Tim ô, ampio ny adva-nareo ???

1. essera ( 25/05/2009 04:55)
Saliii daôlo la Cie,

Tena mirehitra ny tim am zao ary tena fanina mihitsy satria ireo nantenain-kanirina rehetra dia nampivandravandra azy. Ny tena mahatsikaiky ohatra ao am site iray mpanohana tim dia : "Voaendrikendrika" daholo :
- ny frantsay
- UA
- SADC
- OIF
- UN.
- Ary d kely sisa d hiara-dia am filoha taloha dédé ratsiraka.

Tonga d fantatry ny mpiondana wé aiza no mety ahitana an'io indrindra indrindra ny mpamatsy lien eto ka d aza manasaro-javatra fa efa tsy poinsa intson le toul ry akama.
Nodian'n kila fanina le hoe retour imminent izay saika hatao vaindohan-draharaha . :-@ :-@
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:43
2. locl ( 25/05/2009 09:07)
tsy mirehitra izany zareo fa any aminy ny force ka tsy maintsy aseho aloha hoe izahay no tompon'ny fanampahankevitra farany vao d'accord tout le monde.

Tsy miaraka @ Ratsiraka izany izy fa sendra mba nisy fifanojoana ny fandavana ny hevitra tapaka.

F'angaha essera mieritreritra hoe hahavita inona eo ny HAT raha tsy manaiky aby ny rehetra???????

aza hadino koa fa ny table ronde dia tsy maintsy misy fandeferana @ zavatra takiana fa tsy hoe akory izay rehetra no tanterahana fa tsy hoe resy na mandresy.

:roll:
3. 08051972 ( 25/05/2009 09:27)
essera:

Saliii daôlo la Cie,

Tena mirehitra ny tim am zao ary tena fanina mihitsy satria ireo nantenain-kanirina rehetra dia nampivandravandra azy. Ny tena mahatsikaiky ohatra ao am site iray mpanohana tim dia : "Voaendrikendrika" daholo :
- ny frantsay
- UA
- SADC
- OIF
- UN.
- Ary d kely sisa d hiara-dia am filoha taloha dédé ratsiraka.

Tonga d fantatry ny mpiondana wé aiza no mety ahitana an'io indrindra indrindra ny mpamatsy lien eto ka d aza manasaro-javatra fa efa tsy poinsa intson le toul ry akama.
Nodian'n kila fanina le hoe retour imminent izay saika hatao vaindohan-draharaha . :-@ :-@



:wink: :wink: :wink: :wink: ne-nà ndray r'se refa tsy mampahantra ny fireneko n'izan'iza Gasy mitondra an'i Dago de OK fôna! F'ity ndray mitorak'ity toa sady tsy hihira no tsy hanao tsuanjery sady tsy mitehaka nefa mitana micro k'iaza zany? Zà tsy mandà f'ilaina ny fitokonana fa tsy hoe ny fanonganampanjakana; satria mbola misy lalana maro vao tokony ho tonga @ zany! TIAVO GASIKARA FA TSY OMEN'NY VAHINY ANAO NY TANINY ! (l) :twisted: :twisted:
4. essera ( 25/05/2009 10:07)
Ka hono ho'aho ry locl, raha tsy diso aho d hoy ny tim wé tsy manomboka ny fety raha tsy tonga i Dada. Ary Dada koa nanafatra hoe tsy manomboka ny lanonana ary aza miresadresaka am oul raha tsy eo a.

D tsy naheno tandindona ny am zay mihitsy aho anefa hatreto nefa io no tena condition napetraky zalah voalohany.
5. andrywui ( 25/05/2009 12:16)
Saliii daôlo la Cie,

Tena mirehitra ny tim am zao ary tena fanina mihitsy satria ireo nantenain-kanirina rehetra dia nampivandravandra azy. Ny tena mahatsikaiky ohatra ao am site iray mpanohana tim dia : "Voaendrikendrika" daholo :
- ny frantsay
- UA
- SADC
- OIF
- UN.
- Ary d kely sisa d hiara-dia am filoha taloha dédé ratsiraka.

Tonga d fantatry ny mpiondana wé aiza no mety ahitana an'io indrindra indrindra ny mpamatsy lien eto ka d aza manasaro-javatra fa efa tsy poinsa intson le toul ry akama.
Nodian'n kila fanina le hoe retour imminent izay saika hatao vaindohan-draharaha .



marina zany ee!!! ha ha ha ha !!
--efa tonga i Yuka sy Noue fa mba ampio ny akamanareo sasany zany fa petsa e !!
6. xxx ( 25/05/2009 22:43)
Diniky i betaraina andrywui ve??? ameny i xxx eo elah ndé ndana mitaraina :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514