Sao d mila voa tsy hary kosa !!!
1. essera
(
26/05/2009 05:26)
Salama lékoum a,
Raha ny fijery ny toe-draharaha am zao fotoana aloha d mila voa tsy hary mihitsy izany ny sortants sasantsasany satria d raha dinihina ilay zavatra tadiaviny d tsy possible ny ankabeazany.
Ohatra vitsy2 ity :
- Avoahy ny ireo kila an mpanara-dalàna (ts itako loatra alou izay olana). Avoahy izy ry zalah.
Manomboka eto d efa ts milam !!!
- Avereno i Dada ary miakatra eo am fitondrana.
8O 8O 8O
Zao ve ? Aiza ? Sao d manofy atoandro nareo zany.
Tokony tsy niala teto mits iz refa izany fa ts atao kitapo latsaka ilay revy na kitapo nalatsaka angamba no marina kokoa d avy eo mifamaly am n'oul fotsin enao refa any atran'oul ny entana. Inona kosa ar ty ?
Mbola misy tohiny anankiroa ilay izy fa aleo ts tenenina intsony fa ry zalah aza efa nivoaka ny trano. Aza miditra tson nareo rehefa zan fa mandoto trano fotsiny a.
Ny fiverenan'i Dada eto ry akama mpiondana isany no hampiakatra ny gidra2 indray ka raha ohatra moa hitanareo hoe tena ilaina izay d sahy hi-assumer ny responsabilité ve nareo ? Aza entina am fo fa simba be a.
Conseil d'ami ty ry zalah : rehefa miditra am na resaka dinika ambony latabatra d aza manantena na iza na iza, na arema, na tim, na tgv, na zafy fa wé tsy maintsy tanteraka ny sitrapony 100%. Mba hifampitsinjovana ao d farafaharatsiny mba ny ampahany maromaro amin'ny fangatahanao no tanteraka fa tsy anaovana ady hevitr'ankizy amin'ny bontolo.
Raha tsy mety ny table ronde, d aleo mitady table carrée, na ovale indray raha izay no mampilamina ny dinika fa nareo a !!!!
:-D

novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:06
2. xxx
(
26/05/2009 05:50)
io ry oay tsy hilamina izany mihitsy an ohatrany fomba nangalarany ny fanjakana teo no hanaovana azy izany hoe, mila mampiasa force dia avy eo election dia izay.
3. essera
(
26/05/2009 05:55)
Fa aiza Oay izany ? Io ndray nareo fa mamo maraina. Sad otsam-bera koa nareo zany no bônéra b.
4. xxx
(
26/05/2009 07:11)
Hoy essera =oay
Ary manompa tena le ity zany =)) =)) =))
Hnanimazo blao any io ry xxx a
Fa aiza Oay izany ? Io ndray nareo fa mamo maraina. Sad otsam-bera koa nareo zany no bônéra b.
Ary manompa tena le ity zany =)) =)) =))
Hnanimazo blao any io ry xxx a
5. ravatorano
(
26/05/2009 07:12)
mazava aloha fa tsy hisy hahazo tombony eo ary tsy hisy hahazo koa ilay hoe fitakiana zato isan jato amin\'izay heveriny fa hifanaraka amin\'ny sitrapony araky ny voalazan\'i essera fa tsy oay etsy ambony !
izay no maha latabatra boribiry azy fa kosa ity aza adino raha mametraka sy manendry ny vondrona anakiray dia tokony hanao izany koa ny hafa.Ny tena nialan\'ny vondrona arema tarihin\'ingahy ratsiraka tamin \'io ange izao dia ilay hoe \"nanongam-panjakana\" ny mouvance tgv e d nararaotin\'ny tim iny hoe raha tsy tena ampy tanteraka ny mpiara midinika dia tsy afaka hanohy zareo sady eo foana koa ny fitakianany fiverenan\'ny dadandry zareo sy ny famoahana ireo parlementera sy ry Manandafy ary izay niaraka taminy.
i dada aloha toa ho sahirana ihany vao ho tafaverina eo amin\'ny maha filoha azy,raha tafaverina eto aza izy ahiko mbola eny ivato defa voasambotry ry cnme ka tsy inoako mihiotsy ny hiverenany eto amin\'izao.
Iny zany dia efa tsy hampilamina azy satria ho sarotra tanterahina ! raha haverina ho filoha tooa moa izy inona no nanaovana anio 13 mai ,ny fanalana an\'Ingahy Ravalomanan ange no tena tanjona nokotrehina tamin\' io e ary efa tonga amin\'izany ry zareo ka ahona no hahasahiany indray hampiverina ny dadan\'i TIM.Tsy azo heverina izany !
Ny arema injinja fa ny filohany dia mila famotsoran-keloka amnistie madio mangarangarana nefa dia samy mahalala ny zava nisy sy niseho taminn\'y volana aout 1991 ireny isika,samy nahatadidy ihany koa ny fahapotehan\'ny firenena ka nitondra izany tamin\'ny fahantrana,ny fanodikodinam-bolam-panjakana isa-tokony,dia avela ho afa-maina ve izany ! asa aloha fa toa manao vazaha mody miady mantsy ny arema sy ny mpitondra ao amin\'ny tgv amizao ary za matahotra fa mety hanaiky an\'io ingahy Andrinirina Rajoelina nefa mbola eo ry A.R izay \"noyau dur\" ao amin\'ny HAT.
Manampy trotraka koa ny fijoroan-dry Pety sy ny tariny eo amin\'ny fifanatrehana io ary tsy hay intsony izay mila voa tsy hary satria araky ny assises farany teo dia tokony any no hiseho ny fanampahan kevitra mikasika ny gadra politika saingy zalahy moa efa zatra an\'io barofo io ka dia ireny no fandehany,ny jeneraly fidy aloha nahay nanaja tena ka naleony niala tao !

6. essera
(
26/05/2009 07:45)
Misy azo raisina ilay fanadihadian'i ravotorano ka, fa tsy ohatran'le bandy tsy misy atokona eo ambon nefa mba te hiditra hiresaka 1.xxx, 3.xxx.
zao ravotorano no zava-misy koa ange, diso foana matetika ny pronostika n'le kila. Efa hatrany amboalohany io a, ohatra izao http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a1a24b3156e5 .
Ny akaman'i Dada ange am zao d entin'i Dada am hambo-po fotsiny e. Ary hambo-po diso toerana ilay izy. tena marina an'io. Tsy mety mino ry zalah am le fivoaran'ilay toe-draharaha vitesse grand V.
Prolongation ve ry zalah no eritreretina hamonoana baolina nefa ny olona efa manana avantage. Tsy haiko aloha fa anjaran'ny be lou be no mirev an zany.

7. xxx
(
26/05/2009 20:06)
Hoy essera
Misy olona ato de mihevitra fa ny fahazazany ka mbola resaka tono valala ihany ny ao an-dohany :-@ :-@