Tsy mihohoka eo anatrehan'izy ireo i Bazylo

1. xxx ( 25/05/2009 06:59)
Tsy mihohohka eo anatrehan'ireo izy FA NY TIM NO MIHOHOKA SY

MANDOHALIKA ARY NOKARAVASIAN IREO I ANDRY SY MONJA DIA REHEFA TSY

FALY NY TIM DIA HAMPANDOHALIHINA AMIN NY BAZYLO INDRAY
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:45
2. xxx ( 25/05/2009 07:01)
BAZYLOU MISY ATIDOHA LAVITRA NOHO IREO TIM MIREDIREDY IREO
3. andrywui ( 25/05/2009 12:17)
sady mirediredy sisa no resy !!! ha ha ha !! manao rediredin resy an'ady de miantso vonjy amin hery matetika ny ankabetsahany na maka 19 any !!
4. xxx ( 25/05/2009 22:45)
aza be taraina any @ Rahery any elah ry le sarim-bavy andrywui ty a!!mbola tsy tonga fotoana ihany ve :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.0109