Nosaritahan'ny TGVendrana ny tanà nny be olomanga
1. penguin
(
25/05/2009 10:44)
Midera tena mafy ho be olomanga i Madagasikara ary ao ny misoratra ho olo-kendry fotsiny izao. Ny zava-misy anefa dia iarahan'ny rehetra mahita ny toerana misy ny nosy sy ny zavatra vitan'ireto olo-manga sy olo-kendry rehetra ireto. Vao tonga koa ny tgvendrana dia niampy ihany ny isan'ny olo-manga ary nifampiarahaba satria afaka hono. Izao anefa hita fa tena afaka tokoa ary tena misavoana ny Malagasy tanànan'ny be olo-manga. Ny miaramila sady hendry no deraina ary milaza ho iray tsy mivaky mbola anaovana fandaharana sy fivoriana akambana sy ampahafantarina ny tena andraikiny. Loza fa Madagasikara dia anarana ny maha-be olo-manga azy. Koa mifalia fa olo-manga ary mahatafavoaka avokoa. Ny tgvendrana moa vao maika mandetika ihany
novalian'i penguin ny 27/05/2009 09:54
2. tataka
(
25/05/2009 10:50)
Rehefa hitan'ny vahiny an-dafy dia afaka mirehareha hoe izany izahay manana TGV haingam-pandeha ary tsy hananan'ny an-dafy n'aiza n'aiza. Tafita ve vao ho sahirana ry leiry eee?
3. penguin
(
25/05/2009 11:19)
Ny olo-manga betsaka ary Madagasikara tany manakarena hoy ry tgvendrana fa ny mpitondra teo aloha no tsy mamely. Ohatrinona isam-bolana moa no karaman'ireto mpikambana anaty HAT izay faly mitanisa ny fahantran'ny Malagasy ireto. Olo-mangan'ny firenena tgvendrana ireo fa ny vahoaka hoy ry ramakavelo vendrana ary tsy afaka manadihady lavitra ka ny olo-pirenena no zahavina nefa vitsy. haverimberindreo hatrany ny maha-vendrana ny vahoaka ka izay no tsy ahafahana manao izany fifidianana izany haingana. Samy mpanohana tgvendrana nefa mifanohitra ihany fa ny iray avy any Cuba ex-ministra nanao tetezana tapaka milaza fa tsy badraodra ny gasy ka tsy ahalala hijery sary fa ampiasao fotsiny ny bulletin unique. Ny iray Clement Ravalison indray mihoraka fa tsy mbola hain'ny olona io fa mila hazavaina tsara. Tanànan'ny be olo-manga efa tafita nahazo andry tgvendrana. faly ry zalahy mpisora-tena ho olo-manga satria tsy maharaka azy ny andry tgvendrana.
4. bazylou
(
25/05/2009 11:45)
de tsy maintsy mitontona any amin'ilay hoe resaka rkarama foana ny anareo ry penguin!! tsy nahazo angamba ianao!! dia averiko aminao ny fanontaniana, firy ny karaman'ny gvt le8 tamin'ny androny ??? firy ,???
5. andrywui
(
25/05/2009 11:46)
hoy penguin
HAY VE EFA FANTATRY PENGUIN TSAR OE NY TGV NO OLOMANGA E !! MERCI LETSY NIOVA HO TGV A!!
NY ADALA IHANY NO TSY MISAINA EE!!! ELAH OLONA MARANITRA BE IO VE !!
MERCI NIOVA TGV EE
Ny zava-misy anefa dia iarahan'ny rehetra mahita ny toerana misy ny nosy sy ny zavatra vitan'ireto olo-manga sy olo-kendry rehetra ireto.
HAY VE EFA FANTATRY PENGUIN TSAR OE NY TGV NO OLOMANGA E !! MERCI LETSY NIOVA HO TGV A!!
NY ADALA IHANY NO TSY MISAINA EE!!! ELAH OLONA MARANITRA BE IO VE !!
MERCI NIOVA TGV EE
6. penguin
(
25/05/2009 12:01)
Tsy mety ho tgvendrana mihintsy penguin fa ny famakianao teny no mila ovaina satria ampoton'orona loatra nefa firenena no dinihina.
7. andrywui
(
25/05/2009 12:04)
hoy penguin !
zay mihitsy lesy a !! ataovy mahamay mitsy reo TIM reo Penguin a!!
mety afaka mivadika ho TGV mihintsy penguin fa ny fitondravalomanana no mila ovaina satria ampoton'orona loatra nefa firenena no dinihina.
zay mihitsy lesy a !! ataovy mahamay mitsy reo TIM reo Penguin a!!
8. penguin
(
25/05/2009 12:17)
Hahaha ny hoe TSY TIAKO lasa TIAKO satria natelina ny tsy an ? tgvendrana marina ry andrywui ka olona mamaky ny eo ambony eo no zahaviny fitahina. Izany rehetra izany no fanasaritahana ny firenena ataon'ny olo-manga hafahafa tgvendrana.
9. xxx
(
25/05/2009 12:19)
hoy penguin !
Voalaza teo :
mety afaka mivadika ho TGV mihintsy penguin fa ny fitondravalomanana no mila ovaina satria ampoton'orona loatra nefa firenena no dinihina.
zay mihitsy lesy a !! ataovy mahamay mitsy reo TIM reo Penguin a!!
Voalaza teo :
mety afaka mivadika ho TGV mihintsy penguin fa ny fitondravalomanana no mila ovaina satria ampoton'orona loatra nefa firenena no dinihina.
zay mihitsy lesy a !! ataovy mahamay mitsy reo TIM reo Penguin a!!
10. andrywui
(
25/05/2009 12:21)
hoy penguin !
zany mihitsy letsy penguin a !!!
miaramila sady hendry no deraina ary iray tsy mivaky mbola anaovana fandaharana sy fivoriana akambana sy ampahafantarina ny tena andraikiny. Madagasikara dia be olo-manga indrindra ny tanora toa ny TGV . Koa mifalia fa olo-manga ary mahatafavoaka avokoa ireo. Ny TIM vendrana moa izao no vao maika mandetika ny HAT ihany
zany mihitsy letsy penguin a !!!
11. halloween
(
25/05/2009 12:35)
hay ve zay i penguin vao tena lasa TGV amzay e ! misaina kosa lery kah
fantany oe soavaly maty le TIM de naleony nitaingina soavaly favori izy !! kou soavaly antitra reny kosa ve !! hi hi hi
voarirorirotra amin vozon'akanjony !! hih ih ih !!
soavaly ngoda !! fa efa antitra ! hii hi hii hi !!

12. penguin
(
25/05/2009 13:00)
Rehefa mitapy ny tgvendrana dia mamadika ny havia ho havanana hatrany. Ny"train à Grande Vitesse" lasa tgvendrana no mahatonga izany.
13. halloween
(
25/05/2009 13:08)
hoy penguin eto hoe :
marina mihitsy aloha zay tenin'i penguin zay e, tsisy adi hevitra be zay
miaramila sady hendry no deraina ary iray tsy mivaky mbola anaovana fandaharana sy fivoriana akambana sy ampahafantarina ny tena andraikiny. Madagasikara dia be olo-manga indrindra ny tanora toa ny TGV . Koa mifalia fa olo-manga ary mahatafavoaka avokoa ireo. Ny TIM vendrana moa izao no vao maika mandetika ny HAT ihany
marina mihitsy aloha zay tenin'i penguin zay e, tsisy adi hevitra be zay
15. cyril
(
25/05/2009 23:13)
Tsy mila tgv ve i MADAGASIKARA RAHA MIVARALILA LAVA ZAO NY EKONOMIA?
Mazava @ nareo ve ,fa tsy fanompoantsampy akory ny politika ry tgvendrana a
Mbola tsy tonga fotoana ve le sarim-bavy iny e; de eo ndray elah be taraina @ Hery any
Mazava @ nareo ve ,fa tsy fanompoantsampy akory ny politika ry tgvendrana a
Mbola tsy tonga fotoana ve le sarim-bavy iny e; de eo ndray elah be taraina @ Hery any
16. xxx
(
25/05/2009 23:43)
Ataon'i penguin mivadika miverina zéro ny zanak'ati-dohan'i andrywui klé :-D :-D :-D
17. xxx
(
26/05/2009 09:33)
hoy i soucryl
aza be vava eo ko ialahy fa ny ndaty tsy hainao sokrily ty anao lat....k'omby
cyril
: Nosaritahan'ny TGVendrana ny tanànny be olomanga