inona no fomba hanazavan'i Ra8 ny ra mandriaka tam 07/02
21. xxx
(
19/05/2009 12:26)
Raha nitohy ny fitsarana dia ny tgv no tany amponja satria ry zareo no nanao sorona ireo vahoaka tsy mana-tsiny
Maninona raha tsy avela manao grevy eny @ 13may zao ny mpanara-dalàna,zay fotsiny de efa mampikotaba ny tgv ,koa raha andehanana eny mabotsirohitra zao ngamba de ho feno rà mandriaka ny tanàn'ny capsat

22. essera
(
19/05/2009 13:02)
Raha nitohy ny fitsarana dia ny tgv no tany amponja satria ry zareo no nanao sorona ireo vahoaka tsy mana-tsiny
Te hitoroka olona apetraka eo am toeran'ny tena. Fomba nitaizan'i Dada izany izay hita izay naharatsy azy. :-D :-D Efa hatrany am fakan'atidoha mits nareo zany a efa lonaka dada 8.
23. xxx
(
19/05/2009 13:03)
Marina fa zone rouge ny lapam-panjakana, zany hoe tsy azo aleha,
ny tsy azo aleha anefa tsy midika we, vonoy ze mankeny,
1 -
ao anatin'ny grevy tahak'ireny anefa tokony hiomana we "rah manketo ny mpigrevy",
tonga ary ny mpigrevy, tsy midika izany we zone rouge ny lapanao de ataovy vono moka ireo olona ireo,
tsy maintsy misy ny gfampitandremana izay lazaina hoe sommation,
ny tir de somation tompoko, de azo ampiasaina ny bombe lacrymogene,
anaparitahana olona,
azonao ampiasaina koa ny tifi-danitra
alohan'ny tena hitifirana, nefa tsindriako rah voatery ny tsy maintsy hitifitra ihany de eto no ampiasaina ny bal blanc na bal fihongotra,
Taiza @ reo fepetra ireo anefa no narahana, ny fampitandremana am-bava narahana tifitra vararaka @ bala tena izy,
2 - Ao anatin'ny tafika dia mandeha isan'ambaratongany ny baiko, tsy misy ary tena tsy azo atao ny mandigana ambaratonga reefa manome baiko,
t@ iny anefa nazava tsara fa tsy ny minisitry ny fiarovana no nanome baiko, midika izany fa
- na olona ambonimbonin'ilay minisitry ny fiarovana no nanome baiko, zany we olona atahoran'ireto nitifitra,
- na olona tsy ao anatin'ny tafika mintsy satria araka ny efa voalazako etsy ambony dia afaka ny tsy manantanteraka baiko ireo tafika ireo, ... porofo mivaingana koa ho an'ireo nahita ny video, naninona no nisy miaramila en tenue marobe nilefa niaraka t@ vahoaka,
T@ iny koa nisy polisy iray avy aty Tamatave consigner nankany t@ iny andro iny, maty voatifitra t@ iny,

24. essera
(
19/05/2009 13:47)
bozyboleta a, efa misy manome sopapa enao eo ambony eo fa valio am zay, tsy any amin'ny salle d'examen tsika fa etsy am zay ary wé :
Haingana fa maika hanome bravo anao ange Essera e !!!!
essera:
D ho an'i bozyboleta, raha mpanara-dalàna tsara ianao d mba citer-o eto hoe ny point telo tokony atao amin'ny situation tahaka ireny :
1/ .....
2/ .....
3/ .....
Haingana fa maika hanome bravo anao ange Essera e !!!!
26. bozyboleta
(
19/05/2009 13:55)
Tsy mila bravo zany za kah.
Raha mpanara-dalàna za dia izao no ataoko:
1/ Tsy mihevitra ny handeha @ zone rouge
2/ Tsy mitarika olona mankeny @ zone rouge
3/ Tsy manosika olona ho eny @ zone rouge avy eo mitsoaka an-daharana
Vita Tompoko!
Mahazo firy sur 20 za amin'io??? :lol: :lol:

27. xxx
(
19/05/2009 14:02)
ok bzy a, zany angah takatry ny sain'io olona efa maponompo sampy io ,de manohana an-jambany fotsiny ny tgv ry zalahy,
jamba mitarika jamba any an-kady no hiafarany

28. xxx
(
19/05/2009 14:26)
Tsy mila bravo zany za kah.
Raha mpanara-dalàna za dia izao no ataoko:
1/ Tsy mihevitra ny handeha @ zone rouge
2/ Tsy mitarika olona mankeny @ zone rouge
3/ Tsy manosika olona ho eny @ zone rouge avy eo mitsoaka an-daharana
0/20
Marina fa zone rouge ny lapam-panjakana, zany hoe tsy azo aleha,
ny tsy azo aleha anefa tsy midika we, vonoy ze mankeny,
1 -
ao anatin'ny grevy tahak'ireny anefa tokony hiomana we "rah manketo ny mpigrevy",
tonga ary ny mpigrevy, tsy midika izany we zone rouge ny lapanao de ataovy vono moka ireo olona ireo,
tsy maintsy misy ny gfampitandremana izay lazaina hoe sommation,
ny tir de somation tompoko, de azo ampiasaina ny bombe lacrymogene,
anaparitahana olona,
azonao ampiasaina koa ny tifi-danitra
alohan'ny tena hitifirana, nefa tsindriako rah voatery ny tsy maintsy hitifitra ihany de eto no ampiasaina ny bal blanc na bal fihongotra,
Taiza @ reo fepetra ireo anefa no narahana, ny fampitandremana am-bava narahana tifitra vararaka @ bala tena izy,
2 - Ao anatin'ny tafika dia mandeha isan'ambaratongany ny baiko, tsy misy ary tena tsy azo atao ny mandigana ambaratonga reefa manome baiko,
t@ iny anefa nazava tsara fa tsy ny minisitry ny fiarovana no nanome baiko, midika izany fa
- na olona ambonimbonin'ilay minisitry ny fiarovana no nanome baiko, zany we olona atahoran'ireto nitifitra,
- na olona tsy ao anatin'ny tafika mintsy satria araka ny efa voalazako etsy ambony dia afaka ny tsy manantanteraka baiko ireo tafika ireo, ... porofo mivaingana koa ho an'ireo nahita ny video, naninona no nisy miaramila en tenue marobe nilefa niaraka t@ vahoaka,
T@ iny koa nisy polisy iray avy aty Tamatave consigner nankany t@ iny andro iny, maty voatifitra t@ iny,
[size=13px]Mention tres bien avec felicitation du jurry[/size]
29. essera
(
19/05/2009 14:54)
bozyboleta:
1/ Tsy mihevitra ny handeha @ zone rouge
2/ Tsy mitarika olona mankeny @ zone rouge
3/ Tsy manosika olona ho eny @ zone rouge avy eo mitsoaka an-daharana
1/ (0 point)
2/ (0 point)
3/ (0 point)
Tu réponds toujours à côté de la plaque bozyboleta.
Fa maninona no alainao baraka ilay maripahaizana avo be efa azonao iny ? Tena mandiso fanantenana mihitsy ianao a. Hitako mits ange ny valeur-nao ry bozyboleta fa tena diso fanantenana be aho hoe izao ve sisa no ataonao ka d mba http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a12bd7c19b06 fa tena omeko chance ianao mba tsy hody amin'ny zéro manatody.
30. xxx
(
19/05/2009 15:15)
essera io le bandy ery farany dabilio lava le tsy mahay fa mangalatahaka foana
Zao ny vokany fialonana fotsiny
Zao ny vokany fialonana fotsiny
31. essera
(
20/05/2009 04:19)
xxx:
essera io le bandy ery farany dabilio lava le tsy mahay fa mangalatahaka foana
Zao ny vokany fialonana fotsiny
Zao no atao rehefa tsy misy atokona. Mitakoritsika sisa d mifosa. Enga anie mba vehivavy ito misaro-tava ito fa raha lehilahy d tena efa pelaka koa.
32. endrika01
(
20/05/2009 12:24)
Raha ny hevitro manokana zah tsy filoha Marc Ravalomanana akory na i Andry Rajoelina,misy ny efa nanao PLAN na NAMPORISIKA ohatra,satry te ahazo toerana na fitiavana avy aminilay olona faharoa,de nasiana nihoa-pefy ny tgvistes de amzay de we tsy maintsy itifitra ry zalahy ao am Lapa ,de amzay mora ny hanalana an-dRavalomanana,satry raha tsy misy ny ra mandriaka tsy ho voahozongozona teo aminy fitondrana izy,momba ny voalazany namana ery ambony we ny fahendreny Andry Rajoelina no tsy hirotsahany filoha Diso be . =D
33. endrika01
(
20/05/2009 12:25)