kobonareo ve ??????
1. bazylou
(
23/05/2009 22:34)
izaho ry zalahy dia tgv à fond mihitsya!! ary io no tohanako syreveko!! satria ahoana hoyianao ?? satria hain'i tgv tsara ny mikalkule sy ny mitondra ny sambony kana manonja aza ny rano , tsy hanakana azyizany.
jereo tsara fa amin'izao nomandeha ny negosy atsy sy eroa. Dia vitan'ny lery ny manao negosy dia sady milako ihany no ady eo,( momba ilay sefo delegasiona ra8 noperkizisionen'ny tgv nytranony io), de izao di amipitika daholo indray fa ry deba mangata aan'itsy ry le8 mangataka an'itsy sy aroa!!
jereonareo tsara fa lany andro eo fotsiny ireo hanao negosy eo fa tsy hisy zavabanona io!!!na misy ny NU, UE, OUA e, efa vita efa ela be ny baolina e! jereo tsara fa any amin'ny 2010 ny fifidianana.
omeko anareo ny sopapa , fehiny " tgv cherche et gagne du temps, et arrive à bien manoeuvrer son bateau, plus que les vieux babouins d'enface"
:-D :-D :-D

novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:32
2. bazylou
(
23/05/2009 22:38)
jereo sy diniho tsara anie!! ho lany andro fotsiny ry tim ary iny le8 iny tsyhotafa eto Mada mihitsy e!! hanjoko ho lanin'ny vhv maizina any iny tsinona. Ary raha mboala i tgv no eo dia tsytafaverina mihitsy iny e!!
vive tgv :-D :-D
vive tgv :-D :-D
3. pink
(
23/05/2009 22:48)
bazylou:
izaho ry zalahy dia tgv à fond mihitsya!! ary io no tohanako syreveko!! satria ahoana hoyianao ?? satria hain'i tgv tsara ny mikalkule sy ny mitondra ny sambony kana manonja aza ny rano , tsy hanakana azyizany.
jereo tsara fa amin'izao nomandeha ny negosy atsy sy eroa. Dia vitan'ny lery ny manao negosy dia sady milako ihany no ady eo,( momba ilay sefo delegasiona ra8 noperkizisionen'ny tgv nytranony io), de izao di amipitika daholo indray fa ry deba mangata aan'itsy ry le8 mangataka an'itsy sy aroa!!
jereonareo tsara fa lany andro eo fotsiny ireo hanao negosy eo fa tsy hisy zavabanona io!!!na misy ny NU, UE, OUA e, efa vita efa ela be ny baolina e! jereo tsara fa any amin'ny 2010 ny fifidianana.
omeko anareo ny sopapa , fehiny " tgv cherche et gagne du temps, et arrive à bien manoeuvrer son bateau, plus que les vieux babouins d'enface"
:-D :-D :-D
Tsy mahakobo ianao fa mbola miady mafy ny HAT.Misy zavatra tsy miady ao ka tsy misy mandeha ho azy eo.
Tsy ara-dalana ny ny fomba natao ka tsy mora ny manarina izany....sinon tsy tafa mihintsy ny zavatra hatao...Mbola manana ny chance izany ny olona niharany izany rehetra izany...
4. xxx
(
23/05/2009 22:53)
hoy xxx
Tsy fidiny ho azy io le aka ty a,raha no tena tiany dia efa azo ny vola sy efa le 2010 ny fifidianana saingy tsy manaiky dia tsy maintsy misacre lery @ reo dinika etsy sy eroa fa mafy zany tsisy te halala zany
vive les non tgv
tgv cherche et gagne du temps, et arrive à bien manoeuvrer son bateau, plus que les vieux babouins
Tsy fidiny ho azy io le aka ty a,raha no tena tiany dia efa azo ny vola sy efa le 2010 ny fifidianana saingy tsy manaiky dia tsy maintsy misacre lery @ reo dinika etsy sy eroa fa mafy zany tsisy te halala zany
vive les non tgv
5. xxx
(
23/05/2009 23:16)
Hoy Pink
zay le tsy azon'io mpanompy sampy io
Tsy ara-dalana ny ny fomba natao ka tsy mora ny manarina izany....sinon tsy tafa mihintsy ny zavatra hatao
zay le tsy azon'io mpanompy sampy io
6. captation
(
24/05/2009 00:24)
ravalomanana no voalohany nitsipaka ny lalampanorenana dia i tgv moa opportuniste, dia nararaotiny é
Ilay directoire militaire moa zany izay safidy mazava nataony ra8 , efa Anti constitutionnelle hatrany amboalohany , dia io no nojapiany tgv
Ka nanangana afo handoro ny tongotsezany ihany ra8 rehefa dinihina , dia izao mamono afo iverenana aminy sezany avy any Sud Af
Politika ô!quand tu nous tiens!!!

7. xxx
(
24/05/2009 01:17)
diso be zany klé,"nararaotra"inona no tena dikany ary tery basy no hanararaotina tsy coup d'étet ve no ataonao hoe opportuniste,nonnnnn efa palka efa voavolavola io ary tanjona nataon'i tgv
Tena tara be enao zany rahavako
Tena tara be enao zany rahavako
8. Mirananirina
(
24/05/2009 08:42)
izaho ry zalahy dia tgv à fond mihitsya
vive tgv
Tsara izany,tsy misy mahadiso anao mihitsy amin'ny fitiavanao olona iray,fa tokony ianao tsy hanakana ny sasasany tsy hitia ny hafa.
l
jereo sy diniho tsara anie!! ho lany andro fotsiny ry tim ary iny le8 iny tsyhotafa eto Mada mihitsy e!! hanjoko ho lanin'ny vhv maizina any iny tsinona. Ary raha mboala i tgv no eo dia tsytafaverina mihitsy iny e!!
Fa isika gasy ve tsy maizina e????????
Ataon'ny fotsy hoe:maizina aloha isika e.
9. xxx
(
24/05/2009 10:42)
Sady be no maizintsaina ny tgv sy ny tim fa tokony mifampitady zay tokony hampandrosoana mba hialana @ ty tgv en panne ty
10. essera
(
25/05/2009 05:01)
Sady be no maizintsaina ny tgv sy ny tim fa tokony mifampitady zay tokony hampandrosoana mba hialana @ ty tgv en panne ty
Ka raha mbola mitoul foana ny tim d ahemotray indray ny fifidianana d nareo ihany no lany andro eo a.
11. 08051972
(
25/05/2009 15:57)
F'angà moa raha tsy TGV de TIM fa ny vaôka sisa mba aôna? Inona izao no vaovao momba an'i RAVONISON Ambroise?