fa tsy maintsy mijidina be ve eh?
1. sitlo
(
21/05/2009 05:50)
http://www.dailymotion.com/related/x862dz/video/x5zivi_tena-haiko-raha-ianao-glr_music?hmz=74616272656c61746564
Aiza moa no tsy beyonce no tian'ny olona. Iny mba mihetsiketsika.
Avy eo vao mihaino ny tonony.
Aiza moa no tsy beyonce no tian'ny olona. Iny mba mihetsiketsika.
Avy eo vao mihaino ny tonony.
novalian'i vale ny 21/05/2009 09:59
2. Zozoro
(
21/05/2009 08:52)
sitlo:
http://www.dailymotion.com/related/x862dz/video/x5zivi_tena-haiko-raha-ianao-glr_music?hmz=74616272656c61746564
Aiza moa no tsy beyonce no tian'ny olona. Iny mba mihetsiketsika.
Avy eo vao mihaino ny tonony.
Ka atao ahoana kosa ary no ho fihetsika amin'izany feon-kira sy ny tonony izany ? tokony hanao slow ve ireto mpihira ?
3. ni81
(
21/05/2009 09:42)
Aiza moa no tsy beyonce no tian'ny olona. Iny mba mihetsiketsika.fa tadiavinao hanao kilalaka kosa ve izy ireo @ zao hira izao e? :-D :-D :-D :-D
Avy eo vao mihaino ny tonony.
4. vale
(
21/05/2009 09:59)
:lol: mampiome koa sitlo, :-D :-D
marina aloha izany e, fa eto anie hira masina no ataony e!
tsy mifanaraka raha hanao fihetsika mi-déhanchement knouh! :lol:
(nb: tsarabe le hira an!!!! (l) )
marina aloha izany e, fa eto anie hira masina no ataony e!
tsy mifanaraka raha hanao fihetsika mi-déhanchement knouh! :lol:
(nb: tsarabe le hira an!!!! (l) )
