pilote son

1. xxx ( 25/05/2009 20:10)
reinstallé windows xp zah fa nirame be ny pcko de nony vita ilay izy dia lasa tsy misy son ny ordi!
iza no mba mahalala site fi-installé-na pilote soon ordi?
novalian'i wanalen ny 27/05/2009 16:53
2. wanalen ( 26/05/2009 18:05)
http://www.touslesdrivers.com/
tsindrio (Mes drivers) avy eo (lancer la detection) , raha misy zavatra (direct x) asainy installer-na dia atao izany , apoitrany eo avy eo ny lisitry ny zavatra rehetra misy ao anaty PC , raha carte son integrée dia ny pilote carte mère mihitsy no atao,(mise à jour) efa ao anatin'ny lisitra .Mazotoa ary
3. xxx ( 27/05/2009 08:46)
tena misaotra fa mety ry akama an
4. wanalen ( 27/05/2009 16:53)
six eh ! ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3982