TENA OK TENA OK, TENA K.O TENA K.O
1. TEGEVE
(
23/05/2009 22:23)
Anaka isany
Efa be no raikitra fa izaho no présindent à vie ny Malagasy ,
Tena nisy namalan-kira ndray ny delegasiona niaraka tamoko aty,loza fa ratsy be ny fandraisan-dry zalahy Afrikana le resaka
Efa betsaka koa ny contrat nosiniavina hoa an'ireo mpanao bizna retra ,ny orinasa mpanao fiara ,ny force one ,ny tiko ,ny in jet,ny sotema ,ny kobama ,ny koba ny saribao ,ny aliminuim,ahazo vola be isika zao fa hanondrana entana mankany ivelany ,
Misy handoavana ny karamanareo retra @ faran'ny taona
(l) (l)

novalian'i xxx ny 24/05/2009 10:26
5. xxx
(
23/05/2009 23:23)
Zany fanompoantsampy zany ry bazily ry Karl Max sy Castro sy KIMIL SONG zany efa vita ketsa reny efa taon-jato hafa ny hiainanao fa aza taraiky be a
6. Mirananirina
(
24/05/2009 08:52)
Efa betsaka koa ny contrat nosiniavina hoa an'ireo mpanao bizna retra ,ny orinasa mpanao fiara ,ny force one ,ny tiko ,ny in jet,ny sotema ,ny kobama ,ny koba ny saribao ,ny aliminuim,ahazo vola be isika zao fa hanondrana entana mankany ivelany ,
Misy handoavana ny karamanareo retra @ faran'ny taona
Enga anie ho tanteraka izany,izay no faniriana