Fa rehefa nahazo sisintsisiny vao kobo hoe avy any ambony ilay tifitra. Iny colbert sns iny efa nifanitsakotro.
Misy zavatra nisy afangaronao am sira le izy. Tena kôzy e.
Valio kely ihany aloha ity fa : iza no andrasana ry bozyboleta ambohitsorohitra ve sa avy aty aoriana miandry an\'ambotsorohitra. Raha manana an\'izay intention izay ianao d aty aloha no mijoro mitifitra fa tsy avelanao hiditra ilay kila d atao ohatran\'ny trondro tafiditra am-bovo.
14. ravatorano
(
19/05/2009 09:59)
tsarao avokoa izay olona mety tafiditra tamin'iny .
Mizara roa mantsy ny fandehan'iny "action"iny dia ny ankilany mpitifitra sy ny andaniny nitondra vahoaka ho tifirina nefa nahalala mialoha fa "zone rouge" sy efa nahazo fampitandremana fa hitifitra ny miaramila teny !
Iza ary no tena tompon,'andraikitra ?
I Ravalomanana dia efa nilaza farany teo fa nisy fahadisoana tokoa tamin'iny andron'ny niakaran'ny tgv teny Ambohitsorohitra iny satria tsy mbola nanana fitaovana nentina niatrika iny ny miaramila mpiambina tao (tsy niteny izy anefa hoe " balle réelle ihany no teny amin-dry zalahy mpiambina fa eritreritro fotsiny io),fa raha nanana grenade kirmozen zany zalahy dia iny no nampiasainy mialoha.
Mahalaza zavatra betsaka iny teniny iny !
Ity indray : raha nanao fifampiraharahana ny jeneraly manamboninahitra lehibe iray niaraka tamin'ireo deputé namany dia efa nilaza ny tao fa tsy azo atao ny manatona ny fritra mena ary efa fantar'ilay bekitana miaramila manamboninahitra io izany,hainy tsara ny dikan'izay,efa nampitandrina koa ny tao anatiny fa hitifitra ry zareo fa tokony ho entiny miverina ny olona.
Iza ary no tsy mahalala hoe "zone rouge "ny lapa-panjakana misy ny filoham-pirenena erak'izao tontolo izao ka tsy azo andehandehanana foana fa misy faritra voatokana amin'izany.
eo foana moa izany no mahatonga nya dy hevitra hoe hatraiza ilay faritra fa ny olona aza mbola tsy tonga teny dia efa norarafana tifitra variraraka !
Iza no ilaina ny fanadihadiana zareo ah !
Ka na iza na iza dia tokony ho tsaraina amin'io avokoa !
Mba tsy ho maty momoka toa ny tamin'ny 10 aogositra 1991 !
Ny mpikambana iray mahafatrapo ao amin'ny HAT amin'izao aza dia nikely aina mihitsy nitady hirika hitsaran an'Ingahy ratsiraka tamin'ireny nefa tsy nahovoka akory.Ireny nefa dia nisy porofo mazava tsara satria re sy heno ny feon'ilay nampitifitra araky ny fahitantsika rehetra ny sary sy feo naparitaka tamin' ilay horonantsary naely erak'i Madagasikara ity !
Amizao aiza izany nefa !
Ny Arema indray aza izao no mitady ho tompon'ny laka amin'izao fotoana izao sa misy rà malagasy nitolona tsy raharahina reefa mitondra ianao na koa misy rà malagasy hadinoina fotsiny izao ka ho fafaina ny nahavanona izany !
Izay namono olona rehetra na iza izy na iza tokony ho tsaraina avokoa na mivantana na ankolaka izany fa tsy tokony atao afa-maina sa izay ilay reconciliation nationale tadiavitsika amin'izao fotoana izao !
Izaho aloha tsy Ravalomanana ka tsy afaka hanazava ny rà mandriaka tamin'ny 07/02/2009 teny Ambohitsorohitra ra essera ah fa azy ny azy ka raha nandray anjara tamin'izay izy dia ho melohin'ny fitsarana izay hitsara iny raharaha iny !
toy izany koa ireo mpitondra nitarika olona niakatra teny !

15. lolabe
(
19/05/2009 10:19)
Tsotra be le resaka ry Rahery sy namany mbola manohana an'ingahy ra-8 a, asehoy fa nisy olona nitifitra avy tao anatin'ny vahoaka, aiza ny porofo? sa notantarain'i dadanareo atsanga tsy aman'orana tany nareo nentiny niarovana tena? fa mitampina ve ny masonareo tsy nahita fa na ny miaramila taty ivelany aza nitsoaka vao nitifitra ny tao anatin'ny lapa? ninoninona lazainareo mpanohana an'i ra-8 de tsotra fotsiny, tompon'andraikitra manontolo tamin'izao zavatra nitranga rehetra izao i ra-8, nihevitra izy fa tsy misy dikany le olona nilahatra teo, nihevitra izy fa mbola voabaikony daholo ny miaramila de mbola nanara-po. Ny olona ranga no efa leo matoa tonga teny Ambohitsirohitra a! fa na nitarika aza i Andry rehefa tsy te hande ny olona tsy misy azony natao teo, fa izahay mintsy no efa leo azy, tsy mahalala honona fa hangonina daholo ty harem-pirenena rehetra ty, zany ve ny olona mbola tohananareo ry ra-Hery sy ry Noue sy ry Bozyboleta? Mba tonga saina amin'izay isika fa tsy olon-tokana akory no hivavahana eto, tsy olon-tokana akory no hangoron-karena ka hanabe voho ny hareny eto fa le gasy kely mitrongy vao homana namapanantenaina 4L sy ny hampanakarena ny mahantra tsy fantatrao ra tsy efa nalainy zay azony nalaina t@ fanananao nasainao nodoran'ny olona nokaramainao. Ny vary sy ny menaka ary secteur hafa nalainao avokoa nefa ny vidim-piainana vao maika miakatra, zany ve no tena lazainareo fa tena tia tanindrazana? Ianareo ireo angamba no nahazo tombotsoa taminy ary mbola hita bolangilangina tsara daholo nareo na dia tsy miasa aza fa mankeny @ Magro foana isan'andro fa izahay vahoaka madinika mitady ny hoanina isan'andro no mampalahelo. Za zao tsy TGV fa ny fanalana an'i ra-8 teo no tanjona. TSY MILA OLONA TSY MAHALALA AFATSY NY TOMBOTSOANY ITY FIRENENA ITY, jereo ny fahendrena nasehon'i Andry tsy hilatsaka, asehony fa tsy seza no tadiaviny fa ny hanasoa ity firenena ity, fa tsy hoe matahotra an'i Ra-8 @ fifidianana akory, zany no tena tia tanindrazana ka mba hianaro fa tsy ohatra ny ra-8 nareo mbola mitady hilatsaka ho fidiana ihany fa mbola kely ny harenan'ity nosy ity lasany
16. bozyboleta
(
19/05/2009 10:41)
Raha ianao no vavolombelona tena vao miha-nigadra daholo izahay izay niakatra teny.
Ieee! Tokony higadra mihitsy satria mananika lapa. Adinonareo angaha fa \"faritra mena\" iny?. :-D :-D
Valio kely ihany aloha ity fa : iza no andrasana ry bozyboleta ambohitsorohitra ve sa avy aty aoriana miandry an\'ambotsorohitra. Raha manana an\'izay intention izay ianao d aty aloha no mijoro mitifitra fa tsy avelanao hiditra ilay kila d atao ohatran\'ny trondro tafiditra am-bovo.
Ahoana ary nareo zany.Fa navela hiditra ve le kil sa le kil mihitsy no nisisika hiditra.
Avereno vakina daholo reo lazain\'ny hafa ireo fa efa notenenina ange hoe aza makany nefa mbola nisisika ihany.
Tenenina foana fa eeeeeeeeee. :-D
17. essera
(
19/05/2009 11:17)
Tsy azon'i boziboleta ilay fanontaniana fa averiko ela be d azonao vetivety kely :
Raisintsika :
Raha miandry ny Ambohijatovo ve ny FO, dia avelany hiditra ao Ambohijatovo d saronany tsisy avelany mivoaka, atao ohatran'ny voalavo tafiditra ambovo ?
Azonao tsara am zay ?
Raha Ambohijatovo no arovanao dia niaraka tamin'ireo miaramila nanakana teo aloha ianao nanaparitaka fa tsy avy aty aoriana no napihinana.
D aôna ny eritrerity bozy ??

18. bozyboleta
(
19/05/2009 11:33)
Ambohijatovo aloha tsy faritra mena an. Zay ve sa?
Kay ve manaiky ihany fa nisy miaramila teo aloha nanakana de nisy koa avy taty aoriana nampihinana e! Latsaka ampivoany izany le vahoaka:-D :-D
Ka iza lay nampihinana taty aoriana? An'i jeneraly mararison ve?
Inona no mahasamy hafa an'io lazainao io @ le tantaran'ny vavolombelona lazaiko ery ambony.
Essera moa milaza fa teny kay ve zay le fandehany e.
Mihamazava. :idea:
Raha Ambohijatovo no arovanao dia niaraka tamin'ireo miaramila nanakana teo aloha ianao nanaparitaka fa tsy avy aty aoriana no napihinana.
Kay ve manaiky ihany fa nisy miaramila teo aloha nanakana de nisy koa avy taty aoriana nampihinana e! Latsaka ampivoany izany le vahoaka:-D :-D
Ka iza lay nampihinana taty aoriana? An'i jeneraly mararison ve?
Inona no mahasamy hafa an'io lazainao io @ le tantaran'ny vavolombelona lazaiko ery ambony.
Essera moa milaza fa teny kay ve zay le fandehany e.
Mihamazava. :idea:
19. essera
(
19/05/2009 11:36)
Teny ara-dalàna tsara mits ry akama. Fa izay tsy azo amidy am Ariary be. ambatolampy aza efa niala tam zany mantsy.
D ho an'i bozyboleta, raha mpanara-dalàna tsara ianao d mba citer-o eto hoe ny point telo tokony atao amin'ny situation tahaka ireny :
1/ .....
2/ .....
3/ .....
:-D :-D
D ho an'i bozyboleta, raha mpanara-dalàna tsara ianao d mba citer-o eto hoe ny point telo tokony atao amin'ny situation tahaka ireny :
1/ .....
2/ .....
3/ .....
:-D :-D
20. essera
(
19/05/2009 11:42)
Essera> Raha manana ny marina tsy matahotra ny hiditra fitsarana zany ka. Izay anie no tsy azoko e, naninona no tsy navela hotsaraina ary Ravalo dia noporofoina taminy fa mamo miantso polisy izy?
Raha manana ny marina tsy matahotra hody irery aty am tanàna. Izay anie no tsy azoko e, maninona no tsy mandeha mody Ravalo fa mamendrofendro ny eto an-tanana amin'ny ho avy tsy hoe ela aho tsy ankiato. Ilaozany mbola mirevy miaraka am ny bandy ao Afrik di Sid sy Swaziland lava ao. :-D :-D