MILA KARAMA IZAHAY E? TSY VELONA NTSONY NY VADINAY SY NY KIL
1. Rajakoo
(
23/05/2009 22:58)
Mihinanenananareo nareo fa zay tsy te halala zany bizna fopla zany fa ny karamanay ry ANDRY DE ATAOVY VONONA , efa lasa mpanendaka aza ny sasany ato aminay
novalian'i xxx ny 24/05/2009 22:25
2. xxx
(
23/05/2009 23:05)
Efa fombanareo zany ka hatsaharo , ianareo no nahatonga izao korontana izao ka aoka tsy hitaraina,sereo ao reo ry Andry fa efa hihetsika ny miaramila maro an'isa
4. benkintana
(
23/05/2009 23:09)
lamaseko hatrany an-kaboné eo elah ry kotkely ty :evil: :evil: :evil:
6. Mirananirina
(
24/05/2009 08:36)
Tena miaramila ve ianao miteny io?Sa sarin'olona io?
Mafy ny fiainana izao ka aiza ary izy no hahaita karama hoanareo,tsy misy olona mandoa impôt,sy taxe akory ao dago ao,ka dia hosahirana mafy.

7. xxx
(
24/05/2009 11:10)
Fianakaviana miaramila foana zahay ,ary mahalala tsara ny zavamisy ato an-toerana , ny zandriko lahy iray colonely dokotera nanao fianarana taty de nelentika fa capsat t@ andron'i R8,de nasain'i Andry sy ny capasat mamerina ny bourse retra ,zany ve refa miova de tonga de haza lambo,zao lery lasa miaramila vazah ,tena kivy be t@ le mentalité
8. Mirananirina
(
24/05/2009 12:07)

gravy be indray izany e
9. 08051972
(
24/05/2009 13:40)
xxx:
Fianakaviana miaramila foana zahay ,ary mahalala tsara ny zavamisy ato an-toerana , ny zandriko lahy iray colonely dokotera nanao fianarana taty de nelentika fa capsat t@ andron'i R8,de nasain'i Andry sy ny capasat mamerina ny bourse retra ,zany ve refa miova de tonga de haza lambo,zao lery lasa miaramila vazah ,tena kivy be t@ le mentalité
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: De aôna no nataon'lery nahatafavôkan'azy ? Satria mantsy i Dada efa tehody nefa tsy tadidiny intsony ny lalana nivoahany tany Dago fa tonga de rôplana no nitondr'azy atrany Sudaf ka le zandrinareo sô de mba afaka manoro lalana hoan'i Dadanay! ;-) ;-) ;-) ;-)
10. xxx
(
24/05/2009 22:25)
efa jeneraly izy zay raha tany ,mety anisan'ireo niady t@ reo sergents kely reo angamba,fa efa milaminabe lery ,tsy mieritreritra ny hanongana an'i Sarko ;-) ;-)