Akanga aloa vao reny akoho

1. pimaso ( 20/05/2009 14:48)
kely sisa
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:41
2. ravalotgv ( 20/05/2009 14:53)
atody aloha vao akoho sa akoho aloha vao atody

sniff
tcroufff

setroka vao sigara sa sigara vao setroka
sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. xxx ( 20/05/2009 14:55)
sao ho voa roa ohatrin 'ny akohovavy i tgv
sady voatsaingoka ny loha no voatsaingoka ny vody
4. xxx ( 20/05/2009 15:02)
Ampinanana zany tgv ve zany zao ,klé aiza daholo izy teo ry zalahy
:-D :-D :-D :-D
5. vaninna ( 20/05/2009 15:37)
ny anareo koa dia tsy misy resaka afatsy tay sy vody !!
6. 08051972 ( 20/05/2009 15:39)
pimaso:

kely sisa



:roll: :roll: :roll: Ny @ inon'io? Ny filetehan'i Madagsikara ao anaty tevana ve sa ny fifidianana ve ny hahatafavoahantsika @ crise? De mba omeo sopapa ary zà hoe @ fomba ahoana e? :idea: :idea:
7. AndriambyII ( 20/05/2009 15:53)
Raha ny @ fifidianana zany alou dé aleou isy ny fitsapam-bodiakoho ,reefa tsy tay vé dé tsy o atody !!!! he he he he :lol: :lol: :-D :-D
8. andrywui ( 20/05/2009 16:14)
pfffff ! nemportekoa !!

:@ :@
9. Noue ( 20/05/2009 16:58)
ny sarety alohan'ny omby ve ? :^) :^) :^) :^)
10. KALACK ( 20/05/2009 17:02)
Iza no sarety ? i Noue ve sa omby i Noue de iza ndray no sarety zan ??

sa Noue ihany no omby sady sarety ? tsy azoko noue a !!

Noue ve mahalala omby manga ?? :* :*
11. Noue ( 20/05/2009 17:05)
hasiako sary sarety sy omby ? :-D :-D :-D :-D saingy ovni ve zany omby manga zany ry K ? :-D :-D :-D :-D
12. KALACK ( 20/05/2009 17:23)
noue !! :* :* :* zany ve !!
13. fijo ( 20/05/2009 19:36)
mbola hoela ny lalao ka,fa ny filentehan'ny madagasikara,no tsy ela dia ambany tanteraka fa tena milentika vitesy TGV
14. xxx ( 21/05/2009 01:01)
Ary fetsitsifetsy ndray elah teto ry andrywui fa raha vao hitan'lery mamely an'i Noue patrick2002,de iny ndray lery mikoty haingana,de aiza moa elah no tsy ataon'i rapah hoe jangaveta :-D :-D :-D
efa miady an-trano koa ny tgviste ato ,kely sisa
15. fijo ( 21/05/2009 20:41)
hihihhihi izao ngah avao manomboka izany???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1626