TSY FOIKO TY SEZAKO TY DE TSISY TE HIHAINO AHY RY ZALAHY

1. TEGEVE ( 25/05/2009 23:50)
Anaka isany

Nantsoiko daholo ny hery ara-politika teto Mdagasikara
Ny vokany dia tsy nasin-dreo lanjany mintsy le antso ,zah kosa aloha tsy hiala eto zany e,filoha no tanjoko fa ty R8 nareo ty mba nantsoiko ho PM fa naneno be I Roindefo,ny sasany ato aloha de maika hitondra koa hanao saphir bizna

Efa nahalafo ihany aho fa misy handoavana ny capsat aloha
(l) (l)
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:17
2. xxx ( 25/05/2009 23:52)
Lazao eto ry tgv ny marina ,hay ve ry zalahy ao no mpanodina vato sy sokatse miaraka @ ndaty sy bois ,tetezana boboka marina ty ry zakahy a
3. essera ( 26/05/2009 05:31)
Alaivo le porofo d ento eto e. Sao d manao gisa lah oman-ketsa ary ireto mpiondana ireto. Efa mamo be d mandeha mankany am commissariat :

- Rasefo ô ! Rasefo ô ! Voahy kely fa vakiko le trano ary mba omena tanana.

:-D :-D
4. xxx ( 26/05/2009 06:56)
Afa takotra le ady bizna ,ary io no paika de lasa mipitsika any frantsa zany ty Andry ty ,fa mody be fika be ,nefa efa hita fa tsy tafa :roll: :roll: :roll:
5. essera ( 26/05/2009 08:47)
Fa raha tsy ampy ny billet n'i xxx.3 d aleo manao latsak'emboka ato raha ilay any France no tena tsy levon'ny vavonin-drangah.
:-D
6. xxx ( 26/05/2009 09:26)
namindran'i hery fo tao ndray tezeve de mi wa wa wa eto ndray

nahazo mise à pied firy herinandro ise ry tezeve ?
7. xxx ( 26/05/2009 20:17)
Hoy TEGEVE


zah kosa aloha tsy hiala eto zany e,filoha no tanjoko fa ty R8 nareo ty mba nantsoiko ho PM fa naneno be I Roindefo,ny sasany ato aloha de maika hitondra koa hanao saphir bizna


Art tena zany mintsy no toetrn'ireo olona tgv reo,
TONTAKELY :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0413