tongava daholo

1. bazylou ( 25/05/2009 22:21)
hono eny amin'ny magro fa tsy misy kila tsony ry lerony!!! :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par xxx le 26/05/2009 19:59
2. xxx ( 25/05/2009 23:59)
Efa lasa mpitsikolo sy mandrindra ny paika zany ry zalahy ,zany ny mahay azy,tsy manao an'ireny lainga tsisy tototra reny ,sahala @ oay =essera na i ndaty=bazylou na andrywui=halloween
3. xxx ( 26/05/2009 04:49)
hoavy izahay hanatevin daharana bazylou a :* :*
4. essera ( 26/05/2009 05:34)
Milay kosa aloha ilay fiarahana mandihy ao am magro fa lainga2. Ny tena mahafinaritra aminy d sady manao aérobic vinany izany ianao, mifangaro fitness. Zah zan tena mieritreritra wé hain-dr lerony kosa ny mandany andro an lé kil ao a.

Fa mba fanontaniana manitikitika ny saiko ity ry zalah fa tsy misy mety mamaly.
Inona marina ny tena définition an'ilay hoe "IMMINENT".
Ohatran'ny henoko matetika io afangaron'dr zalah am teny hoe : Retour na Arrivée d ohatran'ny matsiro be zany ny maheno an'le izy fa mba omeo fanampi-panazavana amin'izay mba mahafantatra.
5. xxx ( 26/05/2009 07:08)
Ady zesa ndray i Voninahitsy +Pety vs tgv
Mafy le fakam-panahy
ny iray moa manao revin-gadra afaka ny faharoa tia seza mafy
Ny fahatelo ny Vahoaka mandry fotsy :?: :?: :?:
6. essera ( 26/05/2009 08:31)
Ady zesa ndray i Voninahitsy +Pety vs tgv
Mafy le fakam-panahy
ny iray moa manao revin-gadra afaka ny faharoa tia seza mafy
Ny fahatelo ny Vahoaka mandry fotsy


Raha naheno kosa ianareo omaly tam tv d mouvance tgv izahay oz Voninahitsy sy Pety. Raha tsy hoe ezahinareo adika vilana angamba izany. Ny tsy levon'ny vavon-dry zalah d i Dada ilay nampidoboka azy mits ka itenenany wé mbola be ny tsy ho vita mora fa izahay no nampakatra an'i Baina teo ary izahay koa no nampinaniny.
Sao d nisy tsy naheno koa ity teny noteneniny ity :
"Ny kila manao ohatra ireny indray ve no hidongy hitsoaka an-databatra ozy ry lerony".
7. xxx ( 26/05/2009 19:59)


Hoy xxx 4

Ady seza ndray i Voninahitsy +Pety vs tgv
Mafy le fakam-panahy
ny iray moa manao revin-gadra afaka ny faharoa tia seza mafy
Ny fahatelo ny Vahoaka mandry fotsy


Refa mpanao afera de zao foana ,tonga de paosy no fenoina haingana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453