Misy boykely tsy mety tonga fotoana ,inona no tokony hataony

1. cyril ( 24/05/2009 10:58)
Misy olona tsy tononiko anarana ao ambany ao ,mitaraina foana izy fa tsy mety tonga fotoana,

Avy nanao firaisana mantsy izy t@ lhl oay io (gaigy)iray tsy nanisy protector efa ho roa volana izay

Inona no mahatonga izany tsesina ve ny trompe-ny sa nitsaika le tembo+ovaire

Mila fanampiana mafy izy @ zao fotoana izao ,mikasa ny hanao IVG mantsy le ranamana

:-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 24/05/2009 23:59
2. xxx ( 24/05/2009 11:02)
Henoko fa any Hollande afak manala na efa 6mois aza,fa tsy tsy tiany ho taizana ve hono le zaza,sa zaza tsy nirina :roll: :roll:
3. ndaty ( 24/05/2009 11:08)
ici c'est politique, ce n'est pas porno, alors aeneno manomboka izao ny resabe.

raha mbo mi-insiste i toi , de:

suce le connard,
4. xxx ( 24/05/2009 11:12)
hoy ndaty

je te suce le connard,


Efa fombanao zany ka fa andraso i andrywui fa tsy eo izy zao fa efa misy kil ao
5. Mirananirina ( 24/05/2009 12:04)
inona ary ity resahanareo ato
6. xxx ( 24/05/2009 13:26)
Asaivo mihinana anabolisant lery dé lasa otran' izao !!

=)) =)) =))
7. 08051972 ( 24/05/2009 13:34)
ndaty:

ici c'est politique, ce n'est pas porno, alors aeneno manomboka izao ny resabe.

raha mbo mi-insiste i toi , de:

suce le connard,



:-D :-D :-D Arrete! Ils le savent! Aza miakaatr'afo ôtran'io enao ndaty a! Mila ampidininna kely anie le marimana fa soit disant 35° partout e! Soit coool!! :-D :-D :-D
8. ndaty ( 24/05/2009 15:03)
[quote08051972]Arrete! Ils le savent! Aza miakaatr'afo ôtran'io enao ndaty a! Mila ampidininna kely anie le marimana fa soit disant 35° partout e! Soit coool!! [/quote]
merci chef, marina ty anao, je te demande pardon.
olokendry i toi.
9. xxx ( 24/05/2009 16:32)
za anefa otran izao fa tena hevitr tsar io an

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^




;-) ;-) ;-) ;-)
10. andrywui ( 24/05/2009 19:11)
ha ha ha ha !! aza mampihomehy letsy aa!! tena izy letsy io a!! io lay bandybe mpampihinana sy mpampihorohoro anareo ato isan'andro fa jereo tsara e !! natao ho fampitahorana ny TIM io bandy io !! ha ha ha !!
--ary natao hanafay ny TIM donto rehetra ato amin serasera ! tena merci fa za zao efa nieritreritra ny handefa an'io sary io tato mihitsy !! fa le sariko iray manao V no saika ho ampidiriko teto de io ndray no nalefanle vendrana ty eo !! soloinlah io haingana ry le babakoto ty !! fa tsy io no tokony ho nalefa tato !!
tsy mahandry tantana mihitsy ry TIM reto fa manaonao foana !! zao l sary tokony ho alefako teto vita ketsa fa io ndray no nalefanla ry donto !!
-- fa aleo io ho eo fa aza kitikitihanlah teo ndray de amzay isaky ny mahita an'io ny TIM de mihorohoro foana !! ha ha ha !!! hoe iioooo icharrrrllleeesss !! iiiooooo izy io ha ha ha !!
11. andrywui ( 24/05/2009 19:22)
Faharoa na de tsy esorin'i HERY ato aza ny PS nlaisany TIM tia manao teny ratsy sy sary vetaveta ato aza de tsy politika io sady tsy fikafika fanao ato am serasera fa resaka gulp, sy havendranan'ny TIM !!! MIFALIA FA MAHAZO GRACE AMIN HERY TSY MIALA NY PS NLAISANY E

ny andrangory no tonga de napoaka !! torak'izay kou i batista !
12. xxx ( 24/05/2009 22:48)
Ka olona mivilana hotran'izao le izy hitako ,vilana bakan'ny lohany ha ha ha sy ny sainy ha ha ha
Aza be taraina leity fa xxx anie tokony hisaoran'elah hoe bandt mahery lery sady tsy zakan'elah
aza mipatitaka !!!
Tena lohana bandy poakaty marina izy zany kah ,tsy mahagaga ny raha ireny no dinika ataony
ompa olona sy fanenjehana olona nefa be koretaka
13. xxx ( 24/05/2009 23:59)
Mbola mitady ve ianao ry Andrywui ? :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569