Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dinos, milahatra araka ny daty
dinos ( 21/05/2009 07:15)
JOH (Ventso)
Manao ahoana! Nisy hiran'i JOH (Ventso), nadikako tato, d hatr@zao mbola tsy mivoaka ilay izy? Fa maninona kay no mbola tsy ao anaty listry ny hira ilay izy? Artista: JOH Lohateny: Ventso... tohiny
novalian'i hery ny 21/05/2009 08:03
dinos ( 20/05/2009 08:02)
hira Ventso an'i JOH
Nampiditra hiran'i JOH (Ventso) za fa mbola ts mivoaka ao anaty listry ny hira leizy hatr@zao nefa efa elabe no napidiriko! Mba jereo kely hoe azafady! Rinah... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069