arrivé imminente de ra8 ce week end

1. xxx ( 25/05/2009 07:49)
arrivé de ra8 ce week end sous la protection de l onu et ua

@ maha filoha azy dia mahazo io fiarovana io izy ary efa vonona ny miaramilan ny bani hiaro azy satria efa vita ny fifanarahana teo @ miaramila @ tsy fanaovana politika.

il n'y aura pas d'éléction ra8 doit finir son mandat

hat dissout



novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:49
2. xxx ( 25/05/2009 08:00)
fantasme be an ela indray izao izany mba lazao source izahay e
3. xxx ( 25/05/2009 08:40)
Efa niandry azy efa ela izahay nefa tsy tonga mintsy izy. Iza moa no manaka azy tsy ho tonga eto M/car e??? sa matahotra ny ratsy vitany izy ka tsy sahy miverina????
4. essera ( 25/05/2009 08:47)
Na retour na arrivée d manofy atoandro le xxx1. Zavatra tsotra fotsiny ange, mamafy tsaho nefa tsy mampitahotra akory fa ho anareo izay tsy mino d avy ao am top mada izy no namafy an'izy ity d tohizany ato fa http://www.topmada.com/forum/politique-economie-et-societe/ra9-est-de-retour/#p13306 .

Ngah tsy mapmé bé.
5. 08051972 ( 25/05/2009 09:03)
:oops: :oops: :oops: TSITAKO LE IZY! :oops: :oops:
6. ravalotgv ( 25/05/2009 09:15)
ary mety hivatika hat ra8 raha izao no mitohy

sniff
tcroufff

i essera atao vice président an i ra8

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
7. xxx ( 25/05/2009 22:49)
haty faty ve ,tonga de firany tsra zany klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2305