isaino kely ry gasy a!

1. xxx ( 23/05/2009 17:21)
http://www.stop-francafrique.com/
novalian'i xxx ny 23/05/2009 20:53
2. tafondro ( 23/05/2009 19:07)
Mampalahelo ny zavatra ohatr' izao é ! inona no azo atao ? Samy te hitady ny anjarany daholo ra olombelona eto @ ity fiainana an- tany ity satria tsy ampiampy sy tsy zarizany ary tsy manara- penitra foana ny famatsiana ara- tsakafo ny mponina eran- tany ! :oops:
3. xxx ( 23/05/2009 20:22)
Vao androany zao ny frantsay de nody niresaka hoe à égal à égal @ zay fa tsisy francophone sy anglophone ntsony de comme par par hasard de ny petrol any Nigeria no ketrehiny mody hoe hiaro ny pialalrds :roll: :roll: :roll:
4. xxx ( 23/05/2009 20:53)
Mety mitombina ihany ny filazan' indgahy Nostradamus fa efa ho tonga ny farany ! Ka dia samia isika malagasy vonona ny hanao toy ny ataon 'ilay namana ity!

Bricolage tout azimut !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1616