INONA NO TOETRA TOKONY HANANANY MPITONDRA? MBA TANISAO WE?
2. Mirananirina
(
24/05/2009 08:43)
Ny toetra voalohany dia NY FAHENDRENA,manaraka ny fahaizana.dia mizotra aradalana ny fiainana sy ny fitondrana.
4. ravalotgv
(
24/05/2009 09:49)
mihinambola
mampiesona vahoaka
mampitombo ny harenany
mitifitra vahoaka
mividy capsat
manao exil
mihaninkazo
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^)
mampiesona vahoaka
mampitombo ny harenany
mitifitra vahoaka
mividy capsat
manao exil
mihaninkazo
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^)
6. ndaty
(
24/05/2009 11:05)
endrika et mirana, vous étes gentilles et belles , mais vous ne comprenez rien:franchement c'est zero!!!!!!, c'est desolant in fine!!!
C'est pas à l'homme de faire la loi, c'est la loi qui fait l'homme.
La cupidité, l'orgeuil, l'egoisme(surdumensionné ou pas), le soif de pouvoir, c'est le denominateur commun de tous les hommes.
amborontinka iaby fotsiny le lalana, afaka ratsy saina na tsara saina ilay olo, ny lalana no hifehy azy tsy hibolila.

7. xxx
(
24/05/2009 11:15)
Diso be le ndaty ty
Lohana ndaty ,raha tsisy bonne volonté sy ambition ny olona ry ndaty de paosiny no fenonoiny aloha de eo elah ndaty kely raisina
Lohana ndaty ,raha tsisy bonne volonté sy ambition ny olona ry ndaty de paosiny no fenonoiny aloha de eo elah ndaty kely raisina
8. ANJARA7
(
24/05/2009 11:22)
Amiko ny toetra tokony hanan'ny mpitondra dia ohatry ny toetrany pierre pedro mahita vahaolana ho an'ny mahantra. (l) (l)
9. Mirananirina
(
24/05/2009 12:02)
Amiko ny toetra tokony hanan'ny mpitondra dia ohatry ny toetrany pierre pedro mahita vahaolana ho an'ny mahantra
fa gasy fotsiny e! =D> =D>
10. 08051972
(
24/05/2009 13:24)
Tokony hahay Hitantana (toa an'i le8) izy ara-toenkarena Nefa tsy mahazo manadino ny Sosialy satria(toa an'i La frantsa)!Ary indindra tsy azo atao koa NY MIHINAMBARINJAZA. (l) :arrow: :idea:
11. xxx
(
24/05/2009 13:40)
Ilaina ho soupla @ zavatra mitranga fa tsy manabe hatoka toy izay nisy rehetra hatr@ izao fotoana izao .Toa ilay olona ity .
12. xxx
(
24/05/2009 19:25)
Olona mitazona ny fampanantenàna nataony.Mikajy ny SOATOAVINA maha-malagasy.
Mihaino ny hetahetan'ny vahoaka fa tsy manao am-pihi-mamba na kiantranoantrano.
Mahari-pery sy maka lesona amin'ny tsikera ataon'ny mpanohitra. Raha ny tokony ho izy amiko de @ olona "oposant" no tokony halainy hiara-miasa aminy akaiky amin'izay mitombina lalandava ny balance.
Olona afaka miady hevitra sy mandanjalanja.
Mahay mandray ny hevitry ny hafa fa tsy manao didohan-dreniondry na lalan-kita kisoa fotsiny, na ampondra mievotr'entana ka any ankady no iafaràny.
Olona nianatra koa anefa mba hahay mifandray @ any ivelany.
Olona TIA ny tanin-drazana marina .
Olona vonona ho faty ho an'ny vahoaka .

13. xxx
(
24/05/2009 23:17)
O ry lanitra ô ! Tahio @ zava-tsarotra ity firenenan' ny dimby sy fara fa misy te hanao ny tsy mety .Irariana mba ho to ny sain' izy ireny any aoriana any, ka ahafahany handàla ny @ ny maha - mpandalo ny olombelona eto an- tany !! :twisted:
14. endrika01
(
25/05/2009 10:36)
Mila olona maranin-tsaina,tia karokaroka,mahay mifandray aminy Firenena eran izao tontolo izao,tsy manaiky fetsifetsena aminy fanambatambazana maro be,avy aminy firenen-kafa,izay miharo fitaka,na ambadimbadika mba hakanizireny ny tany na harena akibony tany,ao Madagascar...
15. endrika01
(
25/05/2009 10:37)
Mila olona maranin-tsaina,tia karokaroka,mahay mifandray aminy Firenena eran izao tontolo izao,tsy manaiky fetsifetsena aminy fanambatambazana maro be,avy aminy firenen-kafa,izay miharo fitaka,na ambadimbadika mba hakanizireny ny tany na harena akibony tany,ao Madagascar...
16. endrika01
(
26/05/2009 19:10)
Mamela malalaka ny vahoaka ,hilaza ny hetahetany.Sy ny faniriany,ary ny tsy tiany.Ny vahoaka ihany koa dia mampiseho izany,am-pilaminana,am-pahendrena,satria vahoaka nobeazina.Fa tsy hanao ny fombany fahavalo tonga hanafika .