Coup d'Etat au Serasera

1. xxx ( 25/05/2009 09:30)
Tena efa lasa lamaody ity coup sy fanonganana ity. Efa hita izao fa misy mitady hanongana i Rahery.
Ataovy matanjaka ny gardes Rahery fa efa mananibohitra ry zalahy!!! :-D :-D

novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:14
2. ravalotgv ( 25/05/2009 09:35)
tokony hividy capsat haingana ra hery

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. yuka ( 25/05/2009 10:14)
nareo panongana no mila capsat fa tsy ny haongana e!
adino sahady angaha ny tantaran'ny fanonganampanjakana?? :roll: :roll:
Iza mou no nividy capsat?? Ravalo ve?? :roll: :roll:
4. Mirananirina ( 25/05/2009 12:05)
hatraty kay izy ity.
Fihininay mafy kosa ity serasera ity ko,tsy avelanay lasan'olonkafa izany.Ny tompony ihany no tompony e.
5. patrick2002 ( 25/05/2009 12:06)
nareo panongana no mila capsat fa tsy ny haongana e!

fa ny haongana indray tsy mila tafika malagasy fa mila mercenaire loza izany :roll: :roll:
tena hafa mihintsy ity Ravalo ity kah
6. 08051972 ( 25/05/2009 12:31)
Mirananirina:

hatraty kay izy ity.
Fihininay mafy kosa ity serasera ity ko,tsy avelanay lasan'olonkafa izany.Ny tompony ihany no tompony e.



=D> =D> =D> Miombokevitr'isaka @ io satria soa ihany fa misy ny serasera mba hanoratana teny Malagsy sy hijerevana endrika Malagasy fa ra tséizany de very aty antanilavitr'aty!
7. halloween ( 25/05/2009 13:15)
Iza mou fa tsy i penguin sy i ravalotgv ary ry fijo no milela molotra te hanana serasera ho azy io e !
--fa vao mikitika an'i Herinay eo de miparitaka a!! ha ha ha ha !!
fa amin'ny politika kosa i Hery no faizina mafy fa manao mafimafy detety zay !
-indrindra rehefa manao le faminaniana fop^la zay izy de tena tsy izy mihitsy fa mila petsaina be mihitsy :!!
--otrizay kou ireo tompo menakeliny mpaka 19 aminy ato ireo ! petahina miaraka izy de amzay fantany tsara ny tokony hatao
8. benkintana ( 25/05/2009 22:56)
AMPIRITAKO HATRANY AN-KABONE LISANY ?HANONGANA ! HANONGANA ? ZAZA RATSY TAIZA :evil: :evil:
9. xxx ( 25/05/2009 23:14)
Efa mila aina lesy benkitana fa aleo hamono tena any a ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7172