Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
essera
(
26/05/2009 05:26)
Sao d mila voa tsy hary kosa !!!
Salama lékoum a,
Raha ny fijery ny toe-draharaha am zao fotoana aloha d mila voa tsy hary mihitsy izany ny sortants sasantsasany satria d raha dinihina ilay zavatra tadiaviny d tsy possible ny ank...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:06
TEGEVE
(
25/05/2009 23:50)
TSY FOIKO TY SEZAKO TY DE TSISY TE HIHAINO AHY RY ZALAHY
Anaka isany
Nantsoiko daholo ny hery ara-politika teto Mdagasikara
Ny vokany dia tsy nasin-dreo lanjany mintsy le antso ,zah kosa aloha tsy hiala eto zany e,filoha no tanjoko fa ty R8 nareo ty mb...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:17
bazylou
(
25/05/2009 22:21)
tongava daholo
hono eny amin'ny magro fa tsy misy kila tsony ry lerony!!! :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 19:59
bazylou
(
25/05/2009 21:59)
nopehan'i vonihaitsy sy jean eugene ny baolina kle!! hihi
Négociations : forcing de Pety, Voninahitsy et des militaires
25-05-2009| Écrit par R.C
Comme prévu, les ratsirakistes sont absents de la réunion du Carlton ce lundi. Les représentants ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 19:55
xxx
(
25/05/2009 20:28)
Vaovao tapatapany é
[url]http://fr.euronews.net/2009/05/25/dechainement-de-violences-en-inde-apres-une-querelle-meurtriere-entre-sikhs-en-/[/url]
[url]http://www.20minutes.fr/article/328263/Monde-Les-Tigres-tamouls-reco...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 19:54
xxx
(
25/05/2009 20:10)
pilote son
reinstallé windows xp zah fa nirame be ny pcko de nony vita ilay izy dia lasa tsy misy son ny ordi!
iza no mba mahalala site fi-installé-na pilote soon ordi?...
tohiny
novalian'i wanalen ny 27/05/2009 16:53
Noue
(
25/05/2009 18:30)
Les légalistes veulent un face à face avec la HAT
Hevitra hitako oe tsara io @ zay tsisy intsony ny desinformations à gauche à droite ! @ zay mba tsy hisy intsony ilay oe [b]OK !!![/b]
[size=70][color=red][b]Un débat télévisé doit étre orga...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 07:05
xxx
(
25/05/2009 17:51)
Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka
Zah dia mitondra vohoka @ zao, vao 3volana ny kiboko,ny fanontaniako: inona re no tokony hatao na fikarakarana atao eo @ nono mandritra ny vohoka, mba tsy hampirotraka loatra ny nono rehefa avy nampin...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/06/2009 06:04
08051972
(
25/05/2009 17:36)
MAHALEO
Handalo any Marseille i MAHALEO sao de tara nareo!!!!Jeroeo any @ sobika.com any!!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:57
xxx
(
25/05/2009 16:09)
Zany ka sport!
[img]http://drole.humours.net/sport/sport-039.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:13
xxx
(
25/05/2009 16:07)
commandant charle
henonareo angamba ilay fifapitifirana tany ambatondrazaka iny!! i commandant charle saika hanao ankeriny vary tao @ silô an'i ra8 iny no notifirin'ny miaramila niambina tany!!
ao amin'ny hopital mil...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 11:44
halloween
(
25/05/2009 13:27)
nihataka am fifampidinihan i deba sy ravalo,disqualifié zan
Rehaf mihataka de mihatak e! donk diskal tanterak zan ry lerony ! vita ny aminy ! ny toro hevitra ho anareo TIM de izao : aza maty ankazo tokana amze olona tsy hipody tsony hianareo fa mitadiava solo...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:28
bazylou
(
25/05/2009 12:11)
ambasady gasy paris
Enième tentative de l'illégale « conseillère »
Après le mensonge éhontée qu'elle a faite vendredi 22 mai sur une station TV malgache, Rinah
Rakotomanga a de nouveau tenté de faire le ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 08:09
ndaty
(
25/05/2009 12:09)
DEBA sy DADA , la débandade
Tsy manainky hono i Deba sy dada, ces deux garçons me font rire, ary rehefa miteny hoe: me font rire aho, dia ce que je ne ris pas du tout.je suis très en colère.
Que ces deux boys (Garçons...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:22
bounany
(
25/05/2009 11:50)
sipa tara am bandy ao an-tanana ah de.................
Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule.
Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa t...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 13:56
xxx
(
25/05/2009 11:19)
Tokony écarténa daholo ireo filoha taloha !....
Efa hita fa surtout i RAVALO sy RATSIRAKA no tena olana depuis 2002 ka mandrak izao , dia ireo olona ireo ve no hanimba ny fiainan ny 20 .000.000 malagasy isa , tsy aleo ve izy ireo alàna faty any di...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:36
penguin
(
25/05/2009 10:44)
Nosaritahan'ny TGVendrana ny tanà nny be olomanga
Midera tena mafy ho be olomanga i Madagasikara ary ao ny misoratra ho olo-kendry fotsiny izao. Ny zava-misy anefa dia iarahan'ny rehetra mahita ny toerana misy ny nosy sy ny zavatra vitan'ireto olo-ma...
tohiny
novalian'i penguin ny 27/05/2009 09:54
ronaldo09
(
25/05/2009 10:34)
Ny hadisoan'i TGV!
Tsy hoe akory TGV ny tena ka ny zavatra rehetra ataon'i Andry dia ho tehafina avokoa! Marina fa nahomby ny tolona natao ary ny fahombiazan'ny tolona dia tsy i Andry irery fa taon'ny dian-tanan'i Am...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:08
andrywui
(
25/05/2009 09:59)
lay fotoana amlé faminaniana de tsy mbola miova 14jrs sisa
ha ha ha !! lasa raharaham-pirenena tokoa amzao ty fanisana andro ity an !! ataoko tsy levon'ny vavonin'ny TIM io andraso kely moa !! tsy resaka ramosé tsony ny ahy manomboka eto fa ny TIM rehetra m...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:41
08051972
(
25/05/2009 09:46)
IZA MARINA NO AO AMBADIKY NY TF1?
Asa na tadidinareo le reportagen'i Mada efa elaela ihany izay de io iarahantsika miaina io ny toe-draharaha any Dago! De omaly indray ry zereo namoaka reportagan' i Senegal de iarrhantsika mahita eto ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:01
