lay fotoana amlé faminaniana de tsy mbola miova 14jrs sisa

1. andrywui ( 25/05/2009 09:59)
ha ha ha !! lasa raharaham-pirenena tokoa amzao ty fanisana andro ity an !! ataoko tsy levon'ny vavonin'ny TIM io andraso kely moa !! tsy resaka ramosé tsony ny ahy manomboka eto fa ny TIM rehetra mihitsy !! zany hoe laisany izay mpitsoatsoaka amin'ny xxx ato ireo de mihinana daholo manomboka izao !! fantatro daholo laisany !!
--zay mahasahy hifanazava sy hiresaka moa de arahaba tsara mamoaha PS !! ze sarimbavy kely tsy maninnn fa afaka manao ankolaka sy ankitsoaka izy fa mety daholo !! tsara ihany anefa ry zalah ny mitombvandahy fa ny Pelaka efa mandreraka ! ka laisany ndray ve hanao pelaka eto ! ka ze tsy mamoaka ps hiresaka eto de pelaka zay !!
---ny politika moa de mandé ihany fa tsy mijannnn , fa ny fananarana kou alefa ihany satria tena hita fa tsisy saina mihitsy nareo TIM ireto fa mitady vaniny lava izao nade efa hita fa resy sy tsy hita popoka intsony aza ny dadany !! ny anay ny dadanay afaka !! ha ha ha !!! ny dadanay Filoha !! ha ha !! ny anareo ray mpandositra adidy !!!
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:41
2. hery ( 25/05/2009 10:13)
Toa manomboka tsy mandray karama hono ny mpiasa? Saingy tsy mahazo mitaraina faizay mitaraina dia mahazo teny midina :-) dia lazaina hoe TIM dia miala any ny gidragidra.

Ny taratasy ara-panjakana tsy fantatra intsony hoe iza no tokony hanao sonia azy... dia misy ny manararaotra izy tenany ihany no manao sonia dia valable :-)

Izany ve tokony mbola hiandrasana 14 andro indray?

Hitsingidina eny ambony tetezana eny ialahy isany.
3. yuka ( 25/05/2009 10:16)
Dia ho lasa teteza-mihongana indray zany atsy ho atsy e! :-D :-D :-D
4. hery ( 25/05/2009 11:26)
Sady nampakarina ambony loatra ilay tetezana dia izay mianjera tonga dia vita :-)

Aza dia milingilingy ho'a
5. andrywui ( 25/05/2009 11:41)
Toa manomboka tsy mandray karama hono ny mpiasa? Saingy tsy mahazo mitaraina faizay mitaraina dia mahazo teny midina dia lazaina hoe TIM dia miala any ny gidragidra.


tenin'i hery irery sy hevitrandrangah irery ve zany sa tena zay no marina ???
--tsarovy fa efa manana loharanombola be ny fanjakana zao tompokolahy !!
ary hono oa tsy ilay dada nitsoaka ihany ve ry hery no nipaoka sy nanadio ny volampanjakana rehetra tao a!! ka toa ny mangalaketsa ndray ty no avo vava oe zao e zao !! tadidio fa nadio ny vola rehetra tao amn bank , tresor , fer , usaid , upep , fao , fed , sns tamin nialandravalo teo !! de fomba ahoana moa no hitenenan'ny TIM fa tsy voaloha ny karama ! ?? rah tsy voaloha ny karama de nareo anie no naka ny vola tao e !! ary mikompra anzany tsara daholo ny mpiasa rehetra ao am HAT ao oe nopehanle dada adalanareo tao ny vola de mbola mitady sy manao fifanarahana eran tanana ny fanjakana hanetsemana ny nalaina !!
fa kosa amin fotoana hiverenan'i dadanareo eo de tadidio tsara ity teny ty fa handoa ny vidiny izy !! izay kou no antony tsy ahasahiany mody eto !!zay nanao ratsy no mahana ! raha tsara ny nataony tsy nanampanahiana ny hody lery!! fa hatramzao de mbola mipetraka ny didy fampisamborana azy vao miditra eto am tanana izy !!
otranle hetsika tam herinandro tany Morondava !!vao niditra teo tokoa izy de petsa teo !!
6. andrywui ( 25/05/2009 11:59)
slt Yuka hay velona tao ihany !! ary niova look ikala an !!!
ary niova bandy be le sary nefa vavy kely mampalaelo iny !!
-ary efa any M/car ve sa mbola any jap's ??
--mbola voatana miasa ao amin ambasady ve ???
--tsy voaroka ??

sa mbola nanao demenazimà !! ha ha ha !!!!
7. halloween ( 25/05/2009 13:34)
hoy hery !


Izany ve tokony mbola hiandrasana 14 andro indray?


fa oviana ndray ????
vao manonona daty hafa eo ndray nareo de voatazona eo ndray, fa aleo miresaka fotsiny ! ha ha ha !
8. 08051972 ( 25/05/2009 17:19)
andrywui:

Toa manomboka tsy mandray karama hono ny mpiasa? Saingy tsy mahazo mitaraina faizay mitaraina dia mahazo teny midina dia lazaina hoe TIM dia miala any ny gidragidra.


tenin'i hery irery sy hevitrandrangah irery ve zany sa tena zay no marina ???
--tsarovy fa efa manana loharanombola be ny fanjakana zao tompokolahy !!
ary hono oa tsy ilay dada nitsoaka ihany ve ry hery no nipaoka sy nanadio ny volampanjakana rehetra tao a!! ka toa ny mangalaketsa ndray ty no avo vava oe zao e zao !! tadidio fa nadio ny vola rehetra tao amn bank , tresor , fer , usaid , upep , fao , fed , sns tamin nialandravalo teo !! de fomba ahoana moa no hitenenan'ny TIM fa tsy voaloha ny karama ! ?? rah tsy voaloha ny karama de nareo anie no naka ny vola tao e !! ary mikompra anzany tsara daholo ny mpiasa rehetra ao am HAT ao oe nopehanle dada adalanareo tao ny vola de mbola mitady sy manao fifanarahana eran tanana ny fanjakana hanetsemana ny nalaina !!
fa kosa amin fotoana hiverenan'i dadanareo eo de tadidio tsara ity teny ty fa handoa ny vidiny izy !! izay kou no antony tsy ahasahiany mody eto !!zay nanao ratsy no mahana ! raha tsara ny nataony tsy nanampanahiana ny hody lery!! fa hatramzao de mbola mipetraka ny didy fampisamborana azy vao miditra eto am tanana izy !!
otranle hetsika tam herinandro tany Morondava !!vao niditra teo tokoa izy de petsa teo !!



:-D :-D :-D :-D Ambelanreo hiditra basy Dada de bôk'eo zahavntsika iz kô marina fa nangala-bola e! Sitrany mba manefa! Sa karakôry ho anao ? ;-) ;-) ;-)
9. cyril ( 25/05/2009 23:03)
Mihinana ndray i andrywui ato ,zany leity refa dondrona :-D :-D :-D
10. xxx ( 25/05/2009 23:41)
Marary saina io bandy io ,manao boloky ato @ serasera ato ,fa efa nangerezan-olona tany ] sobika tany @ io loha tsy misaina io fa ataonay mahita faisana tsara elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6192