DEBA sy DADA , la débandade

1. ndaty ( 25/05/2009 12:09)
Tsy manainky hono i Deba sy dada, ces deux garçons me font rire, ary rehefa miteny hoe: me font rire aho, dia ce que je ne ris pas du tout.je suis très en colère.

Que ces deux boys (Garçons) ne veulent plus revenir à la table de négociation, c'est leurs problèmes.

Fa raha hilaza kosa hoe: avoahy ny mpamono olona rehetra, fafao ny sazin'ireo nandrimpaka aina, avereno atanindrazana ireo nandatsa-drà.

NON, NON, NON; ces deux garçons (Radidy et Ravalo) peuvent attendre, le temps qu'il leur faut, mais nous on les emmerde!!!

Tsy halinonay ny: 10 Août 1991
ny 07 Février 2009

novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:22
2. xxx ( 25/05/2009 12:25)
hatao ahoana moa ry rahalahy fa izay no takatr'izy ireo fa mety e!

ny olana dia olona 2 no mibloquer ny 2 millions....

mampalahelo
3. 08051972 ( 25/05/2009 12:42)
ndaty:

Tsy manainky hono i Deba sy dada, ces deux garçons me font rire, ary rehefa miteny hoe: me font rire aho, dia ce que je ne ris pas du tout.je suis très en colère.

Que ces deux boys (Garçons) ne veulent plus revenir à la table de négociation, c'est leurs problèmes.

Fa raha hilaza kosa hoe: avoahy ny mpamono olona rehetra, fafao ny sazin'ireo nandrimpaka aina, avereno atanindrazana ireo nandatsa-drà.

NON, NON, NON; ces deux garçons (Radidy et Ravalo) peuvent attendre, le temps qu'il leur faut, mais nous on les emmerde!!!

Tsy halinonay ny: 10 Août 1991
ny 07 Février 2009





=D> =D> =D> =D> Marina nen'i Ndaty ; tokony ho faizina ny mpamono olona t@ 17fev sady mbola mampahantra ny firenene Malagasy! Tokony hotorahambato (lapidéna) eo @ kianjan'ny Mahamasina satria eo no fanovan'ireo velorano rehefa hitondra fanjakana ry zareo!
4. locl ( 25/05/2009 12:57)
Avelao izy haneho ny heviny e! Any aminy ny force afaka mi-bloquer ka asehony tsara. Bien Dada

Manantenà taingisa ry ndaty raha misy olona tianao hatao président fa zahay mbola tsy vonona hifandray tanana aminareo fa nareo milanja kobay ankelika.
5. halloween ( 25/05/2009 13:31)
tsy ravalo kosa aloha no hiditra hilatsaka eo e ! mbola mandalo fitsarana be iny ! eo de efa bloqué ny lalany !
ny nahavoa azy ?? nandrora nitsilany ! raha mbola nieritreritra ny hiverna de tokony tsy nopehana tao daholo ny volampanjakna sy ny harempirenena vao nitsoaka !! zao kobo daolo ny fika ratsy !! ny olona novonoina moa tsy lazaina tsony fa bobaka be !!
6. 08051972 ( 25/05/2009 15:24)
Ka @ fomba aôna no hitsaran'azy raha tsy avela miditr'any Dago aloha izy? Sa ve atao ôtran'i Pierrot ? Kanefa toa miarak'indray aza izy roalahy atsy anaty gazety atsy ka! Izay hampandroso an'i MAda alo andé heverintsika f'aza tonga de hoe tsy iX na tsy Y. :idea: :idea:
7. halloween ( 25/05/2009 16:41)
aleo hiditra izy e !
aleo hiditra fa miandry azy isika ! maty !
8. 08051972 ( 25/05/2009 17:24)
Fa sô de heverinareo fa moramora ary zany hoe "MATY" izany ? De iza no hamono? i Capsat? Zavatra mercenaire k'izay manome vol'azy no pata ,ary ny miaramila toa voafehin'i Radidy de tsy afaka mamono ol intsony! De inona ny paika? :idea: :idea: :idea: :idea:
9. ndaty ( 25/05/2009 18:02)
aleo hiditra izy e !
aleo hiditra fa miandry azy isika ! maty !


ry zalahy anie no miala ny table de negociation, ka hoe: alao hiditra @ ahoana aza!!!

manandafy sy zafy j'ai beaucoup derespect pour ces deux là, voadaka vody, sy naboridana, fa dia mijoro sy miady sur terrain, les mains dans la boue, et c'est louable

Mais ces deux garçons (radidy sy ravalo), ce sont des lâches, ny mpomba azy no maty, izy roalahy migalabona

mavandy avao!!!!!
10. xxx ( 25/05/2009 23:22)
avoahy eto ny maman'i ndaty sy andrywui ampidirako ny ahy ny vodiny jerevana hoe ,ary aza be taraina ry sari-bavy ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0996