Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravalotgv ( 25/05/2009 09:32)
ny atao hoe malagasy libre
TSY MILA - khadafy - arabie saoudite - americain - oua - onu - sadec - frantsay - hat - tim - mfm - arema - chine FA MILA hazo hianihana sniff tcrouff :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:24
xxx ( 25/05/2009 09:30)
Coup d'Etat au Serasera
Tena efa lasa lamaody ity coup sy fanonganana ity. Efa hita izao fa misy mitady hanongana i Rahery. Ataovy matanjaka ny gardes Rahery fa efa mananibohitra ry zalahy!!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:14
xxx ( 25/05/2009 09:14)
siamois
Ohatry ny mahavariana fa toa mihabetsaka ny siamois teraka aty amintsika Mety nisy nanao fandinihana ve hoe mety ho inona no antony , ankoatry ny hoe erreur de division cellulaire. Ny tiako lazaina... tohiny
xxxy ( 25/05/2009 08:07)
ho avy i noue sy yuka
ho avy i noue sy yuka fa raha tsy miala ato hono i andrywui na omen i hery pouvoir de tsy miverina eto izy ireo fa matahotra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:52
xxx ( 25/05/2009 07:49)
arrivé imminente de ra8 ce week end
arrivé de ra8 ce week end sous la protection de l onu et ua @ maha filoha azy dia mahazo io fiarovana io izy ary efa vonona ny miaramilan ny bani hiaro azy satria efa vita ny fifanarahana teo @ mi... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:49
xxx ( 25/05/2009 07:25)
Raha milatsaka ho fidiana i Ra8 , mety sur fa ho lany indray
Lany indray izy na misy na tsy hisy 2e tour , satria fetsy izy fa afangarony @ fivavahana , donc tsy iadian- kevitra ny ahalany azy méme au 1er tour !... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:46
xxx ( 25/05/2009 06:59)
Tsy mihohoka eo anatrehan'izy ireo i Bazylo
Tsy mihohohka eo anatrehan'ireo izy FA NY TIM NO MIHOHOKA SY MANDOHALIKA ARY NOKARAVASIAN IREO I ANDRY SY MONJA DIA REHEFA TSY FALY NY TIM DIA HAMPANDOHALIHINA AMIN NY BAZYLO INDRAY... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:45
ni81 ( 25/05/2009 05:56)
COCA COLA SY NY MOMBA AZY
Nahazo ity fanazavana ity t@ namana iray eto Frantsa aho, izay milaza ny tsy mahatsara ny fisotroana COCA COLA. Tsy natao ho fisotro mantsy izy araka ny voalaza fa natao ho fanadiovana. Miala tsiny fa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 20:51
xxx ( 25/05/2009 05:41)
BON ANNIVERSAIRE MILAIBE
(l) Joyeux anniversaire, C'est le monde à l'envers: C'est le temps qui vieillit, Et toi, Tu rajeunis... (l) (l) ... tohiny
essera ( 25/05/2009 04:55)
Tim ô, ampio ny adva-nareo ???
Saliii daôlo la Cie, Tena mirehitra ny tim am zao ary tena fanina mihitsy satria ireo nantenain-kanirina rehetra dia nampivandravandra azy. Ny tena mahatsikaiky ohatra ao am site iray mpanohana ti... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:43
bazylou ( 24/05/2009 22:14)
tsy aleo mitady volamena
Un nouveau gisement d or a Madagascar ! http://message moderé/2009/05/un-nouveau-gisement-d-or-a-madagascar/#more-3158 Inconnu jusqu’ici par le monde des affaires, Belambo, une petite commu... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 00:43
xxx ( 24/05/2009 21:23)
tsy hita intsony i Noue sy yuka
fa nankaiza i noue sy yuka sa naolan i sarla sy ny hat sa kosa i ra wqiwi be pips no nanolana ireo zanakolona ireo ombay mitady re oo omeo mesazy ze mahalala azy oo ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:40
andrywui ( 24/05/2009 19:25)
Mifalia ry TIM f na mandefa sary veta2 aza de tsy miala n PS
mahazo avantage aloha laisany TIM ato en plus kou mbola tsy mifankahazo aloha hatramzao ny tadindokanganay sy ny Lehibenareo ato !!! ka na manao sary vetaveta na miteny ratsy laisany de voatana foana... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:38
bazylou ( 24/05/2009 18:15)
iza ary no tonga aloha ??
Iza amin'ireto no ho tonga aloha Ra8 sa ny volan'ny cnaps fa toa dradradraina foana nefa toa resabe no betsaka. :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 01:41
xxx ( 24/05/2009 16:43)
wanted mort ou vif ireo mpamitaka sy mpandainga
mpamono vahoaka mpamitaka ianreo rehetra eto koa no efa voafitak ireto ary mbola ho fitahin ireto [img]http://news.bbc.co.uk/olmedia/1865000/images/_1867107_ratsiraka1_300.jpg[/img] [img]http:... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 23:31
ninichantal ( 24/05/2009 13:37)
homosexuelle ???????
Fa maninona kay ny mahatonga ireny olona ifankatia samy mitovy sexe ireny e ? inona ary kay no mety nahatonga azy ireny tofoka na tsy té ierika olona samihafa sexe aminy ? Fitiavana sa andrakandrana ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2009 19:15
cyril ( 24/05/2009 10:58)
Misy boykely tsy mety tonga fotoana ,inona no tokony hataony
Misy olona tsy tononiko anarana ao ambany ao ,mitaraina foana izy fa tsy mety tonga fotoana, Avy nanao firaisana mantsy izy t@ lhl oay io (gaigy)iray tsy nanisy protector efa ho roa volana izay ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 23:59
andrywui ( 24/05/2009 10:38)
hi hi hi ! 15jrs sisa de hirefotra ny serasera !
Mba mangataka kosa zahay mba hiseho ho hitan'ny olona eto andriamatoa mpiandraikitra aminio andro io !! tsy misy inona akory fa zista miresaka eto , fotsiny , zany oe mamaly ny fanotanian'ny mpanao se... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:34
endrika01 ( 24/05/2009 08:27)
INONA NO TOETRA TOKONY HANANANY MPITONDRA? MBA TANISAO WE?
Atomboko ary ----Mahay mihaino ny hetahetany vahoaka manerana ny Nosy.:D... tohiny
novalian'i endrika01 ny 26/05/2009 19:10
diloo ( 24/05/2009 01:09)
Inona indray ity: fotoana eo @'ny Savonnerie Tropicale
Misy maorisa tsy mazava nampitaina ity hoe:[b]Fotoana @'ny 10 ora maraina ny alarobia 27-05-09 eo @'ny Savonnerie Tropicale.[/b] Sao dia mba tsy mety kosa e! :x :!: :?: ... tohiny
novalian'i diloo ny 27/05/2009 00:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1732