Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ra8enforce
(
23/05/2009 23:15)
rapport de force
araka ny dinika misy ankehitsiny dia misy ny atao hoe mouvance avy AREMA,CRN,NY HAT aty TIM sy MFM.Raha ireo no jerena dia mizara ho efatra mazava,nefa hita hoe maivana be an'i tim ireo...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 02:52
benkintana
(
23/05/2009 23:03)
Aza mitady vola maizina zany ndrematoa Andry
Misy resaka intercepter-ny satelitanay fa mifandray @ sy mitady vola maizina ianareo ka dia mampitandrina izahay fa tsy madio io vola io fa ianareo no mety voafandrika ao...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 19:33
Rajakoo
(
23/05/2009 22:58)
MILA KARAMA IZAHAY E? TSY VELONA NTSONY NY VADINAY SY NY KIL
Mihinanenananareo nareo fa zay tsy te halala zany bizna fopla zany fa ny karamanay ry ANDRY DE ATAOVY VONONA , efa lasa mpanendaka aza ny sasany ato aminay...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 22:25
bazylou
(
23/05/2009 22:34)
kobonareo ve ??????
izaho ry zalahy dia tgv à fond mihitsya!! ary io no tohanako syreveko!! satria ahoana hoyianao ?? satria hain'i tgv tsara ny mikalkule sy ny mitondra ny sambony kana manonja aza ny rano , tsy hanaka...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:32
TEGEVE
(
23/05/2009 22:23)
TENA OK TENA OK, TENA K.O TENA K.O
Anaka isany
Efa be no raikitra fa izaho no présindent à vie ny Malagasy ,
Tena nisy namalan-kira ndray ny delegasiona niaraka tamoko aty,loza fa ratsy be ny fandraisan-dry zalahy Afrikana le res...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 10:26
rakaroka
(
23/05/2009 17:35)
"table ronde"
8O 8O 8O
Dia variana ny mpitazana @ "comedie" politikan'ireto mpitondra :roll: :-w :-$ samy manao ny ataony aby mifampi-créer "tension" misy mis'énerve , dia samy mampisendaotra ireo mpomba ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 22:08
Stretch
(
23/05/2009 17:23)
Fotoana mamy !
http://www.youtube.com/watch?v=QQBkv3DsMCk
http://www.youtube.com/watch?v=2qbocMWzB7o
Tena mamy tena mamy retsy ny fotoana niharahana , dia faly mizara amin'ny namana serasera =D> =D> ...
tohiny
novalian'i Angie ny 07/06/2009 16:26
xxx
(
23/05/2009 17:21)
isaino kely ry gasy a!
http://www.stop-francafrique.com/...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 20:53
bazylou
(
23/05/2009 17:15)
kilalaon jaza ity
ka ry satrobory izao no mairen'ny Tana, autoproclamé!!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 20:31
bazylou
(
23/05/2009 14:49)
nu,ue, deklarasio
Déclaration conjointe UA-SADC-OIF-UN
23 mai 2009
Déclaration
Les négociations multilatérales visant à établir une transition neutre, pacifique et consensuelle à Madagascar ont repri...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 18:47
soanja
(
23/05/2009 12:34)
Fandraisana/ fanofanana mpiasa
Hono hoy aho azafady. Raha amin'izao kirizy isan-karazany mianjady amintsika ao Madagasikara izao dia inona no tokony atao manoloana ny fanampiana ny olona 100 raha hanofana azy ireo hiasa na hianatra...
tohiny
novalian'i soanja ny 16/06/2009 04:40
08051972
(
23/05/2009 09:47)
SIGARA
Slt daôlo e! aôna no fomba atao mba hialà na @ sigara? Ny tena marina angamba dia ilay ohatrin'ny fanina be iny e!...
tohiny
novalian'i Seeno ny 04/02/2010 06:57
ravalotgv
(
23/05/2009 08:06)
miala any i deba sniff tcroufff
Leurs Excellences Messieurs les Facilitateurs,
Vous savez autant que personne mon engagement dont la constance le dispute au militantisme, en faveur de la paix, de la justice et de la démocratie...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:27
tafondro
(
23/05/2009 08:00)
Tsiranana junior et ses partisans .
Mbola tsy nahare ny momba ny zanak' i Tsiranana ni se manifester aho na indray mandeha aza manoloana ny zavatra miseho ao @ firenena @ izao fotoana izao, na dia efa karakarain' ny frantsay mangingina ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 16:51
xxx
(
23/05/2009 07:32)
HAMETRA-PIALANA AHO.....
http://www.cdtcharles.org/
:^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:29
xxx
(
23/05/2009 07:01)
Ny fahamarinana sy ny fahamasinana!
Ambetitenin ny mpitondra teo aloha izy ity , samy nahatadidy an io avokoa angamba. Fa ny nahagaga dia maromaro ihany ireo fahamarinana tsy nety nolazain ireo mpitondra mpiray petsapetsa t@ Ravalomanan...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:49
majoro
(
23/05/2009 05:01)
ombay mitady
mba mila ny tononkiran'i Ramy frank vavaka ho anao ry neny ra misy ooo!misaotra tompoko...
tohiny
bazylou
(
22/05/2009 23:26)
nahita an'ity aho
http://vivetgv.centerblog.net/...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:44
bazylou
(
22/05/2009 21:51)
nokendaindry lerony tao le!!
hoy madatimes
Perquisition chez le négociateur en chef de Marc Ravalomanana
22-05-2009| Écrit par rc
D’un côté, on négocie, de l’autre, le Fat perquisitionne. C’est ce qui est arrivÃ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 22:24
fijo
(
22/05/2009 21:18)
vaovao farany
LA UNE (23/05/09)
Eléction présidentielle
Les anciens chefs d'Etat peuvent étre candidats
14 mois maximum. Il peut se présenter au méme titre que Andry Rajoelina, l'amiral Didier Rat...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 16:41
